Ianao io ve tsy mba tonga saina Fa ny anareo fitia noterena Isan’andro ianao zao no mitaraina Hazo fijaliana ny anao no babena Tsy hahitana an’ilay masoandro mazava Fa ilay endrikao toa maloka lava Opa teny mandratra, eso teny sy latsa Tomany efa mahazatra tsisy farany e ref : Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Raha zah ianao io miala a Fa fitiavana manara a Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e Raha zah ianao io miala Fa fitiavana manara ah Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e Fotoana an’nareo tanikeo fa izy tsy hita popoka Aleony nanala n’boire-boire n’fopoka Ritra hoazy teo ilay loharano niboiboika Ilay bois de rose lasa niova hazo boboka Blacklist ianao my sista Hadalana goavam-be raha mbola hi-insiste a Bandy bobaka na eto tana na sisin-tany Hadinoy izy zay fikanao fa masiso tany Na ny fiainana aza mbola tsy nisasaka Dia nahoana ny ranomasonao no halatsaka Toto koba tavy be fa ndry koa anie tsy taspe Fafao ny fisiany na dia hoe namela tache be ref : Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Te hiala ianao nefa tsy afaka e Tafiditra anaty lavaka e Nefa ataovy ao an-tsainao F’ianao tsy ho lany zara ry havako e Raha zah ianao io miala a Fa fitiavana manara a Any an-kafa mitady hafanana e Sa ianao io ve mbola tamana e