H O R R I B L E S🤢👎 tsy ny RAP no ratsy, fa ilay fatra paka tahaka tsisy originalité no mampalahelo👎 Mbola tsy teraka ny RAP no efa nisy JIJY, Rahoviana ny gasy no hamelo-maso ny kolon-tsaina gasy ampanarahina ny vanin'andro ❓
Décevant comme analyse de la part de Kolo tv, feno fanavakavahana, tsara hazavain'i kolo tv hoe sur quel critère ny atao hoe construction ilicite version Kolo tv❓❓❓ Taorinan'ny cités des 67 ha, ambodin'isotry, ampefiloha, analamahitsy.... Tsy nisy fitondrana taty afara nanao logements sociaux. Izany hoe tsy miahy sy tsy mitsinjo ny trano hialofan'ireo vahoaka ny fitondrana, Koa rehefa tsy misy io tolotra trano io, dia samy mitady izay azony hialofana ny vahoaka. Nahoana no enjehin'i Kolo tv amin'ity video ity ny bidon ville hoe construction tsy manara-dalana❓❓❓ TSARA JEREN'I KOLO TV IREO CONSTRUCTIONS ILLÉGALES MANODIDINA NY LAC N'NI MANDROSEZA Raha resaka construction araky ny lalàna no hojerena dia mino zah fa ny 99% n'ireo construction dia tsy ara-dalàna. Manaba alternatives omena ireo mponin'ny bidon ville ve i Kolo tv❓
Inona porofo ilazanao fa taranaka cohen avokoa ny taranaka andriana ao Madagasikara ? Omeo ny porofo azafady, ary tsarovy fa ny andriana dia tsy mpanjaka, fa classe sociale intermediaire
ndriii!!! mampalahelo! mahavaky fo! mampieritreritra hoe raha izaho no iharan'izao dia mba ahoana? soa fa mba samy miezaka mitady fivelomana ihany ireo olona! saingy eo foana ilay hoe ny hohanina anio tadiavina anio. misaotra ô!
Marina tokoa izany fa ireo izay nitaky ny fahaleovan tena dia milentika daolo ,jereo Haïti tsy tafarina mihitsy . Indrisy mampalaelo e, izay mba mikasa hanao ny marina gadraina daolo. Famotehana an Madagascar avo lenta no ataon ireo izay mitondra après l indépendance.
Je suis outré de l'impolitesse du présentateur ! Je ne peux pas concevoir pourquoi Kolot TV engage un homme pareil pour ce poste. Faire le clown alors que l'autre engage une discussion serieuse, c'est de l'irrespect total. Moi a la place du maître Avoko j'aurais pas pu supporter une telle impolitesse !
il n'a qu'à dormir une seule nuit dans les bidonvilles et se nourrir des restes de la décharge après il pourra parler à la télévision j'ai honte pour lui
Lorsque j'entend cet abruti cravaté à 5.10 , cela ... et puis rien car je ne suis pas vulgaire, néanmoins, quel con ! Pays de corruption au détriment du Peuple et Antana n'est qu'un exemple. Vous manquez d'infos étrangères les Malgaches, c'est fort dommage.