Tsara hiranao din rotsaka tsimihety mahay mihira hay zaho koha tsimihety vadoko tsimihety hizy chanteur karaha hanao hay hizy baka sofia hay chapeaux din rotsaka ❤❤❤❤
Souvenir de mon enfance et mon Dady elle adore tout ta musique 🎶 ❤ et à à chaque fois que j’entends ta musique, ça me fait penserà elle 😢 que repose en paix 🙏
Tena ankafiziko marina itony hira itony Henoy tsara izany Rankizy Mba tsidiho ny soratanan'i Jeannette Ralison avy ao Ambatomanga, misy tononkalo marobe ao, anisany Ny Fianarana, ny Seza... Ny lohateny ny Fitiavanao ry Tompo Te hiadana ve ianao? Samia mamaky Teny finaritra daholo! Misaotra an'Andriamanitra isika rehetra noho ny fitahiana