Salut Melky. NANDE NIJERY ANAO TAO @BEBE ANAO ZA NISY FITOANA DIA TOKONY NIVERY SATSY NANDE ENAO, TAO AMBANY TSIKA NO NIAONA DIA NATAONAO NIAKATRA ZA. NRESAKA BE ZAY SY BEBE, ZA ZAFIKELY NY NENIFARA AO AMBONIMBONY AO, AVATY ANDAFY. DIA TENA VARINA BE T@VACANCE AKO ZA DIA TSY TAFANDALO, TATY À FRANCE VOA HOE MERDEEEEEE TOKONY TANY @MELKY. TADIDY VE? MBA ATAOVY TONGA ANY @MELKY IO HAFATRA IO ZAFADY
Tss azoko tsar le tinao ambara azafd zah hitanao io ko mahafehy ihan n'y fiten frantsay....donc lorsqu'il y a l'interview comme ça s'il vous plaît respectez toujours notre langue traditionnelle merci🙏😘
Misaotra tamin'ny kanto rehetra nozarainao sy navelanao. Mino aho fa maro dia maro ny mpivady nahaorina toka-trano noho ny hiranao. Tsapa ny fahabangana, indrindra fa ho anay; satria ianao no anisan'ny nandrotsirotsy ny adolantsentonay. nefa atao ahoana moa?... Ny fiainana dia toy ny rehetra... tsy maintsy misy fetra..... Mandria am-piadanana ry zoky malala