Teny mivadika "SORA"- sigara @ tenin-jatovo, dia mbola navadika ihany koa ka lasa ho "RASOA", miteny ho azy na RASOA na i Rasoa (olombelona) izy avy... fa raiso @ maha kanto azy. Tsara leisy Gangqsta, misaotra mahay mizara!!!!...
Tsy voatery manao an'izany kosa vao mahafantatra ny zava-misy fa sokafana fotsiny ny maso dia ny saina no mandinika lalina e. Tiako ilay kanto nama. Milaye.