Androany ah ry Joba vao mahasoratra ho an’dry Fa mbola taraiky aty an-tany lavitra aty. M’sora, dia somary lasalasa vinany Mahatsiaro anao ah dia ohatry ny maian an-tany Dia nihezaka ah ny tsy hisatimaka fa tsy mety voafetra Mampanembona ah...’zay itan’ny masoko rehetra rehetra Mahatadidy, lay vatanao misafosafo. ’lay tsikinao tsisy mpanana iny, vidiko lafo. Mahatsiaro anao ah dia otry ny avy n’ kafoM mifandipatra ny lelako tsy haiko ’azy kozy tononina Dia za mino, fa any volana any taona Ianao tsy alavitra intsony fa akaikiko eo foana foana fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao de hirahira sisa no mety ambarako aminao Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray. Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay.... Ref: tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo. zay f’izy anie tena tia anao Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh... Ndray andro any ah ry jôba ho tonga eny am’ tanana Dia haveriko ndray ’lay tsika roa mitambatra hafanana dia asinao sento milaza avy ty tsy mety ho lany ataoko tsapanao zany fitiavana zany ’Lay teny roa revenao koziko avy ato am-poko Amin’ lay fiakanjoko indraindray lazaina jiolahim-boto Ny manodidina matetika manakiana Tsy quoi zanyf a ny zavatra enjehina vao mainka ahazona fiany Mba handinihany, fa tsika roa tsy afaka miady Dia ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady F’ianao anah, dia za natokana ho an’dry... Roa sarotra sarahina fa fitia atakalo fitia fa androany enao lavitra nefa tsisy azoko atao de hirahira sisa no mety ambarako aminao Ra henonao ’ty dia sio fo m’tempo anakiray. Dia tadidio fa mahatsiaro ano ’zay ’lay koff boay.... Ref: tiany ho tsapanao ’lay teny kely teo. zay f’izy anie tena tia anao Te ho any aminao izy, Te ho any am’nao izy eh...
Mafinaritra be ilay mahita tonokira fa mankasitraka anao♥️♥️ Juste raha azo modifien dia misy tsy ampy kely fotsiny eo @reto: " ilay tanako eo @vatanao misafosafo" "Fa any andro, dia any volana any taona" " Asinao sento milaza fitia tsy mety lany" "Fa isika iray tsy hafaka miady" " fa ianao ho anah, dia za natokana ho an'ndry, sarotra sarahina fa fitia atako fitia" " Androany enao alavitra nefa tsisy azoko, dia hirahira sisa no hita ambarako aminao " ❤❤❤