Mampieritreritra mafy izany hira izany. Nandalovako ny volana Mars 1947. Tany anaty zetra no nandositra izahay mianakavy mponina tao Andromba Imerimandroso/Alaotra, no nandositra ireo mpamono olona tamin'izany fotoana izany. Toa miverina amn'izany indray ankehitriny. INDRISY !!!. MAHEREZA RY VAHOAKA MALAGASY. Kely fotsiny sisa dia ho tody ny sambontsika.