Тёмный
manamiarybruno
manamiarybruno
manamiarybruno
Подписаться
Poopy - Ho Iray
3:44
12 лет назад
Bodo - Ry Foko
4:47
12 лет назад
Комментарии
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 2 года назад
Mitamberina ny fahiny marina......!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Mitonia ry foko. Banjino n'y ho avy. Ho avy n'y maraina 😃. Hikalo ilay Mpanjakan' n'y hazavana. :-)
@rhickystabler1111
@rhickystabler1111 6 лет назад
mitonia ry foko fa mbola ho avy ny anjara masoandronao
@mahefaa
@mahefaa 7 лет назад
Izao izany ilay tsy azoko e : namaky tany amin'ny gazety hoe tsy dia tena nandeha firy ilay album hoe "sara-tiana", hoe "déception" e, sns. Kanefa rehefa ataon-drizareo "live" ny hira ao anatiny ("Sara-tiana", "Fitia mandainga", "Manahy ihany", ..) toa tena tian'ny olona be ihany. Miorakoraka mihitsy ny vahoaka. Ho an'ahy manokana aloha dia tiako iny album iny. Tsy hoe ny album tiako indrindra, fa tiako. Ilay hira "Sary indray mipika" izao no tena tiako indrindra ao amin'io raki-kira io.
@hantanirina939
@hantanirina939 7 лет назад
Maka fy e marina zany tonokira zany tsara lotra
@hrabehanta
@hrabehanta 8 лет назад
<3
@rija612
@rija612 8 лет назад
misaotra e! hira taminy mariazy nay mivady izany e!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Ankinina amin'ny Ray n'y ho avy. Tsiky no handravaka n'y tarehy. Ambarao izay sitrakao.:-)
@domoinarabetokotany4368
@domoinarabetokotany4368 9 лет назад
Souvenir :hira nataonay mivady Dadah&Domoina t@ mariagenay 19ans lasa zay(y)
@andriamifidytahiana1431
@andriamifidytahiana1431 9 лет назад
ry foko mitonia raha sendra alon-drano (y)
@safidyrazanakoto
@safidyrazanakoto 9 лет назад
Hehehehehhe
@andriamifidytahiana1431
@andriamifidytahiana1431 9 лет назад
safidy razanakoto isshy
@lalahkely1
@lalahkely1 10 лет назад
merci e! fahatsiarovana be!
@haryasedo1361
@haryasedo1361 10 лет назад
Souvenir, ouverture tsy hadino e! Mankasitraka ny mpamorona sy ny mpihira voafehin'ny tononkira ny tianay hambara t@ ...janvier 1992.
@manamiarybrunoandriamiarin1729
@manamiarybrunoandriamiarin1729 10 лет назад
@Rene Rabemananjara > ie hira mahafinaritra!
@hantanirina939
@hantanirina939 7 лет назад
Manamiary Bruno ANDRIAMIARINA OK
@mitiatiana
@mitiatiana 10 лет назад
tiko fona
@manamiarybruno
@manamiarybruno 10 лет назад
@Neny Kely ie mlay io hira io :)
@manamiarybruno
@manamiarybruno 11 лет назад
Tsy misy fisaorana ary mankasitraka e :)
@Angierazaf
@Angierazaf 11 лет назад
Siora mitsy eeh :D
@renerabemananjara7274
@renerabemananjara7274 11 лет назад
tsara be le hira
@lantoravelomanantsoa8024
@lantoravelomanantsoa8024 11 лет назад
Ouverture n'ny mariage-nay tamin'ny 05/06/1993 izany e, 20taona lasa izay Misaotra an'i Poopy sy izay nampiditra ity version originale ity tato fa efa ela no nitadiavana azy e!
@manamiarybruno
@manamiarybruno 11 лет назад
Tsy misy fisaorana!
@manamiarybruno
@manamiarybruno 11 лет назад
Ie milay be e :) henoy tsara e!
@liantsoarasoamanana6488
@liantsoarasoamanana6488 11 лет назад
Misaotra e!! Efa ela b miitsy a no nitady an'ity hira ity.
@coulimanantsoa70tana
@coulimanantsoa70tana 11 лет назад
misaotra na dia tsy mis sary poopy aza eh , mahafinartra ny mihaino ilay version original ...