Тёмный
MsNalno
MsNalno
MsNalno
Подписаться
Ny fiangonana
5:29
11 лет назад
Tsy afeniko
3:54
11 лет назад
Vikina
3:35
11 лет назад
Tsy misy ny doria
4:12
12 лет назад
Ny Lasantsika. Mahaleo
4:00
12 лет назад
Aza misara mianakavy.wmv
3:27
12 лет назад
Andriamanitra Avo.wmv
3:23
12 лет назад
zanako vavy.
5:10
12 лет назад
Raha tena Tinao.
3:09
12 лет назад
Ampirafesina.
5:00
12 лет назад
Anilan 'ny tiana
3:48
12 лет назад
adim-panahy REBIKA
4:18
13 лет назад
Modia
5:54
13 лет назад
asabotsy sa alahady?
5:08
14 лет назад
be fiadanana
2:38
14 лет назад
hidera an'i Jesosy
4:27
14 лет назад
famindram-po
4:53
14 лет назад
Akofa
5:46
14 лет назад
Комментарии
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 6 дней назад
Maro Clowns ao Madagasikara ao 🤩🧓😍 Anio 29/06/2024
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 10 дней назад
2024
@domoinarazakamanana6381
@domoinarazakamanana6381 21 день назад
Moi qui écoute encore en 2024 ❤️
@user-me3wf5ib5z
@user-me3wf5ib5z Месяц назад
🙏🏿❤️
@RASOAMAMPIANDRAGodineAimee
@RASOAMAMPIANDRAGodineAimee 2 месяца назад
@user-rg8gd1ez4n
@user-rg8gd1ez4n 3 месяца назад
iza no mbola tsy ho resy lahatra fa Jesosy nompandresy s'y mpamindra fo
@vonaharilahatra6252
@vonaharilahatra6252 5 месяцев назад
Any izay ilay olona izay eee!!! Voafafa ihany rehefa aty aoriana.😊
@paradisahsayah3106
@paradisahsayah3106 7 месяцев назад
Misaotra e. Na lehibe aza ny ady hiantsehanao na toy ny ahoana ny olana misy aminao d tsarovy fa jesosy efa niady ny adinao,ianao kosa hangina😢😢
@joelipop78
@joelipop78 8 месяцев назад
Ty version ity tena mahafinaritra
@leonishrasoandrainibe7738
@leonishrasoandrainibe7738 10 месяцев назад
❤❤❤❤❤
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 10 месяцев назад
Aleloiaaa tsara jesosy Amen Amen Amen 🙏 🙌 👏 ❤️ ♥️
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 10 месяцев назад
Aleloiaaa tsara jesosy Amen Amen Amen 🙏 🙌 👏 ❤️ ♥️
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 10 месяцев назад
Merci baeucoup
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk 10 месяцев назад
Merci baeucoup
@user-kv5lh2zv6t
@user-kv5lh2zv6t 11 месяцев назад
Misaotra an Tompo Fa tena marina izany hira izany ,Tompo ooo apio aho hitandrina ny fitiavanao ahy
@tykikonyaaro9741
@tykikonyaaro9741 Год назад
❤❤❤
@harryjonespascalandrianari8485
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-EvSYfA44EBA.html
@sitrakarasoasimbola1854
@sitrakarasoasimbola1854 Год назад
Mifona Tompo o, mamindra fo amiko ,tiako hitoeranao re n'y foko
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 Год назад
😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏😭
@sarobidymiaritra4286
@sarobidymiaritra4286 Год назад
hira tiako ndrindra,💗💗💗
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 Год назад
👋🧓🤩👋
@gigihanitriniaina8280
@gigihanitriniaina8280 Год назад
" Ts'izay manao Amiko hoe Tompoko Tompoko no hiditra ny fanjakan' lanitra f' izay manao n sitrapon' Raiko any an-danitra" . Jereo didy 10 Eks.20, and 8. Ts tonga handrava Aho hoy Jesosy fa hanatanteraka, zany hoe mitoetra tsy misy rava n didy sy n lalàna. Alalino n bbly
@tsoaandry5407
@tsoaandry5407 Год назад
Aminao jesoa tsy maika tsy tara Manana anao aho mikarakara misaotra jesoa o makasitraka fa tsaraa bé hira finderana🥰🥰🥰🥰♥️♥️
@ainapatricia5798
@ainapatricia5798 Год назад
Misaotra Jesosy a
@moniquerambatoson6474
@moniquerambatoson6474 Год назад
🥰🎶
@christianbeatricejeniah6675
❤️❤️♥️♥️♥️❤️
@raoulhavanaoavao5986
@raoulhavanaoavao5986 2 года назад
misaotra
@mireilleramiandrisoa3897
@mireilleramiandrisoa3897 2 года назад
Any ianao zay!!!!💕💕💕💕
@jeanjuliorakotoson1517
@jeanjuliorakotoson1517 2 года назад
Misoatra salut siméon samedi 19 mars réveil toi toi qui dors 21:22
@Rbatseba
@Rbatseba 2 года назад
😢😢😢😢😢😢
@nopezone935
@nopezone935 2 года назад
Mamy e, merci 🙏🏾
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tsy adino Dadah nitodika t@ n'y Andriamanitra Avo. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Fandalovana ihany n'y azy
@huguetteraharisoanirina4053
@huguetteraharisoanirina4053 2 года назад
Andriamanitra tsy mamela irery
@eliasyivolana1377
@eliasyivolana1377 2 года назад
Mankasitraka ❤️
@meranthevalancia337
@meranthevalancia337 2 года назад
🙏🙏😢😢
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Adim-panahy s'y alahelo
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
N'y lasa Tsy adino. Kanefa n'y ho avy ho banjinina ihany. Ho tojo hafaliana. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Misaotra n'y Avo mampiray ny manokatra fo.:-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitiavan'ny Tiana Tsy miofo. Tsiky rehefa eo anilany. Andry iankinana. Soa n'y Dia. Tsy adino anefa n'y lasa.
@veroraliterason7937
@veroraliterason7937 3 года назад
Atsiarovako an i Fafa (Fanja) 🤩😍😘 la plus belle voix de ses choristes. Misaotra Rossy 🙏
@pinkilady7344
@pinkilady7344 3 года назад
Za aminizao 2021 izao dia mbola mihaino ary tena mankafy anity hira ity. Misaotra nizara MsNalno. Misaotra Groupe Daniel.
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 3 года назад
Mipetraka tsara
@ahhbbva2937
@ahhbbva2937 3 года назад
Tena azahoana lesona tsara le hira
@maminiainasitrakarazafindr3576
@maminiainasitrakarazafindr3576 3 года назад
dia tena azo raisina tsara ny zavatra voalazany!!
@volarisoahonorette3904
@volarisoahonorette3904 3 года назад
Marina izany
@nickylarson1236
@nickylarson1236 3 года назад
lasantsika tsy hay hofafana Tsy mety mangatsiaka fa tadidiko mazana Ireo safosafo sy angolangola Namela afo tsy mety tola Toa tsy tantin’ny saina ny mieritreritra fa Ianao ilay nolalaina mitampify an-tratran’olon-kafa Ireo teny mamiko naverinao ho azy Hay izy ireny tamiko mbola vazivazy Izaho no namafy, ny hafa no nijinja Izao indray no niafy fa nilaozanao nifindra Natao lamba tonta aho, natsipy toa rovi-damba Zary natontatonta,lany tsirony angamba Ilay vatanao mangovitra raha tojo hafaliana Ny ambany miovitrovitra, tsara karakaran’olon-tiana Ny rangotrangotrao tratra hafa no ratrainy Reo antsoantsonao, ny molotrao notsenainy Tsy ilay nisolo toerana no ankahalaiko Fitia tsy azo ferana, ny fahavaloko hajaiko Fa ianao kosa mbola antenaiko Mbola tsy afa-trosa, izaho ve dia hiala maina
@bendingbananas6540
@bendingbananas6540 3 года назад
douce sy calm tsara aaaah
@oliviakhalifahanitriniaina1614
@oliviakhalifahanitriniaina1614 3 года назад
Famindram-po jeso no andrandraiko❤❤❤
@krewashton264
@krewashton264 3 года назад
You prolly dont give a shit but if you guys are bored like me during the covid times you can watch pretty much all the latest series on InstaFlixxer. I've been streaming with my brother during the lockdown =)
@konnorari6812
@konnorari6812 3 года назад
@Krew Ashton yup, I've been watching on instaflixxer for years myself :)
@gerardcamesety6022
@gerardcamesety6022 3 года назад
Bonjour à tous, est ce quelqu'un aurait les chansons Eugène Nolly ‎- Adieu Annecy / Andeha Agnaraka Raha Tiako