Тёмный
Antoko Mpihira ny Trompetra Volamena
Antoko Mpihira ny Trompetra Volamena
Antoko Mpihira ny Trompetra Volamena
Подписаться
Fa tsy ny tenanay no torinay, fa Kristy Jesoa Tompo...
II Kor. 4.5a

Chaîne youtube natokana hamoahana ireo hira hirain'ny Trompetra Volamena, ahafahana mitory ny filazantsaran'i Jesoa Kristy.
Natao ihany koa hampaherezana ireo kristiana namana.

téléphone: 034 45 684 56
Mpanota o (clip ofisialy)
5:28
Год назад
Manakoako
3:50
Год назад
Feno toky (Clip ofisialy)
4:50
Год назад
Mpanota ô! (live)
5:09
2 года назад
Misaora Misaora
4:33
2 года назад
FENO TOKY - Lyrics
4:38
3 года назад
NOFIKO
6:29
3 года назад
Комментарии
@haritianaanicette5515
@haritianaanicette5515 6 месяцев назад
❤ tiako
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 5 месяцев назад
Ho Azy Tompo irery ihany ny voninahitra 🙏
@rakotomiaranasolofomandimb6696
@rakotomiaranasolofomandimb6696 9 месяцев назад
Enga anie ka tena ho tanteraka amintsika Malagasy.rehetra manerana izao tontolo izap io tononkira io tena fotoana tokony hanatanterahana ntsika izay voalaza ny tonkira io @ izao zvtr miseho eto @ firenentsika izao .mahereza dhl ho an'Atra irery dera laza voninahitra Amen 😀🙏🖐
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 5 месяцев назад
Enga anie ka hisokatra ny lanitra, ka ho tanteraka ilay nofy mafinaitra, ary ny tena faniriana de tsy hijanona ho nofy intsony 🙏
@rakotomiaranasolofomandimb6696
@rakotomiaranasolofomandimb6696 9 месяцев назад
Mankasitraka ny Trompetra volamena isan'andro isan' ora dia mandefa foana Feno toky su nofiko mahereza @ asa fiderana ny Tompo mihorena tsr aza miova Tht dhl .mankasitraka ❤🙏🙏😀🖐
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 5 месяцев назад
Mankasitraka indrindra tompoko, ho Azy Tompo irery ihany ny voninahitra 🙏
@hasinandrantoranaivoson1987
@hasinandrantoranaivoson1987 9 месяцев назад
Nanana anjara lehibe teo amin'ny fiainako ity hira ity! Izy amin'izao version izao mihitsy! Nisy fotoana tena hoe nohanina isan'andro isan'andro! Nolerana araka izay tratra! Nampahery, nampijoro, nisarika ahy tany anaty famoizam-po! nahakasika ny atifoko sy fanahiko ary nampibebaka sy nampiverina tanteraka tamin'Andriamanitra! Tsy nampisalasala intsony na dia kely aza ny amin'ny finoako Azy! Haleloia!
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 5 месяцев назад
Hitombo hatrany ny finoana Azy, tena feno toky tokoa mantsy izay tafatoetra marina eo Aminy. Ho Azy Tompo irery ihany ny voninahitra 🙏
@hasinandrantoranaivoson1987
@hasinandrantoranaivoson1987 9 месяцев назад
Tiako tena tiako raoba ity hira ity!
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 5 месяцев назад
Misaotsa raoba! Mankasitraka 🙏
@lalaraharison7045
@lalaraharison7045 10 месяцев назад
❤❤❤
@harinaivodieu-donne6367
@harinaivodieu-donne6367 11 месяцев назад
Koa mibeba ho famonjena anao.
@jaonarazafitseheno5151
@jaonarazafitseheno5151 Год назад
Misaotra fa tsra tokoa ilay hira. MIsaotra an'i Trompetra Volamena nikalo sy niangola azy. Mahatsiaro an'i Manarintsoa finoana tokoa mahita sy mihainao anareo eto. Mankalaza e ... !
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 11 месяцев назад
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 🙏
@fanofn4670
@fanofn4670 Год назад
Salut. Voahirana ihany
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 11 месяцев назад
Finaritra eh! 🤝
@user-rr6jl4dq1g
@user-rr6jl4dq1g Год назад
Mendrika ny hisaorana tokoa ianao Jehovah Ray
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 11 месяцев назад
Izany indrindra, Misaora amin'ny zavatra rehetra 🙏
@livaramananarivo3417
@livaramananarivo3417 Год назад
Tsara loatra,tena mampahery ahy ity hira ity ,matoky Anao izahay Tompo ô
@antokompihiranytrompetravo5839
Ho Azy Tompo irery ihany ny voninahitra 🙏
@julandisoa
@julandisoa Год назад
voninahitra hoan Andriamanitra ary fiadanany hoan ny TROMPETRA VOLAMENA
@antokompihiranytrompetravo5839
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏
@fiambymanatina362
@fiambymanatina362 Год назад
Tsara lotra💖💞💞💖
@antokompihiranytrompetravo5839
Mankasitraka tompoko, ho Azy Tompo irery ihany ny voninahitra
@noharymahatsangy224
@noharymahatsangy224 Год назад
Misaotra ooo. Tsara ny hira
@antokompihiranytrompetravo5839
Mankasitraka indrindra tompoko, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany 🙏
@ivo-sandratrhasinaramahefa4191
Misaotra an JESOSY 🙏🙏dia misaotra anareo TROMPOTRA VOLAMENA ❤️❣️... tsara loatra... Ho an'Andriamanitra irery ihany ny VONINAHITRA 🙏🙏❣️
@antokompihiranytrompetravo5839
Mankasitraka tompoko, ho voninahitr'Izy Tompo irery ihany 🙏
@secretcen3410
@secretcen3410 Год назад
Tiako loatra, manentanentana noely😇😇
@lantoirina1393
@lantoirina1393 Год назад
Tsara ,tena tsara .Enga anie ka ho tanteraka ilay nofy.
@antokompihiranytrompetravo5839
Izay indrindra, mba tsy hijanona ho nofy fotsiny ihany
@trihdriving7372
@trihdriving7372 2 года назад
Misaotra fa tena mampahery. Misaptra anareo mpihira koa. Misaotra ny namorona. Misaotra Azy Tompo. 🙏
@antokompihiranytrompetravo5839
Ho voninahitr'Izy Tompo irery ihany, mahereza hatrany 🙏
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 года назад
🙏💟💟🙏
@nidaranijo9202
@nidaranijo9202 2 года назад
Misaora an'i Jehovah ry fanahiko ary izay rehetra ato anatiko misaora n'y anarany masina
@nidaranijo9202
@nidaranijo9202 2 года назад
Tompo tsara ô, vangio ny fanahy mitady Anao 🙏tsara loatra ity hira ity, misaotra ny mpamorona
@antokompihiranytrompetravo5839
@antokompihiranytrompetravo5839 2 года назад
Ho voninahitr'Izy Tompo irery ihany
@diadematolotrarasolonjatov6941
@diadematolotrarasolonjatov6941 2 года назад
Enga anie ka tsy hijanona ho nofy fotsiny ihany, fa ho tanteraka tokoa🙏
@diadematolotrarasolonjatov6941
@diadematolotrarasolonjatov6941 2 года назад
Feno toky tokoa ny fanahy tafatoetra ao amin'ny Tompo, Mankasitraka
@rasolobola6365
@rasolobola6365 5 лет назад
Mankasitraka anareo de mazotoa atrany @ fanarahana NY Tompo
@manoarandriamanandraibe2458
@manoarandriamanandraibe2458 6 лет назад
isaorana Andriamanitra fa vita io hafoiko io
@randrianarisoamahefanokolo6115
Voninahitra ho an' Andriamanitra :) :)