Тёмный
Tendry Ramiandrisoa
Tendry Ramiandrisoa
Tendry Ramiandrisoa
Подписаться
Комментарии
@malouamelie
@malouamelie 2 года назад
Un petit manque d'assurance, mais très jolie voix et très belle interprétation du groupe. Félicitations.
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 4 года назад
ary aiza ngah i Elidan azafady? hira tam fahazazana izy ity!!! i Elidan no nahenoiko azy!!!! nanao spectacle tany ambanivohitra anay!!! mankasitraka e
@MrTendry
@MrTendry 3 года назад
Tena tsy fantatro ilay olona lazainao io fa miala tsiny indrindra :)
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 3 года назад
@@MrTendry eny ary ô! fianakaviana 4 mianaka izay zareo de tarika Elidan no nitondrany azy!
@MrTendry
@MrTendry 3 года назад
@@fabiennezoarinoro5864 OK. Merci pour l'information ô :)
@miorarandrianjafiarisoa8057
oui elidan no nihira an'io. hira tena tiako
@Ramamonjy
@Ramamonjy 21 день назад
Hira noforonin'i Ndriana Ramamonjy ary nampihirainy an'i Elidan, ndri mahatsiaro ny fahazazana maheno azy indray. Mankasitraka e
@felatanana90
@felatanana90 4 года назад
Fjkm Analamahitsy izy zany e
@tendryramiandrisoa221
@tendryramiandrisoa221 4 года назад
FJKM Avaratr'Andohalo ka
@felatanana90
@felatanana90 4 года назад
Avaratra.andohalo ny chorale fa ny toerana nanaovana ilay hira ohatra ny oe Analamahitsy zany
@tendryramiandrisoa221
@tendryramiandrisoa221 4 года назад
@@felatanana90 efa misoratra mazava tsara io kosa hatreo amin'ny lohateny fa hoe FJKM Avaratr'Andohalo e 😂
@tendryramiandrisoa221
@tendryramiandrisoa221 4 года назад
@@felatanana90 sady STK Za ireo fa tsy chorale 😉
@felatanana90
@felatanana90 4 года назад
@@tendryramiandrisoa221 oui hitako ilay.soratra fa.noheveriko fa ny mpihira fotsiny. Satria tena.exactement ohatra an'io.mantsy analamahitsy. Fa.tsy izany. Oui plutôt stk fa tsy chorale
@raharivonimbelorova1843
@raharivonimbelorova1843 4 года назад
Mankasitraka Tendry a!
@tendryramiandrisoa221
@tendryramiandrisoa221 4 года назад
Mirary soa ho anareo hatrany 😊
@agapanthus1953
@agapanthus1953 5 лет назад
And it's true... Love conquers all. God is love!!
@agapanthus1953
@agapanthus1953 5 лет назад
despite the shaky camera....divine!! Thank you!
@heryrlt226
@heryrlt226 6 лет назад
Mankasitraka lesy Maestro a!! Hira isan'ny ankafiziko indrindra kanefa tsy mba dia hiraina. Ho tahian'ny Tompo !!
@tendryramiandrisoa221
@tendryramiandrisoa221 6 лет назад
hery rlt voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany lesy e. Faly aho rehefa nankafy elah e.
@richardrasolonjatovo2090
@richardrasolonjatovo2090 6 лет назад
mlay ity vazo ty
@richardrasolonjatovo2090
@richardrasolonjatovo2090 6 лет назад
tiako le without love , complimenti a tutti