J'aime beaucoup mada , le seul problème c'est les moustiques en dehors de tana et la courte durée du visas touristique , boniface de l'île de guadeloupe
Bonjour, peut-on savoir à quelle période on peut venir manger des corossols et pokanels ? Y-a-t-il un calendrier de production des différents fruits à Ampasinambo, et à Antsinanana en général ? Merci.
C'était instructif et très intéressant pour l'écotourisme sur le tropique de capricorne de Toliara. Merci pour le partage et à fortiori l'explication, les commentaires donnés par les guides. Bon vent Toliara.
Merci beaucoup pour votre message touchant ! C'est merveilleux de savoir que Zahatany ravive de bons souvenirs pour vous. Nous sommes heureux de partager ces vidéos avec vous.
Izao izany amboarina ny làlana hoeo @ chutes de la Lili, f'talohan'izao mila handady sy mila nitandrina mihintsy nankeo. Ankotr'izay ireo mpivarotra souvenir, paka sary ,s'lay pitambikina eo @ io chute io no olana , satria tsy mamela ny mpitsidika hanana ny safidiny hividy na tsia. Ny ankotr'izay tsy misy olana
Madagascar ts handrosa raha hiandry ny fanjakana ny Malagasy satria hita fa ts mahavita ireo tompon'andraikitra isankarazany misolo eo. Isika tsirairay no mandray andraikitra ary tokony hiezaka hampandroso ny firenentsika. Io ilay hoe entrepreunariat fa ts hiandry ny fanjakana ts hita.
Tena faly bé mahita n'y zavatra vitanare tompoko, indrindra n'y fambolena hazo tohizo fa tena hilaina minhitsy,n'y tourisme koa no tena mampiditra vola bé bravo à vous tous 👏👏👏👏👏👏 hitanareo no tanana tsidihako vohalohany raha sitrampony tompo 💐💐💐💐💐💐💐👍veloma tompoko ❤❤❤❤❤❤❤
J’aime beaucoup votre émission. Je l’ai découvert il n’y a pas si longtemps et j’ai très vite apprécié le ton de l’émission. La présentatrice Vololona Ramilison a une très bonne expression et c’est très agréable. Fa misy fanononana ny teny sasany, dia tsara raha tononina araka ny fanononana izay mampiavaka ny fitenin’ny ndrantsika amin’ny hafa. Ny fanononana vaninteny sasany toy ny “…tra”, “..dra” no horesahiko eto. Tsara raha tsy manao hoe <…tcha> rehefa hoe “…tra”, na “..dja” rehefa hoe “..dra”. Tena miala tsiny aho raha namela ny tenako nanao fanitsiana. Tena mahafinaritra ny manohy ny fihainoana ny fandaharana ZAHATANY. Mirary soa.
Mangataka ho anareo mpizaha tany fa io tany io dia manantompony. satria sultan kambamba io dadilahiko papany papako ary izy papako io M ze MADY KOERA IO .ary izaho no zanakany manoratra eto .ary zahay misy maro fa le teo efa maty ary ni zanakany m ze mady iraika vo taona raika izy vo maty issouf Manajara . ary issouf Mananjara kosa misy zanaka 4 . Halima Mananjara . moustafa Mananjara . Kamary Mananjara .Melicia Mananjara ary le anadahiko misy zanaka 4 roa vavy roa lahy ary izao koa no zanany vavy fa mbola misy le taranakolona ireo ato ary mbola velona arahinareo tsara le histoir tonton Tramany . ary ao daholo no razabenay ary papako no milevina ao. farany ary arainareo tsara histoir tramany fa le papako no farany milevina ao ka mba mangataka aminareo zao mba hajainareo le tany fa manantopony ary tany manankasina io fa tsy azo atao maloto .ary zao manoratra eto zanakanazy vavy ao daholo no razambeko fa mbola ho avy zahay tompony