Miarahaba anao aho Antsirabe. Mon berceau natal ,mon pays. J'y ai vu le jour ,malgache je suis comme je suis,aucune différence malgache reste langue métissée
Qijo#jihad hujji3n'nÉpinglez les morceaux de texte copiés pour qu'ils n'expirent pas après 1 heureLe texte que vous copiez s'affichera automatiquement iciFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimerFaites glisser des clips pour les supprimer 1 798&_78,&@€# qbx76!@€6&€8&@nrbxb'nezv
Randriamanantena Mamitiana: Lay Fomba Malagasy Madio sy fanajana soatoavina no tsara, fa Diniho , iza no nanimba? Lay niteny nanova hoe mpanompo sampy nareo , mpanjanak , mpitango harena ntsika sa lay nanaja ray am an dreny Zanahary, ......Avereno fakafakaina fahagola d ahazava aminao, .... lalina b, vita ny tantaran tsika Malagasy , manarina sisa,....tongava saina..
Mahavariana satria tena mandany vola aman karena ny malagasy sasany izay mbola mitana io fomba io izay lazaina fa fomba drazana sy mari panajana azy ireo ary fangataha pitahiana. Koa raha tena misy ny milaza fa ireo RAZANA ireo dia mitahy, maninona re no mba anisan’ny firenena mahantra eran’izao tontolo izao Madagasikara ????
Tazomy ny hevitrao f zay hamadika ny razambeanay mafinaritra ery na ny tfomba entin'i Ray amandreny lehibe ny fandraisana ireo fianakaviana rehetra rah nitazona izany isika k niray hina fona tsy nahantra isika fa ianao io angamba ilay isan'ilay mpamadika tanindrazana tamin'izany na ny Ray amandreninareo d nandova toetsaina hafa enao azafady f zay no marina tiko ny fombandrazako tsara fanahy NY malagasy fa nosimbainareo malahelo aho soavatsarahy daholo tompoko tazomy ny fomban'i razantsika ( Tsy any @ilay hoe mitahy na tsy mitahy loatra tompoko fa zay fotsiny no fombantsika ) f ianao niteny iny kosa aloh tsy gasy fa izahay gasy
Tena mahafinaritra mahita ireo zaza mihira ireo ary tena tsara ny hira : feo parole ny hira arabaina ❤❤🎧🔥🔥🔥👍🏾 Fa saingy mety mahazo ny mail ny olona mikarakara ny hiran izy ireo za azafady e Manantena valiny haingana Misaotra mialoha
Magnifique...être un bon homme, pour la terre de nos ancêtres, nos traditions et nos valeurs, c’est ce que vous nous avez transmis... Merciii 🇲🇬 à bientôt !