Lazao ny marina ry Clemence, nahilika ohatriny ny tsipolitra fa misaringotra foana , tsy mahay tsy tina , sady hita fa tsy ho Tonga LAVITRA ianao , Jerevo i rivo rakotovao , tsy menatra Ve DINÔZORO voahilika sady tsy mahalala Voky efa zatra nanabotry ny harempirenena , dia ianao mbola misangavina @ DINÔZORO ra8. , mba maka sisiny @ izay ny DINÔZORO fa Aleo ny tanora @ izay taritin’i Psdt RAJOELINA ❤❤❤❤❤❤
Jirama tokony hotorin ny mampiasa fa Tsy Misy idiran ny mpiasa Izany ary ny mpiasa efa nanao compromise betsaka. Na roahy faobe manao a fallite fa Tsy my mpiasa no ho reberebena ho tsentsefina
Tsy Misy ekonomista ve eto Madagasikara? Tsy Misy ekonomista ve ny fitondrana hatramizay? NA AIZA ETO AMBONIN NY TANY IANARANA any Lycee professional sy faculty economie na finances credits et banque fa mahazo ampahany ny toerana itrandrahana: firy % ny lalana mifehy izay. Concrete went :ny fokotany. Ny Kominina. Ny distrika, ny faritany, ny ministera mpiahy izay vao ny Finances mitazona ny kitapom bola pirenena
Mitombo n'y mpizahatany Mitombo n'y fahantran.i mponina eto Toamsina. N'y médaille volamena Tsy hiditra @ vilanin.i mponina. N'y zotran.i mpizahatany. Mankanjary n'y olombitsy manana hôtel. Foany n'y Fandohavambona @ école public fototra Foany n'y Fandohavambona @hoptal mpanjakana. Mampanakarena olombitsy n'y fotodrafitr .asa rehetra. FA TSY MAMPIVOTRA NY MPONINA ETO TOAMASINA. NY MPAMPIASA MITONDRA NY MPIASANY AVY ANY AMINY. FA NY MPONINA.I TOAMASINA DIA TOMPONY MANGATAKATINY. MAHATSAPA TENA IANAO LEHIBEN.I TANANA HAMBOHARY NY RN2 RN5 HAMBOHARY NY CANAL FZ HO AVY NY FAHAVARATRA DIA HOTAFODRANO INDRAY NY MPONINA NY JIRAMA MAMPIJALY. IREO NO ILAIN.I MPONINA RAHA TE HIROTSAKA HO FIDINA IANAO FA TSY FOTODRAFITR.ASA MANKANJARY OLOMBITSY IREO
Any ivelany, Allemagne aloha Tsy Misy fiara. Mpanjakana miasa ny faran ny Herinandro. NY an ny parlement Dia raha misy mission Ilay fraction na GROUPE parlementaire fa fangatahana lalana mialoha @ Direktoran ny Lapa
Efa nanala baraka be an i madagascar aloa ianao na aona na inona na inona ny fanavotatenanao ramatoa Romy à! Mitandrema @ ny fitiava -kely @ ny manaraka! Lol!😂😂
Ny sain ny irro mpanohitra no likorontana fa tsy hoe i madagascar..mba atsaharo fanakorontananareo mpanihitra ny saim bahoaka..mba mahatantesa resy fa efa hita ny % m bato nomen ny vahoaka anareo mpanohitra.. ahoana moa hitadiavan ny mpanihitra fiaraha mitantana fa efa hita fa tsy ilai mbahoaka ireny mpanohitra hitam bahoaka fa manakorontana lava eto andrenivohitra indrindra fa i ravalo !!!manantena az fa mbola role be eto madagascar manko lery fa tsy mba eritreretiny ny hoe ..teo anie aho ka volam bahoaka no nikakahako nentiko nampiasaina hoan ny tombotsoa manokana ko..fa ity rajoelina ity toa manorina zavatra saika manerana an i madagasca eto am firenena!!ry ravalo izany Mitaona laisoa etsy nefa tsy credible intsony.!!!12%%????manao lobaka fotsy eri manantena fa rizareo fa izahay no mahery sy ilaim bahoaka 12%????nefa hitam poko hitm pirenena ny voka pifidianana teto.! 0%....1%...2 % 3% 5 % ..12% 14 %..fa vahoaka iza nanambara teto hoe takio ny fiaraha mitantana ??? Fivoriana etsy fivoriana eroa ..fandanian andro fotsiny eto antananarivo.tsss ..manao f daharana etsy sy eroa ny mpanohitra.ry tabera...ryvrivo taloton draha...ry otrik afonsa otri tay efa tsy hay intsony..tokony mba mijery fitaratra ireny alohan ny hanatatsy..na olona 1 am.anaran.ny otrik afo izany tsy mba hitanao mba lany depute na maire eroa fa fanaratsiiiiiana mitovy am araysiany ihany nonafafy ero antananarivo...mba tsy fantako mba onona no andanianam panjakana handany ireny hanao antoko pllitika...velona am fanaratsiana eto antananarivo tsy mba hitanao akory hoe aiza mba zavatra nahorin ireny olona ireny teto am firenena..tena tsara toy ireny brunelle ireny...manaratsy fotsiny jiron akoho nefa na labozia maty 1 akory tsy voavidiny am vahoaka mba nifidy az..iny no resultat...tsy lany. Navarim bahoaka ao antrnon.akoho ny vatony..tsy lany..be fantatsiana fotsiny nefa .tsy hita hoe aiza mba zavatra mba votany hoam bahoaka....tsy voatery hoe hiara hitantana vao hampanjary ny fiainana eto am firenena fa tokony mba mahatsapa ireny mpanao politika ireny hoe tsy ho lany izahay ity ka nahoana raha entina hanoenana oin asa kely ity vola caution iity mba hanome asa vahoaka fa tsy voatery hoe haka fitondrana lava ireny antoko manaratsy etsy sy eroa ireny vao hanao zavatra hoam nahoaka...toa ry hajo andrianariivelo izany .efa tsy ilaim bahoaka ho filoha..tsy ilsim bahoaka ho depute!!mbola handany vola hilatsaka indray ve am 2028 tsy aleo hanorenana iorin asa mba hanome asa vahiaka ny vola .fa ireny olona ireny tsy ho filoha eto na oviana na oviana toy i hajo ireny.
N'y FIRENENA tsy mi investir # Fampianarana tsy ho hisy future ho an.i FIRENENA N'y fianarana HIANY NO hamolavolana nyho avion.i FIRENENA RAHA potehina daholo n'y mpianatra AO Madagascar Izay MISY ataohiany no mandefa n'y zanany any ivelany. MBA MAHAlAla menatra ianareo Mpikarakara n IREO vatsimpianarana ireo