Тёмный
WATAWATA GASY  TV
WATAWATA GASY  TV
WATAWATA GASY TV
Подписаться
Ity chaine ity dia ahitanao ny réaction hoany ireo hira, film, songadina ary ny vaovao malaza rehetra
JIOLAHY NANAFIKA LYCEE TAO AMBANJA
8:05
12 часов назад
MIRONGATRA NY HALATRA OMBY
8:35
2 часа назад
WENDY CATHALINA SOA NY FIARAHANTSIKA
8:41
4 часа назад
ZANDARY IRAY NOTAFIHINY JIOLAHY
8:16
16 часов назад
DIN ROTSAKA MAFANA NY FETY
8:29
21 час назад
Комментарии
@AlbertineRandria
@AlbertineRandria 7 часов назад
Tena marina mihintsy izany io ranga io ange mijaly mitady seza eee de hatany daholo ze rehetra hazony hatao de manomboka ny didy jadona tsy azo tsy tiakano tsy tiakano azy mianakavy amizay Antananarivo miomana amizay fa ho lasany daholo izay tiany tsy mahafantatra any ravalomanana ihany ve nareo eeee
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 7 часов назад
Karohy de vonoy ko ry havan'ny maty a ! Maso solon' maso e,
@angelenjoro2793
@angelenjoro2793 7 часов назад
Masaky rah eeeee vady edy mamono
@pavo4160-q8q
@pavo4160-q8q 8 часов назад
asann'y polisy gasy mamono olona efa tsy mahay manavaka ny dahalo sy ny mpangalatra intsony ny polisy, fa ny havany aza vonoiny rehefa tsy mifanaraka aminy porofo izao fa polisy tsy miaro vahoaka izany fa mpamono olona
@emmanuelratsimbazafy5749
@emmanuelratsimbazafy5749 10 часов назад
Soa Maso
@manaitsyzayavao
@manaitsyzayavao 10 часов назад
Rest in peace Sanjara
@ericrivosonrakotondramasy5870
@ericrivosonrakotondramasy5870 10 часов назад
Grave koa zany
@bodoratsimbazafy6817
@bodoratsimbazafy6817 11 часов назад
Mba resy lahatra taminty RAZAFINJOELINA TAHIANA ity iany aho saingy vao oe tohanan HAJO d aleoko miala tanteraka fa mahakivy
@evarani2470
@evarani2470 17 часов назад
Aleo izy anambotra e, tsy vitanizay tsy manao reny na ho simba ampitso ary
@lalamoreau5117
@lalamoreau5117 17 часов назад
Hofatrano n'y isanandro foana, tip top daholo Io. Jereo ange rehefa avy n'y orana Dia lavaka piscine eran'ny lalana.
@chaniandrianarinaivo7895
@chaniandrianarinaivo7895 18 часов назад
Misy diso kely ilay niaviany Luke dube, tsy avy any Ghana izy fa Afrique du sud
@nicolasrazafimandimby8301
@nicolasrazafimandimby8301 18 часов назад
Zay mintsy aza miemotra
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 День назад
Alefa TIM, miandry anareo ny vahoaka malagasy 90%. ❤
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 День назад
Vehivavy tsy misy atao koa izany .
@BimoOggi
@BimoOggi День назад
😂😂 beaugoss????
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 День назад
Otran'ny tsy hitako ze mabogosy azy ry tovovavy a ! Aza de mampiomehy lotra tsy hidirambola zany
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 День назад
Jaloux anao ty fa tena baugosse lay tovolahy. Kkkkkkk
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 День назад
Bravo! Médecin apres la mort!
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 2 дня назад
Tsy toamasina iany no manome n'y basy ampiasain'ny da halo fa nany eto Tananarivo s'y n'y faritra rehetra ko aza manao zany,
@coolman3322
@coolman3322 День назад
fatanjareo iaby io
@mariyammariyam7785
@mariyammariyam7785 2 дня назад
Force mampahery vahoaka lera foagna gna zarew tss ilagna koafa nivadiky dahalo
@AlbertineRandria
@AlbertineRandria 2 дня назад
Aza be resaka eeeee
@EugeneRakoto
@EugeneRakoto 2 дня назад
TATANDRAZA MAHANTRA FADIRANOVANA RAKETA NO SAKAFO
@MeliZai-c4p
@MeliZai-c4p 2 дня назад
N'importe quoi,efa lany ,vaovao ,ampitaina ,@ vahoaka,.ve?.tsy isasanay loha zany ,tsy hampiditra gony bary , 200..000ar bient gony 50kg ,no mapiasa loha zahay
@WATAWATAGASYTV
@WATAWATAGASYTV 2 дня назад
ok
@balimalalachou9625
@balimalalachou9625 2 дня назад
Alefa Tatandraza a ! Aleo mbà hiova indray. ❤❤❤❤
@genevievemaillot7513
@genevievemaillot7513 2 дня назад
Tsy ireo 3 ireo ihany angamba fa mety misy maro hafa koa manerana an i Madagascar manamatsy ny daholo momban ny fitaovana fiadiana
@user-sadika
@user-sadika 2 дня назад
Izao ve no atao hoe politika avo-lentan'ny TIM Lasa R8, dia misolo R9, izao indray R10 no vaovao , tena efa antitra bean'ie izany marque Renault serie R izany eh. Tena hoe lasa azaha fotsy , misolo vazaha mainty. Nofa daholo na ny mpanaraka aza
@MASYNoeline
@MASYNoeline 2 дня назад
😂
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 2 дня назад
Lainga manarapenitra teneniny zala ty, tragnondainga i 8cm
@mariesoandriana3130
@mariesoandriana3130 3 дня назад
Misy leleh krh zany kaa
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 3 дня назад
Manalabaraka n'y tena pastera,
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 3 дня назад
Reny le pastera sect zay REfa mahay mi watawata de manao pastera fa tsy Nandi @fianarana mahapitandrina Kory,
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 3 дня назад
Hafahafa enao zany ry vehivavy ra n'y hevitro
@mariellaferinande4485
@mariellaferinande4485 3 дня назад
Viavy tsara angatabady an 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@TheLivas16
@TheLivas16 3 дня назад
toa vava foana lasa aloha fa acte tsy misy, izay olona rehetra zao zany dia te hitondra daholo?
@rivoraza9227
@rivoraza9227 3 дня назад
NY actes ho avy raha voafidy
@LivaSeverin
@LivaSeverin 3 дня назад
🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@RasoavelonirinaBaozenith
@RasoavelonirinaBaozenith 4 дня назад
Tsy misy hafa tsy izy miankavy ve?? Lay Tim ko hita oe sanana
@rivoraza9227
@rivoraza9227 3 дня назад
Ka ianao tsy mirotsaka koa.
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 4 дня назад
Anarina an'atananarivo ??? Be ny ho tapa tenda eto
@lucieollivier345
@lucieollivier345 6 дней назад
Tojo Ravalomanana 🎉
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 6 дней назад
Ny couleur orange lo de tsy ihisy hifidy zany é .Leo ny loko orange ny vahoaka malagasy
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 6 дней назад
Elan ny ela ka lasa mihinanana vary avy any ivelany i madagascar. Nakaiza by vary gasy matsirobe sy ny makaaolika an anambatondrazaka
@carlarose6797
@carlarose6797 7 дней назад
Tokony hivadika ho jiolahy daholo ny gasy , tsy misy zandary aloha, Dia tsy misy rajwel koa avy eo. Milay.
@carlarose6797
@carlarose6797 7 дней назад
Milay maromaroa
@mbolatinachristian7098
@mbolatinachristian7098 7 дней назад
Efa tokony haongana mitsy io fitondrana volomboasary io fa tena tsisy ilaivana azy
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 дней назад
Mitondra firenena zany tsy fantatry ny Andry Rajoelina Français 8 cm, fa DJ no Asa fantany. Manomboka misy jery ireo Jolahy zany , niditry amin'ireo pitandry filaminana 😂
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 дней назад
Mankasitraka ny Firaisankina izahay panaradia anareo. ❤🙏👏👏👏👏
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 дней назад
Zay tsy manam-bola ihany no tompony fonja eto Madagascar🇲🇬, fa zay manambola na mamono olona tsy migadra eto Madagascar 🇲🇬.
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 дней назад
Tojo RAVALOMANANA ihany ny anay vahoaka malagasy 90% eto Tananarivo. ❤❤❤❤❤
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 7 дней назад
Jiolahy efa nigadra tany TSIAFA baba nao mi pub ty.
@ChristinaMionina
@ChristinaMionina 7 дней назад
Tsara be❤❤😂
@AlexisRasolomampionona-h9u
@AlexisRasolomampionona-h9u 8 дней назад
👎
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 8 дней назад
Satria tapenade vola ny ao @ fonja tsy mahagaga fa tena corrompu Madagascar zay no lesona homeny presida mila mahay mandainga mila mahay mangalatra. A bon entendeur salut. 😂😂😂😂