Ity no version tiako indrindra amin'i Raha mila fanampiana. Dadah no manao feo voalohany Bekoto manao ny feo faharoa. Taty aoriana izy tsy toy izany (mifamadika izy roalahy). Ny Do amin'ny gitara tamin'ity fakam-peo ity dia nampidinina Si. (Ambany kokoa ny feo).
Elle me rappelle ma première amour que j'ai beaucoup aimé et qui m'a beaucoup aimé aussi au lycée mais hélas elle m'a quitté. Miss u Rebecca 🥺❤️( 12 juillet 2024 ?)
Ry namako ry sakaiza ary malalako ndao isika hifakatia mba ho tian'i jesosy daholy . Andriamanitra o! Mangataka aminao aho mba hanananay fitiavana sy fandrosona ho any izay rehetra mety kivy sy reraka mba tahio nao misaotra anao izahay .amen