Faly be aho fa mbola nisy nahita Va dia sokafaka aza nirina ihany Tsitako intsony izay ambara @zany Tena fahasoavana be Tena vita ny @ko tsy ho avotra intsony Ataovy izay mahasoa ny fiainanao Tsy afaka intsony fa tonga dia vita fa tratra izay aho hiaina am-pigadrana ref : Gadra aho tena gadra aho hiaran’ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho tena latsaka any an-kady nefa tompon’ny alina gadra aho tena gadra aho hiaran'ny aiko vao ho afaka any aho very aho tena very aho Ny teny any amony sisa no iankinana Tsy nampoiziko mihintsy No nidirako tany Fa ny endrikendrika tsy misy otr’zany Refa tena ambany ianao tsy misy dikany Fa voahitsaka @ tapony ambony Ref : … Dia nihonona aho Fa tsy ho anjatako Ny hanoy irery ny nofintsika roa Hiezaka aho ny hanadino Mba tsu hatsiaro irery Nefa mino aho Fa mbola hitady ianao Hanoy ny fiainana kasahinao Fa ny lalana nitaisantsika Dia ho tapitea hatreo