Halefasolavitra ny fisainanao,efa Nana i Ravalomanana taoha ny naha fiolha azy ...raha tsy fantatrao izany dia mety mittampina maloto ny masinao ary mety ny atidoanao koa !!!
c vraiment ridicule ty resaka dada ty. samy nangalatra ian na ra8 an andry. aty afrique ian no ahitana zan . ra8 sy andry efa milliardaire ary no dradradraina eo. mampalaeolo tsik gasy k
Sur ry nama avelao ho avy ze ho avy Ekenay Robinson avelao rava ze rava Tsy ekenay intsony izay milaza azy ho favy Izao izahay hiova loko sy hiova tava Tsy hangalatra izahay, tsy handroba izahay, Anay ny tany, anay ny lalana, Tsy terena ianareo, tsy te hiaraka aminay Fa taloha izahay nataonareo filanaaaaaaaaaaa Ireo hasinay re averino aminay Ireo asany re avereno aminay Ny bois de rosenay avereno aminay Ary koa ny Dadanay e avereno aminay eeeeeeeeeee