Elle doit être jeune femme maintenant cette petite poupée ☺️ Une voix incroyable qui se lie parfaitement avec celle de son papa ♥️☺️ Hyper touchante cette chanson. J'espère du fond du coeur qu'ils se portent bien tout les deux, père comme fille.
Nokororohina toy ny akofa Ianao Nifofofo namely ny rivotra Dia niely teny fa efa rava hono Ianao Soa ihany fa ny Tompo tsy mandao Na lehibe aza ny ady atrehanao Na toy ny ahoana e ny olana misy Aminao De tsarovy fa Jeso efa niady ny adinao ooo Ianao kosa hangina Dia samy niandry ireo Mpitazana Hoe maina Ianao ho tanin- gazana Vita hatreo fa izay no andrasany Tsy fantany fa mbola teo ny Mpamonjy
Mibebaha hianareo; fa efa akaiky ny FANJAKAN’NY LANITRA. Matio: 3, 2 Raha toa ka ianao efa nibebaka sady efa nandray i JESOA KRISTY tsara dia tokony tsy ampiasa sary tahaka io intsony haka-sary AZY ao antsaina fa avelao hianao Tarihiny FANAHY MASINA sady Ampianariny Teniny. Izay rehetra azonao avy AMINY dia tehirizo ao anatinao mba ho fantatrao ahoana no atao miara-miaina AMINY, fony mbola ety an-tany? Satria mivelona ao anatinao IZY, ka noho izany dia izay Sitrany rehetra tanteraka ao aminao, ka misy fotoana IZY dia miseho aminao, rehefa miseho aminao IZY dia tsy hampitaha AZY amin’olon-kafa intsony ianao fa IZY ilay tena IZY fantatrao sady mikambana aminao.
D'un autre coté du monde, Argentine, je vous suhaite beaucoup de bonheur. Vous avez fait quelque chose qui me plaît énormément! Elle sonne magnifique, les mélodies sont divines, et les harmonies me secouent.