Тёмный
herinariv
herinariv
herinariv
Подписаться
Комментарии
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Irery foana🤔
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Idem
@soahary
@soahary 4 года назад
Aloma for ever💖💖💖💖💖
@lalakelyranaivosaona1095
@lalakelyranaivosaona1095 5 лет назад
Tsara sad tikob aby ny hiran Aloma. Msaotra n mpandefa o
@rachelandrianandrasana2476
@rachelandrianandrasana2476 5 лет назад
Hafa mihitsy ny feon'i Aloma !Tiako b !Mampatsiahy ny fahatanorako ny hirany rehetra .Mankasitraka bdb e !
@dorisandriamady9160
@dorisandriamady9160 5 лет назад
Tena efa aman-taon maro aho tsy naheno an'ity hira ity. Misaotra nizara oh
@herinariv
@herinariv 5 лет назад
...itony ny karazana hira mbola manome lanja ny tonon-kira e...mahafinaritra ny mizara (porofo fa manana maro)...krkrk...tsy misy fisaorana e
@veroniquerakotonirinadomoi212
@veroniquerakotonirinadomoi212 8 лет назад
misaotra e!!!!!✴✴✴✴✴✴✴✴
@invisiblears
@invisiblears 10 лет назад
misaotra ny mpandefa eh
@herinariv
@herinariv 10 лет назад
...tsy misy fisaorana eh,sento kely sendra mandalo iny
@JosieAtHome
@JosieAtHome 10 лет назад
mbola hifankahita isika sy ianao ry Rainijaonary ary hifanatrika momba ny firenena sy ny politika , satria im-betsaka aho nanaraka ny interwiew-nao tao radio antsiva , ary de mananko-lazaina aminao aho .FOXY
@JosieAtHome
@JosieAtHome 10 лет назад
Foxy ity ! miala tsiny aminareo roa lahy ireo miteny ireo aho fa vao tonga teo ny HAT , de nihaino anareo ireo aho ary tsapako fa nanohana foza ianareo ireo ary tsikelikeky de miha miovaova hatrany satria ianareo de sady mahazo tombotsoa amin ny mpanonga-panjakana . kanefa fantatrareo tsara fa tsy aharitra izany .!
@tahinahjose5055
@tahinahjose5055 11 лет назад
marina mits n kozinao ry zoky ah f tokon ts asinareo selection l ol kianina fa tong d kian daoly f enao zao otrn maka position ana ol mialina izan .
@rkihr
@rkihr 11 лет назад
Yvon! Voahevitrin-gahy ve ny tononkirandrangahy? Mihevera tena..... 'Ty ny chiffon raha hitafy, 'ty ny rehoka raha hihinanana... mba menatra Yvon... Hisy farany daholo ny zava drehetra - Iza ireo tsy maty manota eto Madagasikara e, nanapotika tao anaty ny efa-taona e?....Yiako hovaina ny tononkiranao dia ateriko any aminao. Misaotra
@alasora
@alasora 11 лет назад
i sareraka izao no tena mamadika palitao gaigilahy ; naninona àry léry raha tsy niditra tao amin'io tetezamitatra io ? satria VOLABE tsy toko tsy forohana no azon'i nedala hatramin'izao ; anio dia mody manao "méditation" indray satria efa feno ny paosiny ; hadinon'i nedala angaha ilay fanadihadiana momba ny VOLABE miditra ao ampaosiny mandritry ny naha olona TSY VOAFIDY AKORY ! midedaka ho mpanao politika manararaotra ny fahantran'ny Malagasy. AVERENO LEITIA NY VOLA NORAISINA RAHA HENDRY AH !
@noelinemarie4240
@noelinemarie4240 7 лет назад
Merci zoky sareraka