Ny fanontaniako dia nahoana moa ny jiosy izany nomen'Andriamanitra tsy hihinana ireo biby izay nofaritany fa biby maloto, isan'izany kisoa ? Raha alalinina ny fanontaniany dia hoe niahy kokoa ny toe-pahasalaman'ny jiosy ve Andriamanitra fa ankehitriny kosa dia navelany hihinankinam-poana ny vahoakany. Amiko isany tsy mampihena an' Andriamanitra omaly sy anio io lafiny io.