Misaotra betsaka ianao ry Voara fatsy tiako inao mafinaritra be ka ho lasa voarohiro eo koa ! Mailo sy mahereza mafy dia mafy ry voara sarobidy loatra amiko ! Courage be ... ??? Merci beaucoup. ! Bisous ... !!!
Merci beaucoup Voara ! Fa tena mbola kely ny taonanao fa mampiseho sahady fa tena matotra tsara ianao fa rsy very saina akory sanatria fa mijoroa hatrany ... ok ... ??? .
Tena tsara tokoa, tohizo hatrany e. Tsara be koa raha tsy tapahana ny volon'i Voara, fa atao tahaka izao ihany satria io no tena mahamalagasy sy maha mendrika anao.
Atolotro manokana ho an' i Mama malalako zay amin' izao fetin' ny Reny androany zao. Ny Tompo anie hitahy sy homba Anao hatrany amin' izay rehetra ataonao indrindra fa Amin ny asa fanompoana Azy. Bisous mamy be Mamako tsy foiko e ❤️❤️❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️😘😘❤️😘😘❤️❤️❤️