Тёмный
MIZARA MOZIKA
MIZARA MOZIKA
MIZARA MOZIKA
Подписаться
MiZara ny MoZika REHETRA
FSC - TSIKY Instrumental Original
3:01
2 года назад
Tizy Bone & Kerena - Jamba (Bony & K)
3:51
2 года назад
TSIKY - FSC MUSIC (2k22)
3:01
2 года назад
RMMG KILLAH - FANTARO NY FOTOTRA
4:26
3 года назад
BERRIZZ'JAH - Freestyle 2K21
3:32
3 года назад
Printsy SN ❤️ Tiako Ianao Satria
4:43
3 года назад
ATON'ICH feat MICKY - EMBONA
4:22
3 года назад
NASTELLE  - TSY METY RITRY
4:50
3 года назад
POOPY - AFA PO clip nouveauté 2021
5:19
3 года назад
Ain'Joh - Safidiko
4:29
3 года назад
LARSS - Il faut Gâter madame
4:21
3 года назад
Комментарии
@purplehope8309
@purplehope8309 Год назад
Ouuh Eto aloha aho androany Tsy mora foana ny mianatra miaina Soa f'ianao lohataona maha mirana saina Ouh Izany ianao ho ahy Ouh Izany ianao ho ahy Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao Ouh Ireo manodidina ahy Meva sy kanto mazava ho azy Nefa ianao no hany maso ankafizako azy Ouh Izany ianao ho ahy Ouh Izany ianao ho ahy Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao Hifoha aho Hifoha ao aminao Hifoha ao aminao aho Hifoha aho Hifoha ao aminao Hifoha ao aminao aho Hifoha aho Hifoha ao aminao Hifoha ao aminao aho Ny loko natao hanome voninahitra ny hazavana Ny hazavana manompo hitsilo ny lalan-kombana Ny lalan-kombana mihazona ny tontgotro ho tody any antrano Ny tranoko dia izay rehetra toerana misy anao tononkira.serasera.org/hira/fy-rasolofoniaina/misy-anao tononkira.serasera.org
@fanilofifaliana5562
@fanilofifaliana5562 Год назад
Fiainana efa kobonao fa mafy io Aza iasana loha avelao hoany eeh Indray mandeha mandalo nge ny anio Maninona rah mba faly eh Mba zarao Tsikinao, volanao tsy hiafinao Ataovy izay tianao oh oh oh Faly eh Kivikivy tsy mety eoh Zao de zao de mitraka Tsikinao omeo anah Nofy ratsy fa mifohaza Ny Raona mainty mbola hisava Fa raha sendra Tomany dia mivavaha Mbola hibalika be ny masoandro ah Fa ny Tsikinao mandona Maninona no mitanondrika Zarao ilay tsikinao, zarao ilay tsikinao Fa ny tsikinao de mandona Fiainana efa kobonao Baby Hilaiko hamiratra ny tsikinao anio Hafaly anao io mamaa Mahasalama ahy rehefa enao no mamoka Ilay endrikao mamiratra toa masova Fiainantsika roa tsinjoko miova Malala aza ovaina amizany ilay film e Falifaly eh mahita ny tsikinao mandona Ravoravo oh za mahitan'ny soranao tsikitsiky eh Tontoloandronao fenoy smile Omeo tsiky tsy quoi zay tsy handray, keep smile Mampitombo ny andro hiainana io fa keep smile De keep Smile
@davidherihajason9155
@davidherihajason9155 2 года назад
Tsara nama, tena tsara
@michaellalovanirinarabeman5601
@michaellalovanirinarabeman5601 2 года назад
milay
@priscarandriam5254
@priscarandriam5254 2 года назад
@fabioratiaray9056
@fabioratiaray9056 2 года назад
Ankafiziko fona ty hira ty 😍😍 mankasitraka 🙏🙏
@santatriniainarabemananjar789
@santatriniainarabemananjar789 2 года назад
🤍🤍🤍
@vilalhussain3385
@vilalhussain3385 2 года назад
Mankasitrak ❤️
@ravoramarozatovo5237
@ravoramarozatovo5237 2 года назад
💞
@jazram1938
@jazram1938 3 года назад
C trop ringard
@zohmt9950
@zohmt9950 3 года назад
Tsara be ! Hira tiako , ilay zanako kely koa mankafy
@ratsirahonanatiavina2543
@ratsirahonanatiavina2543 3 года назад
Cover anisan'ny tiako 😍
@mendrikajaraherivelomiadan8457
@mendrikajaraherivelomiadan8457 3 года назад
Salama tompoko, mba afaka mahazo contact anareo ve azafady?
@mizaramozika9282
@mizaramozika9282 3 года назад
mzaramzika@gmail.com
@ranaivoarimananahasintinan2527
@ranaivoarimananahasintinan2527 3 года назад
Voninahitra anie hoan Ray Zanaka ary Fanahy Masina
@davidherihajason9155
@davidherihajason9155 2 года назад
Fa inona ndray ko zao no hidiranzany?
@rivojaddie8260
@rivojaddie8260 4 года назад
otran oe tsy vonona anao clip zan mints ny paozin Kim jah, nef le son mangotraka beu
@patriciarazafinirina1724
@patriciarazafinirina1724 4 года назад
waou tsara beee,tiko b nrw!!!
@aboubacarnabil7878
@aboubacarnabil7878 4 года назад
Tiako
@faniryhasina1535
@faniryhasina1535 4 года назад
Kiasssssssssss
@fitiavanavalimbavakarakoto8735
wao!!!
@njaraofficiel8527
@njaraofficiel8527 5 лет назад
cheking 2019 iza ?
@dinamalala996
@dinamalala996 4 года назад
2020
@safidynirikorandriamahefa6302
@safidynirikorandriamahefa6302 5 лет назад
💝💝💝
@tideaxel4472
@tideaxel4472 5 лет назад
ao ve😩👉👍👍
@michaelraoelina9722
@michaelraoelina9722 5 лет назад
Wow, Iza kay miira an lE hira vO manomboka azafady ? Merci
@raissamarcellin1745
@raissamarcellin1745 5 лет назад
Skaiz-Omeo ahy
@michaelraoelina9722
@michaelraoelina9722 5 лет назад
Merci bcp
@axgrunmcee1462
@axgrunmcee1462 5 лет назад
Mlay lec Mic Hir ah
@patyraharison8368
@patyraharison8368 5 лет назад
tonga ato hiany ty mlay fa toizo e ca va be !!!
@fanevamaculgia3071
@fanevamaculgia3071 5 лет назад
Tsar lotra makasitra eee 😍😍🤩
@razatity
@razatity 5 лет назад
😍😍
@bethinaandrianne2932
@bethinaandrianne2932 5 лет назад
Klasse...Respekt!!!!!...
@jinatabety2103
@jinatabety2103 5 лет назад
Très belle voix.... Waou...
@samaritain16
@samaritain16 5 лет назад
big up !
@ramarozakasetra1937
@ramarozakasetra1937 5 лет назад
Mandona zany moly zany 😂😂
@Jicrain01
@Jicrain01 6 лет назад
milay lesy Frera tafita a! izaho maka anlah