Тёмный
RDB LIVE
RDB LIVE
RDB LIVE
Подписаться 2,5 тыс.
Комментарии
@VololoniainaFitahiniavoErnesti
@VololoniainaFitahiniavoErnesti 16 часов назад
Tena tsara be misy, mankasitraka o!!
@AndriamihajaMamy
@AndriamihajaMamy Месяц назад
@andriamalyaimeejacqueline4062
@andriamalyaimeejacqueline4062 2 месяца назад
Ny any ray amandreninay tena zay mihitsy vavy daholo źaza 7voaloha fa tany amy zaza faha 8,9,10 zay vo lahy Efa somary kivy hono zareo fa raibeny no miteny hoe tokony hanana lahy
@N0r0N00r-jg9lz
@N0r0N00r-jg9lz 4 месяца назад
Misaotra betsaka tena ilaina mihitsy ny fanampiana ara-torohevitra toy izao hahasoa ny fiaraha-hamonina sy hanatsarana ny faripiainan'ny firenena satria 60% 58:44
@NirinaFlorenceSoaMalala-pu5ch
@NirinaFlorenceSoaMalala-pu5ch 6 месяцев назад
Merci beaucoup ♥️❤️♥️ aty Mayotte manaraka Ankaiky fanadaha misotra hoela belona Générale 🙏🙏🙏🙏♥️
@FehizoroMalala-qx7zc
@FehizoroMalala-qx7zc 6 месяцев назад
Mankasitraka indrindra Tompoko!
@guillaumemuya
@guillaumemuya 7 месяцев назад
Super radio Guillaume Muya depuis Lubumbashi en RDC
@Mahery-b9w
@Mahery-b9w Год назад
Efa mety
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 Год назад
Mankasitraka anareo tompoko fa tena tsara ity fandaharana MBA HO VANONA ity.
@rasoamanandrayjocelyne8207
@rasoamanandrayjocelyne8207 Год назад
Misaotra Dadatoa aah
@evelyneah-thion920
@evelyneah-thion920 Год назад
Miarahaba Tompoko, marinabe mihintsy izany Na dia efa mihetsiketsika aza ianao mbola lasa foana izy, satria misy lehilahy sasany tsy vanona, matikambo, mila vehivavy maro satria ny iray tsy ampy azy, n'a dia efa manao zay ho afany aza ny vehivavy dia tsy mahatana azy.😊
@tojofanirina3621
@tojofanirina3621 Год назад
misaotra betraka tompoko fa Tena toetrako ty
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 Год назад
aiza no ahitana anareo azafady
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 Год назад
misaotra ro fanazavana misaotra indrindra
@esperanzavibes2368
@esperanzavibes2368 Год назад
Efa mia lebeh ny tena. Kely sisa de ho 30 ans fa mahafinaritra ny mare olona manana experience miresaka. Tsapanao hoe tsara ny fahamatorana toy izao.
@marielleiarisomanana900
@marielleiarisomanana900 Год назад
Manualità ny vitanareo ,marina fa miankiana @ cervellen ny tsirairay grazie
@fanilofi.rakotondrajoa1119
@fanilofi.rakotondrajoa1119 Год назад
Miandry ny fandaharana manaraka ten tsara sady mahasoa. Manohana hatrany! Tohizo foana e !
@fanilofi.rakotondrajoa1119
@fanilofi.rakotondrajoa1119 Год назад
Betsaka anatra azo raisina, indrisy toa tsy nitohy intsony
@ballouni
@ballouni Год назад
Tena tsara ity fandaharana, izahay dia aty an-dafindriaka fa mba mangataka manokana aho afaka atao amin'ny teny frantsay ve? Mankasitraka indrindra tompoko !!!
@ciciravaomandroso9671
@ciciravaomandroso9671 2 года назад
Misaotra tompoko fa tena mutondra fivoarana ho an'izay mihaino azy ity fandaharana ity.Misaotra Jeneraly.Mankasitraka Flavien
@minahkellerita5093
@minahkellerita5093 2 года назад
Tiako be ilay fandaharana no sady azahoana lesona misaotra betsaka 🙏🙏
@ANSLAVERITECHRISTIQUE
@ANSLAVERITECHRISTIQUE 2 года назад
Ny tena fitiavana dia fifanajana. Fifanajana izay misy eo amin’i olona roa na maro dia manaporofo fa mifankatia madio ao ampo ireo olona mifagnaja ireo. Ny olona tsy mifanaja dia tsy mifankatia. Mety matoky n’iza n’iza na inona na inona ny olona tsirairay fa raha tsy mifanaja izy ireo dia matoky eo ihany ilay olona matoky ary mety matoky n’iza mandrakizay ihany koa izy kanefa raha tsy misy fanajana amin’ny fahatokisana dia zavapoana izany.
@fanantenanabienvenuerandri8416
@fanantenanabienvenuerandri8416 2 года назад
Misaotra betsaka amin'ny fanabeazana fa tena manova fiainana sy fisainana . Mba ho vanona dahol anie isika
@raissaraissa5443
@raissaraissa5443 2 года назад
Mankasitraka ôô 🥀🙏
@bellesrkt8833
@bellesrkt8833 2 года назад
Mankasitraka Mompera
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 года назад
Mankasitraka hatrany anareo mianaka manao ny fandaharana fa tena tsara b .Mirary soa hatrany ho anareo
@nirimalalavonifanja9234
@nirimalalavonifanja9234 2 года назад
Faly be aho fa izao indray vao nahita tato amin'ny RU-vid; tsy dia manana fotoana hanarahana azy ao RDB manko ; fa ato am Youtub no mahazatra , Mankasitraka e
@ravinala958
@ravinala958 2 года назад
Que Dieu bénisse Madagascar et le peuple Malagasy ❤🇲🇬❤ allélouia
@eaurural
@eaurural 2 года назад
Misaotra betsaka anareo fa dia mankafý hatrany izahay.
@lalahandrisoaniharilalaina884
@lalahandrisoaniharilalaina884 2 года назад
Faly fa mba mahita fandaharana vaovao indray ato amin'ny youtube. Mankasitraka indrindra tompoko
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 2 года назад
Enfin zay vao nivoaka RU-vid ndray ny fandaharana mba ho vanona . Mankasitraka nizara .
@etopiyae7309
@etopiyae7309 2 года назад
Makasitrake
@kumarimarthin1346
@kumarimarthin1346 2 года назад
misatra tompo
@ainaaurelierakotondramanan511
@ainaaurelierakotondramanan511 2 года назад
Misaotra
@ainaaurelierakotondramanan511
@ainaaurelierakotondramanan511 3 года назад
Mankasitraka tompoko
@adriansluf
@adriansluf 3 года назад
Fanontaniana tena hafa! Mr Flavien, nianatra taty aminay aty Alemaina ve ianao fahiny?
@najoromaholy9429
@najoromaholy9429 3 года назад
Mba ho vanona mankasitraka n amn fandaharana tena azahoana torolala amn lalana hianana amn sehatrin fitiavana
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Misaotra anareo hatrany @ fanabeazana ataonareo.🙏🙏
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Mankasitraka feno anareo tompoko ✌
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Mamerina hatrany ny fisaorana feno anareo rehetra mitaiza ny vahoaka Malagasy
@louiseulrch9524
@louiseulrch9524 3 года назад
Mankasitraka anareo mizara fona
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 года назад
Misaotra betsaka nizara ho anay mpankafy ianareo mianaka . Dia misaotra ny mpizara fandaharana koa Bruno sy Daddy 😃
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 3 года назад
Mba ho vanona tompoko oo mankasitraka be dia be anareo manokana fotona ho anay fa tena manampy anay tsirairay avy @ zay rehetra atonay mankasitraka tompoko 🥰🥰🥰🥰🙏🙏
@louiseulrch9524
@louiseulrch9524 3 года назад
Mankasitraka indridra tompoko
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 года назад
Mahafinaritra foana ity fandaharana ity .MBA ho vanona daholo isika rehetra
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Mankasitraka hatrany anareo tompoko fa dia tafita aty aminay ny hafatra. Mirary soa Hatrany
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Misaotra anareo hatrany mitondra fanabeazana ny vahoaka Malagasy. Ho ela velona anie. Ho tahin' ny Tompo
@arivnana9474
@arivnana9474 3 года назад
Mankasitraka hatrany anareo Tompoko oo
@agnesravaonindrina6191
@agnesravaonindrina6191 3 года назад
Deraiko sy isaorako Ianao Andriamanitra amin ny fisian izy mianaka ireto sy ireo miara miasa amin izy reo. Voninahitra ho an Andriamanitra. Mankasitraka anareo
@germainegermaine9393
@germainegermaine9393 3 года назад
Mba ho vanona isika rehetra mankasitraka tompoko mirary soa hatrany.