Тёмный
Viral info
Viral info
Viral info
Подписаться
"Plongez dans le monde passionnant de l'actualité virale avec notre chaîne. Découvrez les faits divers les plus étranges, les histoires les plus émouvantes et les événements les plus sensationnels du moment. Nous sommes votre source de nouvelles de confiance pour tout ce qui est viral. ABONNEZ-VOUS dès maintenant et ne manquez plus jamais une histoire qui secoue le web !"
Комментарии
@user-jt8px6rz8m
@user-jt8px6rz8m Час назад
😂😂😂Henriette eee
@user-vc2fr3xj9s
@user-vc2fr3xj9s 3 месяца назад
Zao za vao nahita ity video ty nividy boky nosoratanao za t@ Aout 2020 mbola CD t@ zay tonga taty le CD tsy nande
@NoahRazafimanantsoa
@NoahRazafimanantsoa 4 месяца назад
Zao madagasikara😢
@HajatianaANDRIAMAMPIONINA
@HajatianaANDRIAMAMPIONINA 5 месяцев назад
Tena mampalaelo ze voanzani
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 5 месяцев назад
Misaotra nizara ooo Toa tantara tsita fiafarana😑, dia ilay Diary ve dia natao vendrana be hatramin'ny farany🤨🤐, koa na tsotra tahaka ny inona aza ny olona iray mba mahalala tsy tiana ihany ka, 😟
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 6 месяцев назад
Andao ianao alevona velona raha manaiky, efa taona 2024 ve rangaha de mbola mino an’izany foana aiza no tsy hahantra ny gasy raha mbola zany ihany no hinoana tena tsy lasa zany rangaha
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 6 месяцев назад
Omby alevona velona zany kosany aloha tena tsy lasa mihitsiny,aloha izany omby alevona velona zany a!hotrany sauvage zany a! Ary raha ianao zao no aleona velona de mba ahoana moa izany de manaiky ve isnao?satrria ny biby tsy mahay miteny tsy las zany mba mahatsiaro mamay anie reny biby ireny e!!
@mialyramananarivo3413
@mialyramananarivo3413 6 месяцев назад
Tena mahay miteny ity rangahy ity a!
@TianaAlainRANDRIAMIHAMIS-eg9wk
@TianaAlainRANDRIAMIHAMIS-eg9wk 7 месяцев назад
Qui semé le vent, récoltera la tempête .... Ainsi soit il
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 8 месяцев назад
Tsara bé le hira nampiharahinareo n'y tantara misaotra betsaka tompoko
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 8 месяцев назад
N'y efa hita hiany no miverina misaotra
@FanomezantsoaRABEMANJARA-mw7ye
@FanomezantsoaRABEMANJARA-mw7ye 8 месяцев назад
Mankasitraka tompoko ô
@lidavisasvetlan6121
@lidavisasvetlan6121 10 месяцев назад
Un des députés brillant du Monde et porte Paroles du peuple,il as montrer son réussite aujourd'hui et le seule qui a réussi à rentrer et s'asseoire avec le respect des pauvres sur la place de 13 mai...Bravo Bravo respect député H😮😮😮
@ah-bakaryyves2756
@ah-bakaryyves2756 10 месяцев назад
Efa nanomboka tany @ taona 1982 ka hatramin'ny taona 1991 ny "Ajustement structurel" andiany voalohany
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 10 месяцев назад
Misaotra nizara!!
@diera.3gs830
@diera.3gs830 10 месяцев назад
d aiza le tody, niazakazaka d zay lol
@amjrmarei5126
@amjrmarei5126 10 месяцев назад
❤❤❤❤❤
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 10 месяцев назад
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@edyussclaire3036
@edyussclaire3036 10 месяцев назад
Ianao jesosy o
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko o ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
@LUCKAWINCHESTER-tr2oy
@LUCKAWINCHESTER-tr2oy 10 месяцев назад
zany ka mba olona mampandroso. Mankasitraka anareo e 🙏🙏🙏
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
LE NIVEAU DE TA CERTITUDE EST FAIBLE 🤷 UNE AFFIRMATION DE L'INEXISTENCE 😮
@hackingtrick5117
@hackingtrick5117 11 месяцев назад
ts tiko be le tantara, fa nga refa mpivavaka de nandra be fona na botbotoina takninona de manaiky fona sady minana ny sisan'ny jiolamboto fona efa navita nvitany sy ny fiainany tany sad efa lany zara le olona de ny mpivavaka fona no manarona ny ditrany fahiny
@karimosolo3467
@karimosolo3467 10 месяцев назад
😂😂😅
@karimosolo3467
@karimosolo3467 10 месяцев назад
N'y Tsy tiako lay izy nanambady lay Ndrina misy dikany ve fiainana raha otranreny
@mandajulien
@mandajulien 10 месяцев назад
mafy rehefa tia e, indrindra rehefa miantefa aminy olona tsy tia ilay fitiavana
@nicolasrazafimandimby8301
@nicolasrazafimandimby8301 11 месяцев назад
Mahakamo be le fantanina,
@nicolasrazafimandimby8301
@nicolasrazafimandimby8301 11 месяцев назад
Matoa izy tongao de misitraka, tsy andany fotoana ao ny olona rah tsis ninin ao,
@leroabalita687
@leroabalita687 11 месяцев назад
Comment voulez vous que ce pays ravalo un voleur comme lui Un homme de référence
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
😮 SON CERVEAU EST EN POSITION OFF ........... CHARLATAN 😅 C'EST TRISTE
@rmfekspanda121
@rmfekspanda121 11 месяцев назад
Mpampiofana avy any ampitan-dranomasina ve no afaranareo ka aiza no tsy hikoroso fahana ny kalitaonareo? Ny anareo hono dona miverina matetika,Betsaka ny mpampiofana matianina Malagasy mahafantatra ny hetahetan'ny mpiara-miasa aminareo. Fa aleonareo manome tsakitsaky kely ve?
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
AZA MANADINO FA IANAO ANIE TAO NO NIAL'E - DIA INONA NO NATAONO ? KA RAHA TIA TANINDRAZANA . IANAO DIA NANINONA IANAO NO NITSAOKA ATY FRANCE ?
@heniroger4304
@heniroger4304 11 месяцев назад
Mankasitraka e!
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
MONSIEUR L'IGNORANT, DE QUELLE VÉRITÉ S'AGIT- IL ?😮
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
😂 Le pouvoir c'est le pouvoir Koto l'ignorant z !😊
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
😂TU ES IMPULSIFS ET CONTRÔLE MAL TES ÉMOTIONS ET TES SENTIMENTS (qui ne regarde que toi même )😅
@jeanpierrevalerie1160
@jeanpierrevalerie1160 11 месяцев назад
AZA MANAO ARA - BAkITENY RY KOTO A 🙆🏽‍♂️
@Taralila135
@Taralila135 11 месяцев назад
Aleo ny Sénat sy ny Députés no hifidy
@Taralila135
@Taralila135 11 месяцев назад
Ireo olona mpifidy à 90% tsy nianatra, vokany olona tsy nianatra no fidiny. Aldo n'y Sénat s'y n'y députés Ary no mifidy.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Be resaka, fa Tsara Tsara anie mpomba an i Rajoelina. Ka raha mpomba an i Rajoelina i Tsara Tsara, d resaka politika mampiesona vahoaka io ataony io Tsara Tsara io anie nihodinan i Rajoelina, ary tsy niresaka tam Tsara Tsara mivantana intsony i Rajoelina, fa tam finday sisa no niresahiny tam Tsara Tsara....ary sosotrsa miitsy aza Tsara Tsara tam izany. Be resaka io
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Eto d misy vandy hoe tafiditra tany am paradise I Tlahy Ratsiraka noho ny am Jesosy.. ( Marihina aloha fa izany paradisa izany dia fanjakan ny lanitra no tiana lazaina eto )... Ka ny mahagaga d lazainy, fa zanak'Andriamanitra manana paradise i Jesosy... Ity hoe Andriamanitra manana paradisa ity dia Jehovah na Yaveh . Ka eto d misy vandy lazainy hoe zanak io Jehova manana paradisa io Jesosy... TSIA TSIA TSIA ry Tsara Tsara. Jesosy dia tsy mba nanonona izany anarana hoe Andriamanitra izany, fa hoe RAY no fiantsony azy...ary ny Rain i Jesosy io tsy mbola manana izany hoe Paradisa na hoe Fanjakan ny lanitra izany...fa hoy anie Jesosy niteny hoe: " ...ho tonga anie ny Fanjakanao ..." Milaza izany fa mbola tsy manana Paradisa ny Rain i Jesosy, fa mbola hanana any aoriana any..." ho tonga anie..." izany d milaza fotoana ho avy, fa am izao fotoans izao ny Rainy izany d mbola tsy manana Paradisa na Fanjakana. Ka azafady fa tsy zanak Andriamanitra efa manana paradisa i Jesosy.ry.Tsara Tsara
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Anontanio ny momban i Jesosy hoe mainty sa fotsy izy.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
- Ry mpanjaka sy tandapa. Miaramilanareo no mba jereo... - Izay misy manao vazivazy, henjaniko mafy ny sazy, kapaiko avy hatrany ny loha, hipotsaka ny ati doha
@julranai9942
@julranai9942 Год назад
Fa tapitra ve le tantara sa aona e! Ra tapitra mantst tena tsy milay
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 Месяц назад
😂😂😂😂 fa aona ?
@anjomakely
@anjomakely Год назад
waooo bravo ny Tompo anie homba anao
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Ary ny olona nogadrainy gadra politika mba teneno e!
@ReneRamaro-uv6wg
@ReneRamaro-uv6wg Год назад
L invité du jour du 09 juillet 2023
@malalasoajoelandriamampian6933
Tsara ka, za manokana mankasitraka an'i FR Abel amilay fanazavana
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 Год назад
Efa tsy ilaina izany ny manofana manampajaizana kely aty andafy noho ity MPE ity. Mba misy anio ve any amin'ny faritany?
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Nirina R. sans qualité
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Vehivavy extra.
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Год назад
Nirina R. tsy mahay io, fa tena vava tsena marina no hainy.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Год назад
Raha lalana mahakasika ny code de nationalité dia tsy misy hisalasalana ny nahavery ny zom-pirenena maha -malagasy azy i Rajoelina. Misaotra an’i Fanirisoa Erinaivo, fa tena nazava ny voalazan’ny lalana ho an’ny mpihaino iny invite du jour iny. Ireo fandrosoana hevitra samihafa avy @ ireto mpanohana ireto dia hita fa tsy manana arguments juridiques mitombina ireo !
@chantalhibon6719
@chantalhibon6719 Год назад
Ravalo adinonareo ga monopolisation nataony Ehe zay tonga eo tsy mijery tobotso vahoka fa ho azy avoko he😢
@chantalhibon6719
@chantalhibon6719 Год назад
Oreolona ha siteny koa nationaliter hono ha 😮tokony verifiena tsara