@@joachimramaroson4030 Nuendo sy log azo amolavolana son ireny e. Somary maimaika ko ah nandefa an'io de tsy nanova son intsony fa raha ampiakarina ny volume henoy tsara fa azo ihafiana ihany leiz
zany rangah n'vazo a,za tena tia ambondrona nanomboka zalah vao nivazo ka hatramzao dia mpakafy e,mlay le iz am anglais,soa ian fa tsnasian zalah am francais ny hirany fa tsy kajy le frantsay
henoy tsara ange zany fampidirana zany e!tena mlay rangah,fa aiza zany ankehitriny????tsaroako tsara tam zan vao nivoaka tena nahfnartra,zoky beranto ah,dinio tsara ty teniko ty fa za tena mpnkafy,rehefa mba miaraka am akamako za de mandefa ambondrona zay zan no fialamboly fa zao daoly ny ataon'ir zalah hafa ian les le ambondrona atram volume 4 ,hay zalah mahatsapa otranahako konko,en conclusion:kozio ra eric tsy anasongadina be anle mihira am orona,de si possible mba itodiho kely le gadona atram volume 3,mankasitraka rahalahy ah,ts manana num nareo za fa rah ts zan nantsoiko nvantana satria za y sy za mankafy sy mpankafy de mb mtondra fanakianana kely mba ho fanatsarana,aza adino zoky beranto fa misy fiantrikany meme indirect am resaka marketing zany ah,ok,comptons sur votre comprehension
Hay kay tena tsy izaho irery no mahatsapa an'izany. Tena mpiaino sy mpanaraka ny tarika hatr@ nivoahany ny tenako, ny hira rehetra fa tsapako koa izany. Ankehitriny tena misy ny tena tsara fa toa hitako an-kavitsiana raha ny fiainoko azy. Fa volume 1 à 3, izay mivoaka toa biby be daholo, limite mampangoritsina. Na ireo hira tsy anaty album ary fa toa campagne de sensibilisation "Hiaka 2004" sy "Sao tara" tena avo lenta mihoatra @ ankabeazan'ny titres an'ny album 3 farany. Hevitra tsotra ny anay, ho ela velona ny tarika e
taloha, fa ankehitriny asongadin eric be loatra le mihira am orona,franchement asio kajy kely io zoky beranto ah, fa zay aloh atreto tena mankafy,mba avereno le tena gadona sy feo nahafantarana anareo tam voalohany rahalahy,azfd, mercie