Tsara ataontsika j'aime sy abonné ary partager ny zavatra tsara toizao fa mba fanomezana fahafahampo anizareo mizara toiny anireny vazaha ireny, satria maimaipoana izany dia mba ho fankasitrahana hoazy ireo✨🥂🙏 mankasitraka e❤
Sambany zah mahita ity emission ity😍bravo à ces jeunes plein talents💃🎸🎶 Mbola hafa ny revy eto amin'ny tanàna.💖👍 Mbola misy ve io emission pazzapa io? Bravo à ces jeunes 👏👏👏💐💐