Тёмный
K'onsult & M'erging
K'onsult & M'erging
K'onsult & M'erging
Подписаться
. Analyses prospectives des faits politiques malgaches
. Médias stratégies
Комментарии
@baovolarakotomavo9780
@baovolarakotomavo9780 4 дня назад
Analyse biaisée par intérêt
@EtienneRandriamanana
@EtienneRandriamanana 5 дней назад
Tandremo iany le tavy diso tafahotra fa mapody tampoka
@verojois115
@verojois115 6 дней назад
Tiak be ilay hira
@simoneanderson606
@simoneanderson606 7 дней назад
Mm
@antoinetterazafitseheno3674
@antoinetterazafitseheno3674 7 дней назад
Izay indray ilay tsy fitiavana an'i Ravalomanana
@antoinetterazafitseheno3674
@antoinetterazafitseheno3674 7 дней назад
ka sakafon'ny Henjana dia tsy azo esorina ny Min Finances
@MioraRakotoarijaona
@MioraRakotoarijaona 12 дней назад
Alefaa
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 13 дней назад
I Razakaboana ihany no ministrin ny finances Hoatrin ny hoe nanome cours Tao @ radio Madagasikara, premiere izahay tamin Izany ary noentiny na kana diploma tany ivelany ny Fampianarana nomeny
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 13 дней назад
Nenaoko ny tsy fiatiavana an dravalo no betsaka .
@hanitrarasamison6689
@hanitrarasamison6689 13 дней назад
Miarahaba anao Mr Rakotomalala Fleury ! Misy fitenenana manao hoe : Mieux vaut tard que jamais, nahatsapa aho fa manana adidy tokony hanohanana anao izay ialako tsiny indrindra fa izao vao afaka mandray anjara amin'ny Avocat. Tsy toy inona akory no atolotro fa ny firaisam-po aminao amin'izao ady atao amin'ny tsy rariny,tsy marina amin'ny firenena izao. Te hanontany aho ny fomba handefasako ilay vola any amin'ny Avocat tsy maharaka loatra aho, misaotra indrindra anao. Mahereza indrindra.
@konsultmerging1342
@konsultmerging1342 9 дней назад
Miala tsiny tompoko fa izao vao hitako … omeko anao ny RIB
@alainravonjy5133
@alainravonjy5133 13 дней назад
Les névrosés se battent entre eux.
@user-bb3ft1lr1d
@user-bb3ft1lr1d 13 дней назад
Salama tompoko🙏🏾
@leroabalita687
@leroabalita687 13 дней назад
Juste pour ta gouverne si il y avait pas les officiers cotiers ravalo ne s est pas fait dégage les généraux ambaniandros ont tous fait caca dans leurs culotte y compris les colonels ambaniandros mais il y a un fin à tout
@leroabalita687
@leroabalita687 13 дней назад
Le gros soucis c que Madagascar est tombé sous la main d une groupe de mafia si on se réveille pas maintenant Madagascar va droit dans le gouffre après si les cotiers ne réveillent pas ils resteront dans leurs sommeil éternel
@Smymahl
@Smymahl 13 дней назад
Ka Iza mo no manitrikitrika an Gasikara rempoko rendanitra fa rsy i Fidel Ravavany e! Rehefa hoe tsy mpanohitra izy Dia norarafany @ Zay fa matoa tsy nivoka zany d mampiasa ny volan i Ravatomanga 🙆
@Smymahl
@Smymahl 13 дней назад
Ilay hira2 Anie Mr Fleury mandany méga fotsiny e😅 ianao Sady EFA medalin b miresaka 😊
@user-gx5mi6gy8u
@user-gx5mi6gy8u 13 дней назад
Mamerina ny fiarabana. Tsara loatra izany hira izany 🙏 Aza kivy fa Ay teo FOANA KRISTY
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 13 дней назад
Maharante kay??? Tsy manjary
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 13 дней назад
Mais quel Pays a etabli ces personnes là au pouvoir ???? Retour de manivelle
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 13 дней назад
Ity tia vao ty!!! TANO NY HAZO FA SAROTRA NY MILA EEEEE
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 13 дней назад
Tsy nisy tsara 100% teo fa Ravalomanana no tsara naoty indrindra !!!!!
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 13 дней назад
Pdt Ravalomanana ihany no afaka hampivoatra ny fiainana eto Antananarivo fa d finganina foa na eeeee
@hanitrarasamison6689
@hanitrarasamison6689 14 дней назад
Izay manetry tena no asandratra.
@dimbinialarakotomalala210
@dimbinialarakotomalala210 14 дней назад
Bonjour Fleury. Ono oa mba tsetratsera kely, tena marina ve le lazain’i Mamy R hoe tsy naloanao ony ny hofan’ny engin’ny Ste any. Merci
@santiiarivo5370
@santiiarivo5370 16 дней назад
Zany Fleuri Rakotomalala izany aloa dia efa fantatra fa misy alahelo amin’i Ravalomana tsy maty voalohany an-libro « misy Antony ao « feeling mande anjabanyy fotsiny tena enjana ny fankahalana
@giseleramasiarinivo9745
@giseleramasiarinivo9745 16 дней назад
I Christine l'ancienne présidente de l'assemblée Nationale zany e
@user-bb3ft1lr1d
@user-bb3ft1lr1d 16 дней назад
Tena marina😢
@mahefamanerouck7416
@mahefamanerouck7416 16 дней назад
D aona nogadrainy izay milaza marina niarak nanongana ex akaik Cyril Rasambozaf
@user-bb3ft1lr1d
@user-bb3ft1lr1d 16 дней назад
❤❤❤❤
@livaandriakoto539
@livaandriakoto539 16 дней назад
Ombak'omanana ilay hoe sahy i leiry , c'est bien vrai maro ny diplômés sy manana bonnes idées fa tsy misy masaiky asa na i leiry hoe 6e dan dia manana confience personnelle
@mahefarakotonirina3702
@mahefarakotonirina3702 16 дней назад
Rehefa cas Christine Rarazanamahasoa izany dia "tsy matsilo saina" Rajoelina? C’est un peu contradictoire
@hajarakotovao6924
@hajarakotovao6924 16 дней назад
N'y blem de Mbola crédible ve ra8 Amy bailleur
@livaandriakoto539
@livaandriakoto539 17 дней назад
Manao politika par défaut no maro na ny sens ny hoe politika aza tsy fantatry ny maro @ ireo
@livaandriakoto539
@livaandriakoto539 17 дней назад
Enga anie ka hitombona ny analyse nao Mr Fleury
@user-bb3ft1lr1d
@user-bb3ft1lr1d 17 дней назад
🎉
@henriandriana4248
@henriandriana4248 18 дней назад
Et surtout si vous avez le culot de nommer un par un par toutes ces racailles et mafieux à Mada. Personne n' a jamais osé faire ça.
@henriandriana4248
@henriandriana4248 18 дней назад
Appartement vous remplissez les 5 critères que vous avez cités, surtout le culot et la volonté de " gadraiko ela n'a inona n'a inona talo ka nanao ratsy tamin n'y firenena alors là je vous soutiens à 100%% si vous vous relancez dans une élection présidentielle dans le futur. Ampy Zay tsy Maty manontany.
@Smymahl
@Smymahl 18 дней назад
😂😂refa ts zakan hozape d ajanony fa zahay anie ol manenganinay v hahaloa avocat en euro e!
@mandresyrakotondrasolo1324
@mandresyrakotondrasolo1324 18 дней назад
Aza mijery sy mihaino fotsiny dia vita fa manjary hita ilay niveau anao
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 18 дней назад
Akory aby isika Malagasy rehetra 🇲🇬❓azafady mR Fleury fa @ ny mahazandry anao satria efa 50 taona no nahatonga ahy aty ivelany fa zendambariana mahita ny fitotongan’ny Tanindrazantsika ;ka 🙏🏾mivavaka mafy mba hialan’ny mpivangabao @ny fitondrana isantsokajiny ‼️
@juliennelieven3356
@juliennelieven3356 18 дней назад
Misaotra zoky be❤🇲🇬
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 18 дней назад
Ny zavatra azo antitranterina dia Antananarivo tsy omena tanindrana ary fady andevo toa an dry Gascar
@andrysolofoandriamiariseta5464
@andrysolofoandriamiariseta5464 18 дней назад
Antananarivo efa kamboty. Hoy aho, Antananarivo an'ny Malagasy. Ary fantatra fa Madagascar tsy an'Antananarivo. Ravalomanana angamba efa hanomana n'y post Ravalomanana fa tsy hitondra intsony. Ny électeurs an'Antananarivo lasa kamo mifidy e. Ary zaran'ny eo an-toerana. Antananarivo efa zary faneso. Anaty fivoriam pianakaviana ireo mpifidy ireo manao discours de comptoir.
@juice5424
@juice5424 19 дней назад
Efa manomboka miakatra antanety koa ny voay ato ho ato 🤣🤣🤣🤣👍
@juice5424
@juice5424 19 дней назад
Tsy ny rafitra no olana eto fa olona
@juice5424
@juice5424 19 дней назад
Kopy amzai zah 💪💪👍
@jearaza511
@jearaza511 19 дней назад
Oh que si! Revoyez les expériences passées 😢
@user-bb3ft1lr1d
@user-bb3ft1lr1d 19 дней назад
❤❤❤
@Smymahl
@Smymahl 19 дней назад
😂 Iza Io ol Io??? I Christine Razanamahasoa vé???? Efa niaraka nitakosina t@ reo tao iny Sady EFA antitra lotra eeeee
@user-gx5mi6gy8u
@user-gx5mi6gy8u 19 дней назад
Miarahaba anao sy ny mpanaraka rehetra
@mahefamanerouck7416
@mahefamanerouck7416 19 дней назад
Radambozzfy nogadraina