Тёмный
Nel Yakuza
Nel Yakuza
Nel Yakuza
Подписаться
Nel Yakuza Karaoké
Voanio - Ranomasina (FULL KARAOKE)
3:08
3 года назад
Vahatra - Rakalakely (FULL KARAOKE)
3:50
3 года назад
Viavy raozy (FULL KARAOKE)
2:51
3 года назад
Tselatra - Kamboty (FULL KARAOKE)
4:23
3 года назад
Tselatra - Rainay ô (FULL KARAOKE)
5:16
3 года назад
TGC - Zakaiosy (FULL KARAOKE)
4:00
3 года назад
Rossy - Mahatsiaro (FULL KARAOKE)
3:31
3 года назад
Rira - Baban'i Roukia (FULL KARAOKE)
3:31
3 года назад
Rebika - Anirotra KARAOKE
4:00
3 года назад
Rebika - Dia ahoana (FULL KARAOKE)
4:53
3 года назад
Комментарии
@andriamiharisoastephanie8379
@andriamiharisoastephanie8379 12 дней назад
Mankasitraka 🎉🎉
@elievictorienrafetranjanah3388
@elievictorienrafetranjanah3388 2 месяца назад
Raha vao mandre ireo hiranao aho Toa mientan foana 'ty foko Ireo lazaina ireo ventsoinao Dia tontolon'ny fiainako Ianao moa tsy mba mahafantatra ahy Izany anefa tsy hasakana ahy tsy ho mpankafy Na tsy hitanao aho dia te-hifandray Mankasitraka re ny aty Tiako raha izaho no tafahaona aminao mivantana Na dia iray minitra monja Mba hitopa kely aminao ity foko feno onja Dia ho sambatra aho fa naharay diamondra Raha vao mandre ireo teninao aho Toa mientan foana 'ty foko Ireo tianao sy ireo fihetsikao Dia tontolon'ny fiainako Ianao moa tsy mba mahafantatra ahy Izany anefa tsy hasakana ahy tsy ho mpankafy Na tsy hitanao aho dia te-hifandray Mankasitraka re ny aty Tiako raha izaho no tafahaona aminao mivantana Na dia iray minitra monja Mba hitopa kely aminao ity foko feno onja Dia ho sambatra aho fa naharay diamondra ah Mba hitopa kely aminao ity foko feno onja Dia ho sambatra aho fa naharay diamondra Dia ho sambatra aho fa naharay diamondra Dia ho sambatra aho fa naharay anao
@vahatriniainarazanajatovo9496
@vahatriniainarazanajatovo9496 6 месяцев назад
tapaka daholo ny karaks an'i Nel tsy haiko hoe maninona
@betsararomulus9621
@betsararomulus9621 10 месяцев назад
Gégé mahanoro
@verotianarafaramalala77g-pk8oq
@verotianarafaramalala77g-pk8oq 11 месяцев назад
Bellissima❤
@TheEricaMalone
@TheEricaMalone 11 месяцев назад
The whole song isn't there. Please redo this
@user-cg2xr6rn3s
@user-cg2xr6rn3s 11 месяцев назад
Mage4 fazavana
@lalainanomenaravelosaona189
Merciiii
@rakotoarimananamickaelsylv2054
misaotra anareo hatrany hoelavelona anareo eee
@EddyRabeharimanana-yc2fx
@EddyRabeharimanana-yc2fx Год назад
Karaoke lola nadety
@angeliqueugal09
@angeliqueugal09 Год назад
Merci pour le playback... Que dieu te bénisse dans le travail que tu fais pour lui... 🙏
@saintangemanuela8867
@saintangemanuela8867 Год назад
Magnifique ! merci beaucoup pour ce partage. Pourriez vous peut-être créer le karaoké des 2 chansons de los matadores ? Il s'agit d'Alda et du lycée de leconte de lisle que j'aimerais bien avoir... Avec mes remerciements
@andriamihaingoandry50
@andriamihaingoandry50 Год назад
Misaotra tompoko
@avotriniainaavos8858
@avotriniainaavos8858 Год назад
Itondra anao aneritreritra
@Woodway998
@Woodway998 Год назад
Wi. Bak
@patrickpermocille
@patrickpermocille Год назад
This tribe seems to be always excited The ones you say and the ones you hear It is the world of my life You never knew me But that did not stop I will not be a fan Or you don't see me He likes to receive The heart is grateful I would love to be the one meet you in person Even if it's just a minute To hit you a little this heart full of waves I will be happy that I received a diamond As soon as I hear your words This tribe seems to be always excited Your likes and dislikes It is the world of my life You never knew me But that doesn't stop me Not going to be a fan Even if you don't see me, I want to contact you The heart is grateful I would love to be the one meet you in person Even if it's just a minute To hit you a little this heart full of waves I will be happy that I received a diamond I want this heart to hit you a little full of waves I will be happy that I received a diamond I will be happy that I received you
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 Год назад
Mb tohizana
@nadia-nq7vq
@nadia-nq7vq Год назад
Afaka mahazo an'ilay karaoké hatr@ farany ve azafady?
@parfaithajaniaina7270
@parfaithajaniaina7270 Год назад
fa manin kai ts vita hatr@ farany
@rivorandriamandimbisoa2935
@rivorandriamandimbisoa2935 Год назад
salama tompoko ô! aiza kay no hahafahana manjifa ny karaoké vokarinareo fa tsara loatra?
@bettyraony6156
@bettyraony6156 Год назад
Merci 😍
@tambinirinalahatriniaina
@tambinirinalahatriniaina Год назад
Misaotra o😍
@sajinijohnmathews9832
@sajinijohnmathews9832 2 года назад
Is there any way you can direct me to the Karoake version MARY DID YOU KNOW. Proclaim
@hajatianaramiliarimanana8179
@hajatianaramiliarimanana8179 2 года назад
Mankasitraka e!
@herijororabearivelo2070
@herijororabearivelo2070 2 года назад
misaotra nizara ny kanto Malagasy e!
@herijororabearivelo2070
@herijororabearivelo2070 Год назад
🇲🇬♥️
@mariusmichel5412
@mariusmichel5412 2 года назад
ataovy atraminy farany ranga a!!!
@FANGATO974
@FANGATO974 2 года назад
nice
@FANGATO974
@FANGATO974 2 года назад
nice
@FANGATO974
@FANGATO974 2 года назад
cool
@yandirootsman9259
@yandirootsman9259 2 года назад
Mieritrereta clo mahajanga
@cmoicoincoin
@cmoicoincoin 2 года назад
LYRICS = PAROLES = TONONKIRA Seulement un baiser de toi A suffit pour changer Toute ma vie Oh non! je ne te quitterai pas J’ai tant besoin encore de tes baisers Seulement un baiser de toi A suffit pour m’empêcher de partir Oh non! je ne partirai pas Car notre amour ne doit jamais mourir Jardin mbolo fagneva antanagna azala Zanak'olo tsara fagneva ny aigniko oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh Tsomanga tsy mamoa vagnondravigna eh Viavy tsy avagna vagno-nono oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh Seulement un baiser de toi A suffit pour changer Toute ma vie O non je ne te quitterai pas J’ai tant besoin encore de tes baisers Seulement un baiser de toi A suffit pour m’empêcher de partir O non je ne partirai pas Car notre amour ne doit jamais mourir Jardin mbolo fagneva antanagna azala Zanak'olo tsara fagneva ny aigniko oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh Tsomanga tsy mamoa vagnondravigna eh Viavy tsy avagna vagno-nono oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh Jardin mbolo fagneva antanagna azala Zanak'olo tsara fagneva ny aigniko oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh Tsomanga tsy mamoa vagnondravigna eh Viavy tsy avagna vagno-nono oh Omba anao izaho atsia a Fotsy hely eh
@tsianivanantenaina3105
@tsianivanantenaina3105 2 года назад
Mba afaka mahazo complet anty hira ty ve
@amamysoaaraheli9242
@amamysoaaraheli9242 2 года назад
Manapaka hira manapaka aina
@amamysoaaraheli9242
@amamysoaaraheli9242 2 года назад
Tapaka ilay hira
@amamysoaaraheli9242
@amamysoaaraheli9242 2 года назад
Tapaka ilay hira tsy vita hatr@ farany
@ninazara8847
@ninazara8847 2 года назад
💯💯🙏🙏🙏🙏
@bettyraony6156
@bettyraony6156 2 года назад
Magnifique merci 😍😍
@herizotolotra415
@herizotolotra415 2 года назад
le ankafiziko mits no tsy ataonareo atraminy farany ve mankasitraka e
@dasilvamichael9276
@dasilvamichael9276 2 года назад
Zah ve rangah mbola mankafy mihira dia tapaka lay izy 😕
@bernardhoareau3304
@bernardhoareau3304 2 года назад
Merci pour ce karaoke belle chanson
@fabienfabien6261
@fabienfabien6261 2 года назад
J
@jordycharly7994
@jordycharly7994 2 года назад
Tsara ilay instrumental fa kosa feno diso ao anatin'ilay tonon-kira soratanareo
@bettyraony6156
@bettyraony6156 2 года назад
Merci beaucoup magnifique 😍
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Deraiko Andriamanitra. N'y fo hiaraka hivoatra.:-)
@vjohnny1412
@vjohnny1412 2 года назад
Magnifique travail félicitation 👍👍👍
@ricardorhodalramanantsoa1240
@ricardorhodalramanantsoa1240 2 года назад
Je t’aime a l infini
@labelpictures2061
@labelpictures2061 2 года назад
Raha tsy ho ahy, ho ahy irery ianao fa ho azy koa Raha tsy ampy anao ny iray fa tianao ny ampiara-droa Dia avelao ho ahy irery ny fitiavako fa sao dia lo Ka tsy hahay hitia intsony avy eo Avelao ho any koa ny lasantsika tsy hifoha Na izay anio, na ny ampitso aoka tsisy ho re Dia ny mbola tsy miroborobo fakany ilay fitia Dia aleo kapaina sao mamoa Tsy ninia hamitaka aho sanatria Na hoe tsy ampy ahy ny iray k’aleoko roa Fa nisy fitia iray tsy mbola hitako nandalo teo Dia tsy fantatro fa lasany aho Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo Nangatsiaka aho dia nantsoiny eo aminy Sanatria tsy hoe tsy tia anao intsony aho dia nandeha Nandeha aho dia niverina indray Sao sanatria tsy ampy anao ny fitiavako Tsy noho ianao na ny fitiavanao no antony Ampy ahy tokoa izay nataonao sy ny fonao tena tia Manana amby betsaka aza ireo F’ilay fitia izay nandalo, hafa tamiko Nahavariana ahy ka dia niriako nofantarina Tsapako avy eo fa tsotra nefa feno ny fitiavanao Hafahafa ilay fitia vaovao... Nampiova ahy ny fitia nentiny Nampitombo ho ahy ny fitiavanao Tany aho fa tsy nahatsiaro ho nafana ny afo nentiny Mbola hafa ny fitiavanao! Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo dia nanampy ahy izy hanazava anao Fa misy fitia iray tsy manam-petra ao anatiko ao Voatokana ho anao sy ho ahy. Rija RAMANANTOANINA sy Arielle / 1988 Hevitra mandeha tononkira.serasera.org/hira/rija-ramanantoanina/raha-tsy-ho-ahy-1 Tsiky dia ampy
@freihelis7535
@freihelis7535 2 года назад
tsaraaaaaa
@alexdelaloire8739
@alexdelaloire8739 2 года назад
Ela mitsy ny andry anity version lava ity😊 merci
@sayarandrianarisoa4235
@sayarandrianarisoa4235 2 года назад
Love love tiko tiko be🤩😍🤩😍🥰❤❤❤❤