Тёмный
Mbosa RABENASOLO
Mbosa RABENASOLO
Mbosa RABENASOLO
Подписаться
01 Arahaba tsivakivolo
3:25
3 года назад
02 Ny akanga sisa nanamborana
3:20
3 года назад
03 Vetson'ny kamboty
3:21
3 года назад
04 SATRIKO
3:33
3 года назад
05 Iarivo tiana
2:41
3 года назад
09 IANAO
2:34
3 года назад
10 Vazon'ny lavitra
3:41
3 года назад
17 TSY MATY
2:56
3 года назад
18 Mba rano anie aho ka rano
2:52
3 года назад
19 TAFASIRY
2:47
3 года назад
20 EMBONA
4:03
3 года назад
21 INDRAY ANDRO ANY
3:18
3 года назад
23 Sompatra
12:46
3 года назад
24 Mandra-pihaona
2:11
3 года назад
25 Dia veloma Ikaky sy Ineny
7:12
3 года назад
Maty ilay masoandro
3:09
3 года назад
15 Misy tonga tsy nantsoina
2:37
3 года назад
13 Iarivoko any ho any
3:31
3 года назад
12 BAKO
4:17
3 года назад
11 Tsy lainga
2:44
3 года назад
Ry fasa mahery
3:14
7 лет назад
Vonimboahirana
3:02
7 лет назад
Eto ry Lala Nomena Voara Malalasoa
3:29
7 лет назад
Комментарии
@feonnydemokrasiamalagasy5760
@feonnydemokrasiamalagasy5760 9 дней назад
Mahangoly Fanahy!
@rajaoharivonytwavn2886
@rajaoharivonytwavn2886 Месяц назад
Izany ka Malagasy.
@tantelyrazafindranaivo
@tantelyrazafindranaivo Месяц назад
Mamy ❤
@jeannoeleracama1709
@jeannoeleracama1709 Месяц назад
misaotra betsaka tompoko o. mankasitraka tompoko
@jonraha588
@jonraha588 2 месяца назад
Kanto e, indrindra hoavy ny fetin' Ineny Alahady zao
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 2 месяца назад
Kanto tanteraka ôôôô ♥️ Mankasitraka 🇲🇬
@garciazafiarifine
@garciazafiarifine 4 месяца назад
2024 🎉 Coucou daholo nareo Zay mbola mankafy
@rajaoharivonytwavn2886
@rajaoharivonytwavn2886 Месяц назад
Coucou :)
@michelramiandry339
@michelramiandry339 4 месяца назад
Tsara e!
@mamyrabenasolo8832
@mamyrabenasolo8832 4 месяца назад
Tsara be! Misaotra indrindra !
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 5 месяцев назад
🙏
@rakotoarisonolgarachelloui5156
@rakotoarisonolgarachelloui5156 5 месяцев назад
Tsara e! Tena tsara👍
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 5 месяцев назад
Bcp de souvenir❤❤😢😢
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 5 месяцев назад
Merci je penses a ma defunte mère ❤❤❤😢😢😢
@redlandcollectif7638
@redlandcollectif7638 6 месяцев назад
Mankasitraka fa tena Kanto loatra e ❤
@rigobertarsenerafiringason7517
@rigobertarsenerafiringason7517 6 месяцев назад
Bravo Dr Lydie sy n'y namany!...chapeau e!
@tinakely759
@tinakely759 7 месяцев назад
Ry Analamangako , ry Iarivoko , ry Imerina 🇲🇬❤
@bakoandrianisa4196
@bakoandrianisa4196 7 месяцев назад
namborahako
@JymiAl
@JymiAl 7 месяцев назад
Ontsa ny fo aty an.tany lavitra mandre ilay hira Thanks for sharing
@manitraandria
@manitraandria 7 месяцев назад
Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahiko, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Aody ry Anamangako, Ry Iarivoko ry Merina Indreto izahay sy ny lokangako Fa samy mbola tafaverina Ny lokanga namborahako, Ny toloko sy fisaonana No mbola no mbola no mbola raisiko angatahako iarahabana ity fihaonana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana Fantatrao izay nifandaozana Sanatria tsy fifandirana Fa nitady fanavaozana No niniako nandosirana Taminao no nitarainako Ny toloko sy ny ngidiny Resi-tosika ny fiainako Ka nandao anao, nandao anao tsy fidiny Aody aody re hidirako, Ry ankany niantombohana Raisonao, raisonao raisonao ny tononkirako mba ho solompanorohana
@user-yh4vy6kz5n
@user-yh4vy6kz5n 8 месяцев назад
Tsara fa makasitraka e❤
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 9 месяцев назад
Tena tsara mihintsy, makasitra e!
@dimbiarimananarambelofiana1801
Merci laolo ain
@henrietterasamoely6767
@henrietterasamoely6767 Год назад
tena tsara sady mampahafantatra ny fomba fiaina tamin'izany fotoana izany !!mankasitraka tompoko
@fara504
@fara504 Год назад
Hafa ihany ny kalon'ny fahiny ❤mankasitraka ny mpihira 👍
@pierrotrazanajatovo617
@pierrotrazanajatovo617 Год назад
MISAOTRA E ! 'LAY FIARAHAM-PEO, TIAKO, MANAN-JARA NY SOFINA NOTSIDIHAN'NY FEONAREO MERCI. KANTO
@pierrotrazanajatovo617
@pierrotrazanajatovo617 Год назад
TSSSSSARRRRA É, HAFA IHANY, MISAOTRA HATRANY, MISAOTRA FOANA, NY ANGOLA -TSIKA, NY GADONA, NY ANGOLA, TSY HANGINA AHO, TENA MBA HARENAKO,, GAGA AHO MBA LAZAIN'NY HAFA MAHAY MIHIRA FA TAKONA AMIKO IZANY MIHOATRA AMINAREO HAVAKO, NOSANDAIKO LAFO REHEFA MBA MIJERY AHO...
@nirinasoamalagasy3972
@nirinasoamalagasy3972 Год назад
MAhamanin-te hody aty an-tany lavitra aty e! Manga feo
@catherinmarozama
@catherinmarozama Год назад
Tena tsara😍😘🥰
@hortensemachenaud8093
@hortensemachenaud8093 Год назад
💕🥰🌷
@julienneraz2711
@julienneraz2711 Год назад
Tsara!
@monjyandriamiarosoa9576
@monjyandriamiarosoa9576 Год назад
Gregory le mar
@oravo3297
@oravo3297 Год назад
Raitra
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 Год назад
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo, ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 Год назад
Mankasitraka tompoko, ho ela velona daholo sy ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@jackieandriamalala7254
@jackieandriamalala7254 Год назад
Mankasitraka anareo rehetra tompoko, ho ela velona daholo ho tahiny Jéhovah amen 🙏
@renerasolofo4563
@renerasolofo4563 Год назад
Tena artista ianao Geba. Mandria am piadanana ary enga anie ka tsy ho avelan'ny tanora ny kalon'ny fahiny. Nahavita ny adidinao ianao teo amin'ny sehatra. Ary namela ny fitiavanao ny hira ho an'ny sasany ho avy any aoriana 100 na 200 taona. MISAOTRA GEBA
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Miara-mamindra, mitositosy n'y vorom-potsy. Mankasitraka nizara 🎤😃
@arianalarazafimbola
@arianalarazafimbola Год назад
Ry Iarivoko, ry Imerina... ❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mahafinaritra :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mankasitraka 😃🎤
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 2 года назад
👋😻🐒🤸🩱
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Hafa ihany kalon'ny fahiny. Feno fitiavana s'y fanorohana 😘
@rafaaline5013
@rafaaline5013 2 года назад
Ry Iarivoko ry Imerina 💖💕💖💞💖
@jaonarivo8519
@jaonarivo8519 2 года назад
tena tsara, tena tsara
@sylvoalias
@sylvoalias 2 года назад
Mifona re miala satroka fa tena kanto tokoa ny vazonareo ka tena isaorako eram-po eran-tsaina. Mankasitraka tompoko o.. Reharehan'ny Malagasy tokoa ny fisianareo.Vakoka malagasy zato isanjato.
@rollandrakotonirina1575
@rollandrakotonirina1575 2 года назад
Tsara ny tononkira,sarotra hadinoina IARIVO,tsy maintsy mifandao noho ny asa aman'andrakitra;kanefa manantena ny fiverenana ny tanàna nahabe izany
@mobileplus5243
@mobileplus5243 5 месяцев назад
Cc tena marina re ny teninao Eee hafa ihany ny tany nahalehibe ee
@iharlineraveloniaina4236
@iharlineraveloniaina4236 2 года назад
makasitrak fa tsara be!
@iharlineraveloniaina4236
@iharlineraveloniaina4236 2 года назад
makasitrak e!
@cameronherinjatovo3197
@cameronherinjatovo3197 2 года назад
mahafinaritra
@lembagnol5882
@lembagnol5882 2 года назад
dobla sento...