Тёмный
FIRAISANKINAN'ANTANANARIVO RENIVOHITRA
FIRAISANKINAN'ANTANANARIVO RENIVOHITRA
FIRAISANKINAN'ANTANANARIVO RENIVOHITRA
Подписаться
Комментарии
@JocelynNaina
@JocelynNaina 15 дней назад
IL était notre précieux président , quoique vous disiez les colons.
@YAMINEHenri
@YAMINEHenri 21 день назад
Mamonoha tenga rehefa ts mahita aty tss olo Mila olo efa hofaty io😅😅
@evarani2470
@evarani2470 25 дней назад
Kilalao le fanjakana sisa,
@evarani2470
@evarani2470 25 дней назад
Manadio tena
@user-sadika
@user-sadika 25 дней назад
HA HAHA.firaisankinan'ny domelina sy adala no tena marina, Tsy ho tafita na inona ambara, na i Dada io na I Neny , fa ampy izay ny fitondran'adala izay; na deputé io na maire hafa izay tena vendrana @ny fitobdrana. Un chien reste un chien , et l"esclave mental reste un handicapé mental.
@antoinetterazafindravao7425
@antoinetterazafindravao7425 25 дней назад
O Ravalomanana o mba avereno ho anao izany teninao izany. Mijanona amin'izay fa efa bé ny nataonao.
@antoinetterazafindravao7425
@antoinetterazafindravao7425 25 дней назад
O Ravalomanana o mba avereno ho anao izany teninao izany. Mijanona amin'izay fa efa bé ny nataonao.
@antoinetterazafindravao7425
@antoinetterazafindravao7425 25 дней назад
Mba jereo moa ireo olona ireo fa vitsy ny mitefaka
@antoinetterazafindravao7425
@antoinetterazafindravao7425 25 дней назад
Ataovy marobe ny Maire TIM dia mijanona Ravalomanana ahafahanareo mitondra ny commune. Ajanony ny tabataba. Fa efa Io foana no natao fa tsy nahomby. Ireo olona mihomby anao ireo dia tsy hiaro anao. Mba manova fomba fanao efa hita tsy nahomby.
@JulesAndriamasy
@JulesAndriamasy 25 дней назад
Izahay efa leo korontana Ravalomanana
@zandriniparani
@zandriniparani 25 дней назад
Zahay efa Leo ville maloto tsisy varany am radomelina
@JulesAndriamasy
@JulesAndriamasy 25 дней назад
Aloavy ny arriérés ny hetra anao de tsy misy problème hoy ny fanjakana mahery
@zandriniparani
@zandriniparani 25 дней назад
Takio am radomelina mpanao kolikoly
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 25 дней назад
I Mme Minisitra ny fitsarana igny namono articles 42 nanome i Andry Rajoelina Français 8cm ,Nationalité malagasy . Dahalom-pirenena malagasy anao ryMme Minisitra, namotika ny firenena Madagascar 🇲🇬 ty
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 25 дней назад
Dada ihany afaka mampabdroso Tananarivo ty. Alefa dada Ravalomanana ❤❤❤❤❤❤
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 26 дней назад
Misaotra 1000 fois anao zahay Député nay Fidèle Razara Pierre. . Bravo 👏 👏👏👏👏 ❤❤❤ 🙏🙏🙏🙏
@reneedmondguimbretiere2024
@reneedmondguimbretiere2024 26 дней назад
Anareo samy Anareo ihany
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 26 дней назад
Firenena hiombonana Marina tokoa nge Madagasikara re olona e ! Alao anao ze anao e, tsitako ze olana ne e ??
@RATONGAMANANAFranckyDorsaJeanE
@RATONGAMANANAFranckyDorsaJeanE 26 дней назад
Izahay tsy mila anao intsony
@zandriniparani
@zandriniparani 25 дней назад
Zahay tena mankasitraka satria nahavita azy Ravalo, Antananarivo madio no tanjona ka tadidio
@RAVELONRIAN
@RAVELONRIAN 28 дней назад
Indrisy ry tanindrazako, viravirain'ny tsivalahara, tsivakihatatra sisa ianao ary matahotra sy mitaraina fotsiny sisa ny vahoaka mety mbola azo lazaina fa hoe tia tanindrazana. Very tanteraka i Madagasikara, very, very, potika tanteraka eo an-tanan'ny malaso jiolahy vahiny karana frantsay sy malagasy rajoelina sy ny namany.
@lucilerazafiarimanana7058
@lucilerazafiarimanana7058 Месяц назад
Miaraka aminao fona izahay
@giseleramasiarinivo9745
@giseleramasiarinivo9745 Месяц назад
Mankasitraka tompoko
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison Месяц назад
04/ 09/ 2024 🙏💟🙏
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 2 месяца назад
Mankasitraka anareo mivady tompoko, anohana anao tanteraka izahay Andriamatoa filoha Ravalomanana
@zigzagfungames1033
@zigzagfungames1033 2 месяца назад
Arabaina sahady Mr le Maire
@Taralila135
@Taralila135 3 месяца назад
Silence = complicité
@Taralila135
@Taralila135 3 месяца назад
C'est pour ça que le monde ne marche pas
@vivianeratovoson201
@vivianeratovoson201 4 месяца назад
Misaotra Me Hanitra Dieu vous bénisse ainsi que tous les membres et Madagascar
@mercizadrytsarafatohizoren9995
@mercizadrytsarafatohizoren9995 4 месяца назад
Makasitraka hira fa tsara be❤❤❤🎉🎉🎉🎉
@arimananaancette-yz5ul
@arimananaancette-yz5ul 4 месяца назад
Tsara eky hira nareo ty ay , merci e
@ulrichxavi621
@ulrichxavi621 4 месяца назад
Philosophie ambony fa takona any ambany noho ny tsy ampy azavana. (RAP forever)
@Taralila135
@Taralila135 5 месяцев назад
Ataovy majoritaire firaisankina 👍
@Taralila135
@Taralila135 7 месяцев назад
Jereo ny Nomery. Na Andriamanitra aza nilaza tamin'ny Israely hoe ataovy ny recensement !!!!
@Taralila135
@Taralila135 7 месяцев назад
Matoky anareo izahay. 1- jereo tsara daholo n'y lisitry n'y fifidianana. 2- atao izay atongavan'ny C11 majoritaire ao @ parlement s'y n'y mairie rehetra. Mahaiza miray hina.
@mbeautyfriend4578
@mbeautyfriend4578 9 месяцев назад
Nirongatra avy tany @ nisy azy tany avy indray ireto andevom-bazaha ireto. Tonga dia miharihary be ny fahavendranana rehefa maneho hevitra. Tena mifotetaka..., na ny manoratra aza tsy hainy. Nandray ny asany indray ireto tarik'i 13+6=18 ireto : - Inona no asanao ? - Mpanaratsy an'i RAVALOMANANA Marc sy ny mpiaradia aminy. - Inona no farimpahaizana ilaina @ izany ? - Ny diplôme fivarotana "PRISKÔLERA" dia tafiditra eh ! Ary ny promotion ezahina ho azo dia ny " HO ANDEVOM-BAZAHA HATRANY @ TARANAKA FARAMANDIMBY." 😄😄🤣🤣j
@nainajenny2810
@nainajenny2810 10 месяцев назад
RYRAIY AMANDRERAKA RETO FA TENA HOTRAN’I ADALA IANAREO RETO
@ericpiterboth3939
@ericpiterboth3939 10 месяцев назад
Eh! Les pourcentages que t'as cités là n'oublie pas que pérsonnes n'a fait aucun propagande alors mieux pour toi de fermer ta grande gueule. Vas SUCÉ RADOMELINA.
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 10 месяцев назад
Tsy mis crise eto...tsy mis foto drafotr asa hoz mbahoaka nahorin dray amandreny ara drazana eto am firenena fa aza ankadalainareo ny saim bahoaka ianareo manaiky zanahan ny malagasy sahala am nareo ihany..antoko politika tsy ilaim bahoaka lesy manaiky ireo olo be ireo manipuler n.olona namoam bahoaka ????...celule de crise..hvm 5 % ihany tompon io celule de crise tsy hitondra inona hoam bahoaka fa tombon tsoan iz sam tsy ilaim bahoaka ihany. 1 % ...2 %...5 %%. 12% 14 %..ireo ve hekena ampikatso ity firenena? Tsy hitanao akory mba foto drafotr asa mba nideraom vahoaka vitan iz ireny??? Ts hekena...manongana ialahy ravalo raha lehilahy marina.fa tsyyyy tavela ela eo izlzhy ra mbola madagascar ihany i madagascar...
@louisz5745
@louisz5745 10 месяцев назад
réctification " hitsakitsahana"
@louisz5745
@louisz5745 10 месяцев назад
Lafrantsa mitady ampiharina ny demokrasia eran' izao tontolo izao, nefa ao Madagasikara hitsakitasahana ny demokrasia dia tsy miteny izy. Mangina fotsiny Lafrantsa amin' izao zavatra misy izao.
@josettevohangilalao4972
@josettevohangilalao4972 10 месяцев назад
Fa ianao Io moa no *IZA*?! ianao irery no tena mahantra, Mila ho lasa adala fa nahongan, ny vahoaka malagasy,nitsaoka tany Afrique du Sud !! Very hevitra fa tsy nahomby n'y filanjana "Choux fleur"!!ireo ve no ataonao hoe vahoaka malagasy ?!mba misaina! Aza misary adala fa zaranao aza tsy mbola tonga ny fitsarana ny.ratsy rehetra vitanao!! Ho tonga Izany !! Fantatra anie fa izay io mahatonga anao manadala mitady korontana io e! matahotra ny fitsarana !! Mihomana fa hiseho ny ratsy rehetra vitanao tao amin'ny Firenena malagasy ry Ingahy Ravalomanana !!mialofa tsara ao amin'ny FFKM !!,ataovy maro ny fomba mampandry Adrisa !! Fa tsy mendrika ny firenena malagasy raha izay ianao,!Fangoloka !,fanetribe ho an,i MADAGASCAR !!
@hniaina3455
@hniaina3455 10 месяцев назад
Va chieee Ra8
@RFHCreation
@RFHCreation 10 месяцев назад
PMU kosa Aza ve moa misy manao ! Alefa Tsapatsapa Vodiakoho !
@ChristRarima
@ChristRarima 10 месяцев назад
Harahanay vavaka ianareo hahatomombana ny fitantanana ny fîrenena
@RFHCreation
@RFHCreation 10 месяцев назад
Ny Firenenay Efa Misy Mitantana !
@ChristRarima
@ChristRarima 10 месяцев назад
Miombonkevitra aminareo zahay fa dia enga anie hahatontosa izany antsakany sy andavany ho fandrosoan ity Nosy mamintsika ity. Jo tahi n' Andriamakitra sy j'y Razana ianareo ka entina ambavaka. Vonona hanohana anareo antsitrapo izahay fa tena manadRay amandreny tokoa ho tahagunay zanaka . Masina ny tanindrazana
@marieangelerasoamanalina4497
@marieangelerasoamanalina4497 10 месяцев назад
Raha hizaho haloa de tsy mifidy an io Ravalomanana io mandrapahafatiko , fa efa voafitaka very vola nanohana azytena lasa nahanitra aho nohoviazy, tena miatsara velatsihy io rangahy io ary io tsy hiverina eo amin ny fitondrana mandrapahafatiny mazava , lany fotoana eo nareo
@rivoraza9227
@rivoraza9227 10 месяцев назад
Zonao ny mifidy izay olona tinao. Very vola r@ ra8 ianao, fa ny malagasy dia very zo, mahantra tsy misy fanantenana @ i Rajoelina. 1o taona nitondra ny firenena io, dia izao no vokany. Ny ahy dia ny mpiray tanindrazana amiko no tena soucis ko
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 10 месяцев назад
Ray amandreny ara drazana ...akoho gasin ny lahysoa 10 lahy 😂😂😂😂😂
@bilakely1287
@bilakely1287 10 месяцев назад
Ny RAD-nay kosa aloha tsy mitapitapy ohatr'izao. Mba e!
@bilakely1287
@bilakely1287 10 месяцев назад
Ireo lazondazony 🧑‍🦯ireo indray ve izany no hiondra ny firenena? Tena latsaka lalina be izany Gasikara izany.
@NivoRazafitsimialona
@NivoRazafitsimialona 10 месяцев назад
Ndriii 😂😂😂😂
@NivoRazafitsimialona
@NivoRazafitsimialona 10 месяцев назад
Aleo lalitra no afahana e
@NivoRazafitsimialona
@NivoRazafitsimialona 10 месяцев назад
Marina v zany ?