Merci pour ce reportage sur cette artiste accomplie, ambassadrice de la richesse culturelle malgache. Une femme libre, féminine, un chouille avant-gardiste mais c’est sa signature! Respect à Madame Rasoanaivo car elle n'oublie pas d'où elle vient et elle sait où elle va! ❤
Ny fitsarana farany dia misy ,,,ary tena hisy ,,tsy misy avocat hiaro anao any ,,,,ka avelao samy ho tsarainy tantara amzay ataony ny tsirairay ,,,inona kay no manahirana anao hitarika sy handany andro hitory teny eny retra eny refa tsy hino sy hanaraka anao izy ?? Ka na fombandrzana io ,,na fomba kristianina ,na fomba musulman ,,na. Fomba bouda dia samy miatrika eo daolo ,,,nodiabolizena ny fombandrazana ry Ankoay aahh ,,,de nolazaina fa avy am demony ,belzaboba,losifera,,sns..
Misy te hanafona ilay fombandrzana mafy mintsy eto ,,,saingy indrisy ,,,,mifangaro hafetsena sy fanapotehana ka tsy hekena.hekena ,,hevidravina ilay oe ny kamboty no voatahy indrindra raha mitahy ny razana ,,,,,,ho anareo ,,,aza mamadika ,,aza mangataka am raznareo fa nenay angatahanay mintsy ny razanay hitahy anay ...ary tena mitahy anay tokoa ireo razambenay satria ny ezaka nataonay dia nahatsapanay fa isaky avy mamadika dia misy fanambinana sy fitahiana hatrany ,,,
Ny aram panahy am malagasy tsy azon tony tsy manana fahatsapana ny finoana malagasy izay avy am an'Andriamanitra sy razana ary.ny gasy efa nahalala an'Andriamanitra hatram ela ,,,ny mpanalalana azy dia ny razany
Fa maninona ity kolo tv n i hajo mpanohitra antoko maty tanjaka ity tsy mba asianareo famoahan kevitra commentaire am baovao nareonsy any am fandaharana ankitsipo mba hanomezan teny henjana anareo mpanohitra ireto??? Am.ankitsi po izany dia zay mpanohitra miteny dia mahazo minutes betsaka indrindra ..fa raha ny am fitondtana di lely ny minute ny fitenenana..ry andriamiseza sy guy crise macime izany moa sy otrik afon tay tsy hitanao zay mba zava bitan ireny teto am firenena fa famelomana vady amanjanaka am.saina fankahalana sy tsy tsy fitiavan olona ..ega abonné am.kolo tv ireny..na i mbs na kolo tv matahotra commentaires satria matahitravtihitihy latsalatsa avy am mpanneho hevitra nohon ny tanjak araeo zero.ry rajao moa efa mitovy am maty fa tsy hitan dalitra..8%....5% am.2028 asa firy % ..hifaninana am ntsay christian ireo am.2028 ...
2024 no nahenoko ity fampianaranao ity Ankoay ten mampatsiahy ilay dadatoako ef las nodimandry ianao @ fampianaranao tena mankasitraka tompoko fa nanova ahy ny fihenoko anao, 🙏🙏🙏
Mitabataba ianareo ankehitiiiny..laharana faha izao i madagascar am fahantrana...i rajaon doza izay mitabatabaankehitrony hoe mijaly ny vahoaka sahirana ny vahoaka...nega harenany iz nomendraja nul trandrajan ireo sinoa...tsy fanompana malagasy mpiray tanindrazana va ny nataon i tajao lelenne bavin alika be tabataba ankehitrinybhoe mijaly sy sahirana ny vahoak nefa dia diabio no ntaony??? Vraimrnt con le meck..con con con.
30 taona no nipetrako aty an-dafy nefa mbola teny gasy ihany no tena manavànana.Saingy indrisy indraindray voatery miteny vazaha mba ho voarain'ireo vazaha ny tiana ho lazaina.Fa raha malagasy no iresahana dia aleo ihany ny teny gasy .Hafa ihany ny tenin-drazana
Misaotra anao ry Ankoay @zay efa vitanao, sy @zay mbola hataonao! Avy aty la Réunion zaho manoratra @nao zao! Zao ndraiky moa zaho vao nahita ny emission nao ty, ka tena liana; tohizo ry Ankoay fa tsara ty zavatra ataonao ty…! Tena Andriamanitra hianao 🙏 FETY J
Ny efa kandida tsy miatrika na fampielezan-kevitra fa mivondrona any anaty fitokonana no tena mandika lalàna raha iny fifidianana Filoham-pirenena farany teo iny no jerena f'aza dia miezaka mampisara-bazana ny Malagasy
Tsara ny mihaino anao Sady feno ganhendrena Saingy tsy mino enao fa an" Jéhovah ny tany sy ze rejetta eo @ Mapalahelo le fampianarana Na enao aza any Jehovah