Тёмный
Mialitiana Razafindrakoto
Mialitiana Razafindrakoto
Mialitiana Razafindrakoto
Подписаться
Ratra - Kim ft Sunny
5:02
3 года назад
Princio Kely fotsiny
5:30
3 года назад
Mandam Oroka
4:00
3 года назад
IRAIMBILANJA RY TANIKO
4:49
4 года назад
Комментарии
@harifetrastefanoandrianari2005
@harifetrastefanoandrianari2005 4 месяца назад
hafa ihany miheno anle original <3
@ralambomialintsoarindrarin1049
@ralambomialintsoarindrarin1049 8 месяцев назад
tsy ampy rage ilay anjaran'i Sunny.Angamba efa zatra ilay version marion.Fa tsara ihany
@hajasoaeric7665
@hajasoaeric7665 9 месяцев назад
Roz sy Pay K7 t@ ny zareo roalahy nisitaka kely tao @ tarika iraimbal
@ManoaRakotoharisoa-we4wk
@ManoaRakotoharisoa-we4wk 10 месяцев назад
Tena mampalaelo ty hira ty ary betsaka no miaina azy amn'zao Henoko hoe nanamabdy enao
@DanieleRakotosamimanana
@DanieleRakotosamimanana Год назад
je préfère l'original
@zoubl
@zoubl Год назад
Miantraika any anaty aiko rehetra ity hira ity xd
@Voahangy24
@Voahangy24 2 года назад
Misaotra indrindra
@lks_d_u_b_83
@lks_d_u_b_83 2 года назад
Love this song, but I don't understand a word of what he is singing. I guess it's Malagasy...
@sitrakarasamiharimanana1388
@sitrakarasamiharimanana1388 3 года назад
❤️
@cepreseau7228
@cepreseau7228 3 года назад
isaorana le nizara f'ef amataonany maro² iany za no nitady an'iz ty, ts nait f'ef n'karoka hatrany anaty arsiva (y) \m/
@fetrarand3642
@fetrarand3642 3 года назад
Misaotra betsaka fa efa aman taonany no nitadiavako any ity hira ity! 🙏🙏🙏
@aquilaebenedicti
@aquilaebenedicti 4 года назад
Kyy! Misaotra e. Efa eeeela ah no nitady an'ity le. Tany @taona 2000 tany ho any ngmb iy ity? Mankasitraka be. Sao mba manana an'ilay Fitia vaovao nareo?
@postraan9729
@postraan9729 4 года назад
Tena efa ela no nitadiavako ity hira ity. Na Supermusic aza milaza tsy manana intsony. Misaotra indrindra nizara e!
@mialitianarazafindrakoto9260
@mialitianarazafindrakoto9260 4 года назад
Tsy misy fisaorana :)
@FANGATO974
@FANGATO974 9 лет назад
merci