Тёмный
hasinjaka rakotoarison
hasinjaka rakotoarison
hasinjaka rakotoarison
Подписаться
Комментарии
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 4 месяца назад
Très belle chanson❤❤❤
@lalaorakotovola7885
@lalaorakotovola7885 6 месяцев назад
Misaotra indrindra fa tena tiako ty hira ity
@milantorandrianari3951
@milantorandrianari3951 Год назад
Film malok'ila
@DaoussAbdi-ob4fk
@DaoussAbdi-ob4fk Год назад
517432
@donnerakotoniaina4767
@donnerakotoniaina4767 2 года назад
misaotra betsaka ny AMAF fa mampitombo finoana sy manova olona hanao ny sitrapon'Andriamanitra daholo izay hira navoakanareo
@FitiavanaFanantenana
@FitiavanaFanantenana 3 года назад
Mahafinaritra foana ny hiran'i Jaona (Jordana). Tsotra dia tsotra ary mora raisina be. Misaotra an'i Dr Luc Emmanuel eo amin'ny zavamaneno.
@BarbicheRedIslandRidersMC
@BarbicheRedIslandRidersMC 3 года назад
Tena tsara sady manohina fo misaotra indrindra
@jessicaramandimbinirina7632
@jessicaramandimbinirina7632 5 лет назад
mba mangataka ny tononkira azafady fa tena tsara loatra ilay hira .misaotra mialoha
@miary2475
@miary2475 5 лет назад
ONENA ANAO MANAMAVO NY MARINA Mankasitraka ny AMAF
@mihajarabe3279
@mihajarabe3279 5 лет назад
misaotra an'Andriamanitra Lehibe, noho ny namoronany ny AMAF ho antsika
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 6 лет назад
Mankasitraka ee fa tena tsara be ilay hira mba omeo ilay tononkira raha azo hatao azafady Tompoko! Ny Tompo anie homba sy hampitombo fahalalana anareo hatrany !
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 7 лет назад
mba mangataka ny tononkira an" ity hira ity tompoko
@kiadykiady9127
@kiadykiady9127 7 лет назад
Mba mangaka ny tononkira Ny marina ity mba alefa eto misaotra tompoko
@andriarimalalasoafetra5588
@andriarimalalasoafetra5588 8 лет назад
Marina tokoa io voalaza io e! manana mpamoron-kira mahay ny AMAF
@hasinaalkemade9297
@hasinaalkemade9297 8 лет назад
eeee tena marina tokoa fa na de esoesoina na tsy mba nohenoina ny Marina nefa dia mbola,tafarina foana,,,, tsy mety lavo, izay tokoa i Jesosy
@hamelieandriasolofomalala5826
@hamelieandriasolofomalala5826 8 лет назад
Manaova ny marina eo @ fiainana, mahitsy hatrany hatrany,
@yveslaidier2598
@yveslaidier2598 10 лет назад
Toy ny volamena latsaka ambovoka ny marina ka tsy avelan'ny rariny tsy hamiratra Misaotra A/tra fa nomeny mpamoron-kira mahay ny AMAF Misaotra ny AMAF ihany koa