Ce n'est qu'aux détours du dernier scandale sur Nate Tex que j'ai vraiment commencé à écouter sa musique. Tout ce que je peux dire c'est que c'est de l'art ❤ Une vraie musique qui met beaucoup de beauté sur ce que les jeunes malagasy font actuellement, mais au-delà de ça, une vraie inspiration dans les paroles... Izany ka mozika e! Mampivady ny kanto sy ny lafatra. Beaucoup de succès à toi, Nate Tex
Tena kanto. Za efa mpankafy hatramin'izay ary tamin'ilay scandale no tena nahitako hoe ilay fitiavan'i Micky tena mafy be ary nanavotra anazy ary tout ce qui ne tue pas rend plus fort. Il a du talent et de l'inspiration et ils sont trop beau ensemble.
Amiko aloha dia tsara ny tonokira ary ny melodie koa mafinaritra ny instru koa tsara , fa misy indro kely izay somary manimba ny sofiko dia ilay fakanao bahana rehefa ihira ianao tena heno be ka manahirana be ny maheno azy , asa na azonao ny tiko lazaina fa mba asio ezaka kely azafady e! .