Maka tahaka ou pas, za manohana. Manohana aho satria tsy misy producteur be de manao ahoana eto am-tanana, donc ra misy ray na roa mavita de za manohana foana. Mety hoe inspiration-ny koa ne le izy e... On s'inspire de plein de choses, zavatra efa misy matetika. Za manohana, na de le resaka technique de programmation ao ambadika ary avec les moyens du bord... Zaho koa graphiste, fa tsy mpanao animation akory, fa na bandy créatif be tahaky ny ahoana ary maka tahaka. Ka Limbo ou pas, za mahita le scénario na de eo eo ihany ary (y)... Maka an'i Sariaka Rabe e