Jésus,merci,merci d'être toujours là pour moi, je remets ma vie entière,toute ma vie entière en toi, ho tanteraka amin'izay sitraponao amin'ny fiainako Jesoa, je suis prête.Amen
Je m'en remets complètement à toi mon Seigneur. Pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je m'humilie devant toi, agis en moi et purifie-moi, guide-moi vers l'accomplissement de ta volonté car que seule ta volonté soit accomplie. J'ai entièrement foi en toi
teo foana marina i kristy fa isika no niamboha azy kay fa izy niondrika nijery antsika foana fa isika no niodina ka nanaao izay tiantsika atao zany no mahantonga nantsika ho azompahoriana
Dera sy Laza ary Voninahitra ho anao irery hiany Jesosy Kristy Tompo ô ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Misaotra Tompo ô amin'ny famindramponao sy ny fitiavanao tsy manampetra.🙏🏿❤
Jaovita à, azoko tsara ny fihetsem-ponao mahare ity hira ity. Izao no mba hevitro : rehefa mankany Madagasikara, dia MILA FIOMANANA TSARA. Satria na dia gasy aza isika mipetraka aty Adafy efa ela, dia misy zavatra betsaka miova, ary tsy ampoizina akory any Madagasikara : na toe-tsaina, na ny sandam-bola, na ny endriky ny fahantrana, na ny fahadiovan'ny tanàna, ny tsy fitovian'ny fomba fijery rehefa miady hevitra, ny fanantenan'ny olona zavatra avy aminao (vola, akanjo, appareils electronics, chocolats sy ny sisa)... Mora ho antsika ny milaza zavatra samihafa, na manatsikera, na manome lesona; sady koa isika tsy tamàna mihoatra ny herinandro vitsivitsy any, dia lasa "mody". KOA tsy hiteny aho ny amin'izay tokona hatao, satria samy manana ny contexte-ny (familial, sy social) avy ny tsirairay, ary mahalala izay tokony hatao. Veloma, avy aty Canada