Mankasitraka anareo @ izao famerenana ny fampisehoina nataony tarika Mahaleo tany Savigny le Temple t@ 2012 izao. Maty mamela mamy. "Vos chansons sont éternelles" Mahereza Dama sy Bekoto a ! Akanga sisa nananborana . Ho ela velona o ! Manantena ny taranaky ry zareo hanohy ny kanton'izy ireo aoriana any. 19:52
May all human souls hear and feel the melody of the Stars, of the Light of God🙏🏾 Wallahi🙏🏾God bless your souls and families, we eternally thank you for the music you brought to this World🙏🏾
Tena nitaiza tsara any cultura ny gasikara tsara tony hira tony = fitiavana, hafanana ao ampo ao, atsaraintsaina. FA KOSA... TEO ANY DAMA LE IDITRA PRÉSIDENTIELLE NO NARATSIN'IREO JOURNALISTES LE CULTURE HOE: TSY MOVOTRA SATSY HOE MBOLA MAHALEO FONA NO TIA NY IREO JEUNE.... DIA TSISY NAHITA IO HOE MANIPULATION DIA BARAGE NATAO ANY DAMA SATSY MADAGASCARA ANGE TIA ANY MAHALEO DAHOLO EH, ERIC MANANA NO NIANTSO I VOTY ANY DAMA EH. KA ZAO: N'a le présidentiel iny dia truqué ry zareo NA ZANY dia mora dia mora koa no manolana ny sainy Madagascar. Dia tena mapanaelo be. DÉÇU KOA ZA HOE TSY LANY DAMA NEFA NY GASY IZY DAHOLO ARY NY EVITRANY NEFA DIA TSARA BE DAHOLE, MANIDIDINA AN'ILAY HOE: VALY BABENA. KA AONA IZY NO TSY LANY? Eritsereto tsara eh.
Mbola mamerina ny fiharabana ny tarika Rossy mandrakizay ! Mampiorin- koditra ny gadon'ity Musik ity ! Tena musik mampiray ny fo sy fihavanana @ hafa ! Masina ny Tanindrazana !
Ce qui me plaît chez elle cette dame ne force pas elle chante avec l'aise très habilement avec les meilleures choristes Dagnon sidibé et Fatoumata Diawara dite Sia la chanson est juste très chic longue vie à vous je vous adore et je vous adore très fort 🥰
My favorite of this concert. Especially love Malage de lugendo's singing and the guitar by Toms Ntale from 24:35 onwards. He nailed it. Generally, the performance was top notch. Legends.
Miarahaba ianareo tarika Rossy rehetra ! Ary mankasitraka be dia be , sy ho ela velona ianareo rehetra manatontosa ilay tarika !Tena manankarena isika misy mpanakato tahaka anareo ! Feno ny fo ankafalia ( ankaravoana ) , nefa rehefa mijery an'i Madagaskar tanindran -tsika , dia feno koa ny fo malahelo ! Tena misy zavatra saro - pady ny nataon- tsika vahoaka Malagasy , satria efa tsy baraka no mahazo ny Firenen- tsika lasa mahantra toy izao , fa ny loha tapaka , koa lasa nivoana daholo ny fisainana ! Raha mbola misy ilay Zanahary sy ny Razan- tsika Malagasy , dia tsy maintsy mbola hisy ilay fanantenana , fa nefa mila miova ny toe- tsaintsika izay manimba ny harena hananan - tsika rehetra ! Masina ny Tanindrazana !