Тёмный
MAFYBE61
MAFYBE61
MAFYBE61
Подписаться
Samoela 4_Servon 02-12-2016
7:40
4 года назад
SAMOELA 2_SERVON 02-12-2016
5:34
4 года назад
Radio Mangarahara 18042020
19:21
4 года назад
4x4 C VITAL Vaovao 15 mars 2014
11:00
10 лет назад
Ireo olona manodidina ny Filoha
0:24
10 лет назад
Zanak'i Dada Magro Desambra 2013 avi
4:16
10 лет назад
Vadin'ireo mety ho Filoham pirenena
4:59
10 лет назад
Комментарии
@heryr8166
@heryr8166 День назад
Te hiverina 1990 aho
@andriatsarafaraNardin
@andriatsarafaraNardin День назад
Izay mena valala Izay tiana malala Nefa ianao raha te-hiala Dia aza misalasala Hatrizay ianao No tompon’ ny safidy Izay tianao no natao Satria ianao no didy Nefa tanalahy ny foko hahay hiova loko (2) Raha ny tany malemy Azo hanorenam-pangady Feno eny rehetra eny F’izaho no tsy te-hitady Nefa raha tianao izany Dia sahiko ny milaza F’izao dia izao ihany aho Hahita ny sahaza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Tsy ny masoandro matory No hahafoana ny taratra Ny volana koa anie boribory Mirehitra fatratra Ianao no te-handeha Soava dia, mahereza Ny tia ahy be dia be Be ny mitady seza Satria tanalahy ny foko mahay hiova loko (2) Nefa aza manantena F’izaho no hitomany Na hiantso hoe miverena Nofinofy izany Fa fanajana anao No nampipetraka ahy Ianao indray no te-handao Oadray! Soa ihany lahy Tretrika, tretrika ny foko hahazo hiova loko (2)
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
Zao kosa aloha refa te hody izy a
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
Aleo mody e
@andrianonyrija862
@andrianonyrija862 18 дней назад
@TsiorimpitiaRakotoherisoa
@TsiorimpitiaRakotoherisoa 20 дней назад
Repose en paix ❤
@YvonneRasoazanamparany
@YvonneRasoazanamparany 23 дня назад
J a im r
@MalalaRasolonjatovo
@MalalaRasolonjatovo 28 дней назад
Madagascar iray tsy mivaky
@RajaonarisoaHoby-fs2bi
@RajaonarisoaHoby-fs2bi 28 дней назад
Milay ranga ity Raoul ity ka.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Mdr jeunesse de la mère ❤
@tianasaib9003
@tianasaib9003 Месяц назад
Toute ma jeunesse❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Merci e soa fa nisy le hira hahatsiarovana e tsy maty fa mipetraka ao amponay❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
❤❤vaomiira ny hakamoana
@nicolegoek3075
@nicolegoek3075 Месяц назад
Belle chanson
@nicolegoek3075
@nicolegoek3075 Месяц назад
Jolie musique
@radomfrandrianantenaina9892
@radomfrandrianantenaina9892 Месяц назад
😓😓mankasitraka amin kanto rehetra
@jonraha588
@jonraha588 Месяц назад
Nytarika fony mbola tao Lalao, tsy naka vaiavy Ra-Delacre reefa niampita ranomasina ny vavy tokana
@nirivololonaomegaraymonder3597
@nirivololonaomegaraymonder3597 Месяц назад
misaotra namela kanto ary tsy afak ambava ny hiranao rehetra
@chantaldiot9187
@chantaldiot9187 Месяц назад
Toujours dans mon cœur Un air qui trotte dans ma tête ❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
❤❤❤
@papathirisha7546
@papathirisha7546 Месяц назад
Mandriam piandanana enao makasitra indrindra tompoko @ kanto navelanao ho any magasy kanto feno anatra no fitaratra engene ho model hoany reo zanantsika akehitriny ny anjely tompo hintsena azy eny @rao lanitra mapahery fianakavina mahereza tompoko 😢
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison Месяц назад
REGRETS
@YoulRazafisambatra
@YoulRazafisambatra Месяц назад
Rip Ray amandreny 😢
@mirayolga7464
@mirayolga7464 Месяц назад
Mandria ampiadanana Simon Randria, misaotra taminy kanto nozarainao!
@luxanaandria6821
@luxanaandria6821 Месяц назад
Rip😢
@LalaAndrianoro
@LalaAndrianoro Месяц назад
Tena tsara ilay hira e! Respect ❤
@LalaAndrianoro
@LalaAndrianoro Месяц назад
Mandria ampiadanana Zokibe 😢
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr Месяц назад
Repose en Paix mon chanteur Ty préféré😢😢
@landahjohnrazafy2010
@landahjohnrazafy2010 Месяц назад
Ndrrrrrrr...mandria am piadanana Ranadahy o... ianao no lasa fa ny sangan asanao hitoetra... mirary fiononana feno ho an ny vady aman janany 😢
@olgaberget37
@olgaberget37 25 дней назад
Tena feno alahelo ny fo raha nahare ny faha,asananao : MAndria ampiadanana , tsy ho hay hadinoana ny souvenirs rehetra napetrakao ’ LOVA SAROBIDY HO ANAY MALAGASY REHETRA, mbola enoina sy hirainay mandrakariva ny hiranao, Mirary fiononana ho any vady amanjana ,
Месяц назад
Mandria ampiadanana Simon Randria 😢
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Hajao zay hanana e
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Aleo mody e❤❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
J adore
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Tsiritsiry e❤❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Mangatsiaka e
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
Aller affecter😂😂❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
❤❤❤mandohalika manala trosa
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Месяц назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@gabrielleratsirahonana8536
@gabrielleratsirahonana8536 Месяц назад
@OliviaMansare
@OliviaMansare 2 месяца назад
🥺🥺
@OliviaMansare
@OliviaMansare 2 месяца назад
❤❤
@busisiwekhoza5284
@busisiwekhoza5284 2 месяца назад
Reminds me of DJ Brian Rikhotso Mnghana lonene FM Midzumbha ya Afrika every Saturday morning Mxm we had the best childhood shame
@herynirinarabenandrasana5988
@herynirinarabenandrasana5988 2 месяца назад
Mpanankato tena feno Simon Randria, tsara avokoa ny hirany rehetra
@LucyUser-zw2vp
@LucyUser-zw2vp 2 месяца назад
Toujours dans nos coeurs
@LucyUser-zw2vp
@LucyUser-zw2vp 2 месяца назад
❤❤❤❤j'adore
@RastaRasta-k7w
@RastaRasta-k7w 2 месяца назад
Rebika
@RastaRasta-k7w
@RastaRasta-k7w 2 месяца назад
Sao ataoniala hoe
@eddyramanitra4740
@eddyramanitra4740 2 месяца назад
😢😢😢malahelo anao izaho zany❤❤❤❤
@PrudentJEAN-hx3jk
@PrudentJEAN-hx3jk 2 месяца назад
L'un des plus intelligent de tous les président Malagasy, fière de vous Amiral Didier Ratsiraka
@SylviaRandrianaivoarison
@SylviaRandrianaivoarison 2 месяца назад
Indrisy manko ry Pisokeliko 😭😭😭😭😭