Тёмный
Tsitohery Refaly
Tsitohery Refaly
Tsitohery Refaly
Подписаться
Hirahira gasy
Iraimbilanja - Ny Ahy Tsy Anao
4:23
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Mpangala-dia
4:32
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Mozika
3:51
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Matoky Izahay
4:23
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Maninona Moa?
4:55
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Lolo
5:43
8 месяцев назад
Iraimbilanja - F'Izy Izay
4:47
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Fakam-panahy
4:20
8 месяцев назад
Iraimbilanja - Ahoana Ny Ho Avy?
4:41
8 месяцев назад
Thierry d'Ihorombe - Tsena
4:51
9 месяцев назад
Thierry d'Ihorombe - Toaky
3:38
9 месяцев назад
Thierry d'Ihorombe - Ko Meky
4:51
9 месяцев назад
Refano - Vetraky
4:26
9 месяцев назад
Refano - Soa Gny Mitraoky feat. Faby Belamaky
4:33
9 месяцев назад
Refano - Avy Ahay
4:36
9 месяцев назад
Refano - Amatoko Igny
4:27
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Ziponia
3:58
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Voriky Fitia
3:56
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Vintan-drano
4:33
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Valalan' Amboa
4:29
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Tapo Raiky
4:48
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Rombo Repa
4:18
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Ko Meky
3:43
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Kabôsy Trobo Nama
4:17
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Ihorombe Ota Fady
4:25
9 месяцев назад
Faby Belamaky - Bilo
3:49
9 месяцев назад
Matsubara - Hetsaky
4:30
9 месяцев назад
Matsubara - Olo Soa
4:31
9 месяцев назад
Matsubara - Safidinao
5:07
9 месяцев назад
Комментарии
@FenotianaRajaonarivelo-nv2lt
@FenotianaRajaonarivelo-nv2lt 10 дней назад
hariva ny andro nody ilay masoandro ireo vonikazo soa nalazo ihany koa misy fetra ny hatsarana mandalo ihany ny hatanorana misy farany avokoa ny bika aman endrika potika sy lo ...
@icarecom43
@icarecom43 19 дней назад
tsy tontan ny ela ! la ny raha 2024 zao rolahy ro hafatsy mavesatsy président ny entan ny gasy ALATSAHO BALANSY IO ! tahian dRanahary iaby e ! ela velona MADAGASIKARA !
@nadialaure8443
@nadialaure8443 20 дней назад
Ankafizikooo fona ary tena tiko b ...on est en 2024
@volatianarakotoarisoa5381
@volatianarakotoarisoa5381 28 дней назад
Tsy mety ho adino
@zoharinirainy1
@zoharinirainy1 29 дней назад
Creedence! Les cailloux qui roulent! Carlosssss!!!!!! Knopfler sy ny DireS! Milay daholo é! ny fahatanorako
@zoharinirainy1
@zoharinirainy1 29 дней назад
Deep!!!!!
@pikcka
@pikcka Месяц назад
misaotra nizara 😊❤
@nirinahasinavalonarandrianarij
@nirinahasinavalonarandrianarij Месяц назад
Hafa ihany ny Iraimbilanja 😎
@user-rx5qj8ne3y
@user-rx5qj8ne3y 2 месяца назад
Merci pour la chanson, elle est magnifique😍😍😍❤️❤️❤️
@rabesoelinalalaina5946
@rabesoelinalalaina5946 2 месяца назад
Na rindrin'io na hazo fa TEHINA❤Tehina foana!!!
@tantelymichaelRANAIVOSOA
@tantelymichaelRANAIVOSOA 2 месяца назад
Mangataka clip azafady oooo!!!!
@JosephineIreneRamiandrisoa
@JosephineIreneRamiandrisoa 2 месяца назад
Many 🥺any avao @ Nay any ee
@andriamihaingoandry50
@andriamihaingoandry50 2 месяца назад
tsy tarika Kajy ve no manao anito ry namana?
@andriamihaingoandry50
@andriamihaingoandry50 2 месяца назад
Ny tsy tontan'ny ela. Manaja ireto zoky be ireto.
@fyraharimalala7596
@fyraharimalala7596 3 месяца назад
Tena hafa ihany
@LhommieJay
@LhommieJay 3 месяца назад
❤❤en 2024❤❤
@JoseChristianRajesson
@JoseChristianRajesson 3 месяца назад
Samoela vao matinginy
@rabesoelinalalaina5946
@rabesoelinalalaina5946 3 месяца назад
Any ianao izay ry Dada🩶🕊
@antonnioandrianjaka7050
@antonnioandrianjaka7050 4 месяца назад
😢😢😢tsara loatra
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 5 месяцев назад
Mangingina😢
@user-ez1km7ew6h
@user-ez1km7ew6h 6 месяцев назад
Makasitraka foana
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 6 месяцев назад
Ao tsara foana e
@antsazafindramiato9585
@antsazafindramiato9585 6 месяцев назад
♥️♥️
@samuellopesbaule5745
@samuellopesbaule5745 7 месяцев назад
D'Gary, heish, this the most wonderful Malgache musicians
@mialymimi6106
@mialymimi6106 8 месяцев назад
tantara ...
@olivettegasparin9214
@olivettegasparin9214 8 месяцев назад
❤❤❤
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 8 месяцев назад
Misaotra ee 🙏🙏
@manampisoarandrianarivelo8432
@manampisoarandrianarivelo8432 8 месяцев назад
Hafa ihany !!❤❤❤❤
@leopoldandreasramanarina
@leopoldandreasramanarina 11 месяцев назад
Agny avao Bema,Andriry, Betroka zay
@houlderlaza9616
@houlderlaza9616 Год назад
Tiako eh merci Sao misy ahafa any zaraho foana
@dolphhoff3748
@dolphhoff3748 Год назад
repete la tout la journée
@nalyravelonarivo5627
@nalyravelonarivo5627 Год назад
milay e*
@deniolopez5232
@deniolopez5232 Год назад
Ao avao Madagascar zay, misaotra D'gary & Jihé🙏🥰🥲
@steverandria2110
@steverandria2110 Год назад
Eto GTA mints zaho manina olo raiky zay
@fabbiosilva08
@fabbiosilva08 Год назад
any avao Gasikara zay any♥♥
@heryrazafinimaro4608
@heryrazafinimaro4608 Год назад
28 jan 2023 mbola mijery
@rakotoarivelojannick4477
@rakotoarivelojannick4477 Год назад
1
@razafindrakotoravo2947
@razafindrakotoravo2947 Год назад
Rahoviana no tsy anenjehana intsony Tsy handraràna ny safidy zay efa nomeko an'iny olona iny Aza fosainao ny volon-kodiny Tondroinao molotra ireo fananany Fa henoy ty fo mitempo fitia Ianao tsy tokony handrara, hampitomany ny alitara Aleo ho avy ny anjara Ianao tsy tokony hitsara, hampitomany ny alitara Aleo hitohy ny tantara Fantatro, ataonao gazety ny lasako Hanakiviana ilay malalako Ianao tsy haharava fitia vita manda Nataoko fantany f'izaho tsy tonga lafatra Ireo fahotàna sy hadalàna zary lasa fahendrena Ianao tsy tokony handrara, hampitomany ny alitara Aleo ho avy ny anjara Ianao tsy tokony hitsara, hampitomany ny alitara Aleo hitohy ny tantara Manantena foana fa mbola ho avy ilay fotoana Hijoroanay eny anoloana hamafy fitia Hijinja ny ho doria Ianao tsy tokony handrara, hampitomany ny alitara Aleo ho avy ny anjara Ianao tsy tokony hitsara, hampitomany ny alitara Aleo hitohy ny tantara
@jamesrhm9126
@jamesrhm9126 Год назад
Kanto loatra ny hirany, reharehan'i madagasikara mits D'gary sy ny talentany
@havenosand
@havenosand 2 года назад
Mampiatsaro ny fahiny mihitsy
@johntianarazafimandimby8224
@johntianarazafimandimby8224 2 года назад
ao avao Ihosy zay
@dorthine123
@dorthine123 2 года назад
ambaka: gny lavitsy tsy hatamay
@azalamihalim7833
@azalamihalim7833 2 года назад
Agny avao gnamnay agny zay
@masomahitabarimanga9725
@masomahitabarimanga9725 2 года назад
Tia Iraimbilanja fa ity tena mety be amiko, mankasitraka rizalahy a
@alphonserms1945
@alphonserms1945 2 года назад
Agny avao gnatanà zay lahy
@sunnyanjarasoa7017
@sunnyanjarasoa7017 2 года назад
ny fahazazako
@mariemagda6389
@mariemagda6389 2 года назад
Nisy foana ny fotoana Ifanenantsika isan’andro Tao an-tsekoly Lay mpampianatra anakiray Tsaroako tsara izy izay Nalaza nasiaka Isika rehetra aza moa nihomehy avokoa Raha mba nisy hafa voatendry ho eny aloha Lay mpampianatra nilaza fa hoe Tsy mahay allez mandohalika ela be Nisy foana ny fotoana Ifanentsika isan’andro Tao an-tsekoly Ny entimody zara fa vita Naleontsika rehetra naditra Nifananihany Isika rehetra aza moa nanganohano avokoa Rehefa tonga ny andro fialan-tsasatra Ny iray kilasy no niredona hoe Veloma ianao ry Ramose masiaka be
@mariemagda6389
@mariemagda6389 2 года назад
Na izaho na ianao Nifankatia natao hoe ho mandrakizay Teo aloha isika roa Iray ny saina iray koa ny fo Olon-droa samy manana zo Ny andraikitra tsy hitovy avokoa Sendra sampanana nizara ny lalana Mizora aza miandry ahy Mizora soava tsara Lalanan’ny fiainana izany Hoy ianao tamiko nitomany Nandramantsika ny namerina izany F’ilay fitiavanao nankararirary ahy F’ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy Fa nahoana hoy izaho nanontany Fa nahoana no tsy nisy namaly Miankavia miankavanana Mitady izay ho lalana Miandry ilay (2) ho solonao Zory ny lalanao
@mariemagda6389
@mariemagda6389 2 года назад
Toa mangina ny eto tsy eo ianao Toa mampisentosento tsy eo ianao Mahantra tsikitsiky tsy eo ianao Ny alina mangatsiaka lasa ianao Lasa ianao tsy niteny na ho aiza Izaho izao mahandro vary sy mitaiza Malahelo anao anao Mikorontana ny trano tsy eo ianao Vaky ho azy ny lovia aminao Malahelo anao anao Toa mangina ny eto... Mikorontana ny trano tsy eo ianao Vaky ho azy ny lovia aminao Malahelo anao anao Tsisy intsony ireo dina izay fanao Zary moana ny trano tsy eo ianao Malahelo anao anao
@mariemagda6389
@mariemagda6389 2 года назад
Taona maro lasa nifandimby Isika izao niaraka nandidy Satria fitiavana no niarahana nanao Fitendritendrena teny ambony tamboho No lasa revy manja tokoa..... Ny mozika sy ireo namana No nandaniana ny alina ref:Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara) Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara) Ny zava-rehetra niaraha nandinika Niaraha-nanapaka hatramin'ny PI... Nisy fotoana nampangiana Satria isika samy variana!! ref:Aza avela! Aza avela (ho simba ny taona) Aza avela! Aza avela aaaa! (aleo hitohy foana) Aza avela! Aza avela (ho lasa tantara) Aza avela! Aza avela aaaa! (tohizo mba hotsara) Aza avela! aza avela ........................