Tsara be mintsy 😍😍..mba managataka lyrics azafady rh mba mety na dia zarainareo ao am page fb naraeo aza...mankasitraka be dia be d mahereza hatrany amin'ny fitoriana ny filazanjara an Kristy an-kira ❤️
tsara loatra ny hira deraina ny ao ambony tiako be ilay originalié an'ilay clip miala amin'ny mahazatra tena tsara ehhh mankasitraka ny gmmc miandry ny manaraka indray
Izaho tokoa no mety be siasia fa Ianao mahalala izay mety ho ahy... Misaotra Anao hatrany aho Jesoa fa teo foana ianao ho ahy... Makasitraka anareo GMMC o... Mahombiaza hatrany.
Izy no nanao antsika, Azy isika. Izy irery ihany no aoka avelantsika hitarika, handahatra, hanoro lalana antsika. Satria TIA antsika loatra Izy, ary fantany ny mety sy ny mahasoa antsika tsirairay. Misaotra ny mpitondra ny hafatry ny Tompo, merci GMMC mampahery.
Joba 2:10 tapany faharoa"Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa?", na ny tsara na ny ratsy matoa mitranga dia izany no sitrak'Andriamanitra fa izy manana ny antony