Тёмный
lewis strong
lewis strong
lewis strong
Подписаться
Fiaran dalamby  HENRY RATSIMBAZAFY
12:31
8 лет назад
S ALANE - HO TSAROANY
4:16
8 лет назад
KUNG FU ESCA ANTANIMENA
4:06
9 лет назад
Комментарии
@thierrylouis1027
@thierrylouis1027 Год назад
tokony atao film kely mitsy ity hira ity ,Mahafinaritra eeee
@sylvoalias
@sylvoalias Год назад
Ahatsiarovako an'Ambohibary le Sambaina.....vaccances tena manja t@zay...😀😃😁
@mrevsi3776
@mrevsi3776 2 года назад
Tsys hidirany kung fu
@nirianarazanajafy6098
@nirianarazanajafy6098 4 года назад
👍🥰🇲🇬 gasy kah manja
@noelinerazafintseheno9717
@noelinerazafintseheno9717 4 года назад
Tiako.Malahelo train aho.
@floretteminosoa2297
@floretteminosoa2297 4 года назад
Ary nataonareo ilay clip foko kely feno ratra ry pihira a
@andrianiainapaul463
@andrianiainapaul463 4 года назад
kung fu wisa fosika be ts iz io
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 5 лет назад
Dommage fa tsy misy intsony ny fiaran dalamby mampitohy any tana antsirabe.
@tombozafy5936
@tombozafy5936 5 лет назад
Nul très très nul
@hsole3580
@hsole3580 5 лет назад
Merci bien, tena mampahatsiaro ny taloha, bravo
@rabemanantsoatahiry5007
@rabemanantsoatahiry5007 5 лет назад
ny rotsirotsinao mahalasa nofy ery... misaotra anao Henri, ary misaotra an'i Lewis
@fandresenaanjaratianahasin9253
Azoko sary antsaina lay tantara, Makasitrak e
@HERBALNATUMAN1
@HERBALNATUMAN1 6 лет назад
What language this great singer sings?
@aoihanyve
@aoihanyve 6 лет назад
He uses malagasy^^
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 6 лет назад
taona maro lasa zay
@rabearivelolovasoacharles4925
@rabearivelolovasoacharles4925 6 лет назад
otrany hoe savate boxe le combat
@dixiekong8671
@dixiekong8671 7 лет назад
ela ny ela fa heno ihany ilay hira t@ faha kely , mankasitraka t@ fampizaràna.
@ravoniarisonvictor4065
@ravoniarisonvictor4065 7 лет назад
Tsara e,ohatra ny mijery série tv mihaino ilay hira .Sady angamba tsara ny fiafaran'ilay série.
@valisoaandriamihamina6904
@valisoaandriamihamina6904 7 лет назад
Izao koa dia efa ela no nitady an'izy ity fa itako ihany no farany misaotra e!
@christianmada8393
@christianmada8393 7 лет назад
Tena tsy izao kosa ny Kung-fu Wisa eh!! Very ny vakoka.
@hemerylefar1920
@hemerylefar1920 8 лет назад
enfin, zay koa mba tena nitady azy ty merci, mba asivo hira maromaro svp fa zay tena tia henri ratsimbazafy
@rakotonarivokellyroy6804
@rakotonarivokellyroy6804 8 лет назад
ela ny ela nidiadavana an'ity hira ity!! tonga ihany izy ito, misaotra e!!!
@olivaresramananjoelina5921
@olivaresramananjoelina5921 8 лет назад
to kung fu no titre nefa otran zavatra hafa no hita eto
@lewisstrong2041
@lewisstrong2041 7 лет назад
Kung-fu Esca mihitsy io fa ry lerony tsy mba miezaka mitazona lay style!
@rakotozananyharimbola7423
@rakotozananyharimbola7423 6 лет назад
Tsy ohatrizao kosa ny nampianarina anay fahiny sa efa mivoatra ve???
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
tsara be sady sambaina ny tany drazako misaotra tompoko