Madagascar n'est pas densement habité (la moitie par rapport à la surface de la France): mais on exploite tres mal la terre. Petits rendements, et trop de travail manuel. Transformer vous en entrepreneurs agricoles, au lieu de cultiver votre petit lopin, soyez productif, et cherchez le rendement. Et aussi occupez vous aussi de la débauché, de la transformation et aussi du marketing de vos produits. Cette fille "zazalava" ( 5:40 ) est forte: combattez vous, pour vos droits! C'est méchant d'un pere de laisser ses fils (filles) dans l'inconnu. Vous vous battez entre vous pour une parcelle de quelques centaines de m², alors qu'il vous pouvez planter des hectares. Madame, Mademoiselle, votre frère est un con.
Thank you Hadrien - Mbola hahantra faratampony satria tena mifanohitra tanteraka amin'ny fomba hahampanakarena sy hampiray hina ny fianakaviana ny fizarana lova fa indrindra ny fizarana tany - nefa tsy mety takatry ny sain'ny malagasy izany. mihena mihena hatrany ny anjaran'olona tsirairay arakararaky ny taranaka mifandimby. Rehefa kely ny tany dia tsy mahavelona intsony dia voatery mamarotra. Ny karazana voly eo amboniny anefa sady tsy mahavelona raha hohanina ao antokatrano no zara raha misy vidiny hohanina herinandro. Etsy andaniny ny tsy fandovan'ny vehivavy, nefa io vehivavy io no mitaiza ny ankizy rehetra. Vehivavay tena voan'ny rarintsaina lalina no tsy maintsy mitolona (matetika irery) mamelona ny zanany, sady tsy havan'ny havany no tsy havan'ny havam-badiny, aiza moa no ho vanona fa ratsy fiafarana na le ray amandreny na reo taranaka. Potika tanteraka ny ho avin'ny ankizy satria tsy misy hohanina ary ny reny mitaiza azy ireo, efa tsy nahita fianarana fa nataondra lehilahy bevoka mbola kely - tsy misy mpanohana amin'ny tokony ho izy fa fitseran'olona no hiainana. Fa ny tena mahavaka ahy dia tsy mba mandroso na misondrotra lenta ny fanabeazana eny ambanivohitra - na any am-pianarana na amin'ireny fiangonana reny - tsy manazava ny sain'olona fa tsy maintsy alefa ihany ny famadihana ary lehilahy no tena mi-amorcer an'io resaka famadihana io!!! potika tanteraka ny firaisan'kinan'ny fiankaviana, potika ny vehivavy = potika ny taranany - sanatria fanahiniana no fahitako azy. Dia tsy mba misy manoro zavatra hafa mihitsy, ary tsy mety mandaitra koa moa le fanoroana (tsy miteny mihitsy le fomba fanoroana tsy mi-colle amin'ny fomba fahatakarana) - tsisy fandrosoana mihitsy eo amin'ilay tanana dia tsy misy activités mba maromaro hanodinana ny faritra hampandroso azy sy hiteraka asa mampidibola ho azy. Mbola taranaka maro dia maro, sy fahatongavantsaina hafa mihitsy no manenika ny tontolo ambanivohitra ary raha tsy mijery manokana ny momba ireo vehivavy dia tsy hisy mandrakizay ny fandrosoana.
Ne vous attardez pas à la traduction - c'était suffisamment bonne et en plus cela a respecté la dignité de ces pauvres gens. Il y a plus dans le coeur du problème à voir.
salut j'aimerais savoir si vous etes à madagascar car j'aimerais venir pour creer une usine agricole alors j'ai besoin de quelqu'un pour me guider merci de répondre à ce message des que vous voyez