Тёмный
Zani ANDRIAMAHAZO
Zani ANDRIAMAHAZO
Zani ANDRIAMAHAZO
Подписаться
Féféh-Here's your perfec
3:15
2 месяца назад
RAVEN Ny fitiavako anao by DOUGLASS
3:51
8 месяцев назад
Jàja-DISO VE AHO up bu zanized
4:56
Год назад
Tsiky tsidika   lahy jejo up by zaniZED
8:49
2 года назад
MAMAZAFY Indro ny famonjena   AMAF
4:28
2 года назад
MAMAZAFY RAILOLA Hasambarana    Railola
4:25
2 года назад
MAMAZAFY Ny Railovy Tadidinao ve
3:22
2 года назад
ROMBAHO MIANGALY up by ZANIZED
4:36
2 года назад
FIHAMY   Hamonjy Lapa up by Zanized
3:28
2 года назад
SPÉCIAL FIANARANTSOA  UP BY ZANIZED
36:00
2 года назад
Lalatiana -AVELAO up by zanized
5:29
2 года назад
Комментарии
@danielyse8390
@danielyse8390 20 дней назад
Mbola ho avy, Ary ho tsapany n'y ataony amzao
@MimirMimir-co5bj
@MimirMimir-co5bj 24 дня назад
kanto !
@bebyandrianaivosoa618
@bebyandrianaivosoa618 2 месяца назад
😢😢😢❤❤❤
@yfgf3014
@yfgf3014 3 месяца назад
😢😢😢😢😢
@FanoFanomezantsoa
@FanoFanomezantsoa 4 месяца назад
Tiko ambonfrona
@user-rx4nh7oy1f
@user-rx4nh7oy1f 4 месяца назад
Ekip
@voahangyandriamasyravololo7241
@voahangyandriamasyravololo7241 4 месяца назад
Mbola ho avy toko e..... Ny tody tsy misy fa ny hatao no miven. MBOLA HIGOKA IANAO NY NGIDIN'NY RANOMASO NATELIKO E 😪🥲!!!!ru-vid.comgaming/emoji/7ff574f2/emoji_u1f62a.png
@raveloarisoasendraveronica1616
@raveloarisoasendraveronica1616 11 месяцев назад
@itamararandriamamonjy8830
@itamararandriamamonjy8830 11 месяцев назад
❤❤❤
@ELCAMOIM
@ELCAMOIM Год назад
MBOLA HO AVY htady ahy iny olona iray iny e!
@Valis01toky
@Valis01toky Месяц назад
iz izany
@heriniainaelierasolondraib2689
🤘❤️👏
@heriniainaelierasolondraib2689
🤘❤️👏
@heriniainaelierasolondraib2689
🤘❤️👏
@ALiceKB8017
@ALiceKB8017 Год назад
Je ne me lasse pas d’écouter ce duo malagasy ❤️❤️❤️
@randrianandrasanacarol3505
@randrianandrasanacarol3505 2 года назад
11 Avril 2022 mbola ato an🤟🤟🤟💥💥💥💥💥💥😌😌👊
@nadiaramilison8501
@nadiaramilison8501 2 года назад
❤️❤️❤️
@diossa6521
@diossa6521 2 года назад
I love Brett
@hasinarazakanirina8461
@hasinarazakanirina8461 2 года назад
Iiiii88iiiii8kiii88k
@fenofitahianarasoamamonjy7278
@fenofitahianarasoamamonjy7278 2 года назад
Merci eee, en 2021 mbola mihaino foana <3 <3
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 2 года назад
tsara! misaotra ô!
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 2 года назад
Très belle chanson
@joycerazafinome3845
@joycerazafinome3845 2 года назад
tiko beee sady tena miantra amiko mihintsy ilay ira!!! misaotra betsaka
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tsy miala ato an-doha , nambabo. Anjely akaiky :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Izay ratranao Dia feriko. Fo roa mifangia hatreto ka hatrary. Veloma n'y sento. Tsara io hira io. Mitory fitia Tsy nangalarina. Sendra n'y tia s'y n'y Tiana. Mankasitraka 😘🎤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tiako. :-)
@MrpapaBN29
@MrpapaBN29 2 года назад
Me fait un peu penser à juste avant que je des Wriggles. Peut-être que le groupe à "samplé" cette magnifique chanson
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Ratra s'y fery...😔
@nonrmms6052
@nonrmms6052 3 года назад
Azalah otrany vao niany zaho adala t@ hira ty tsy azo ny aigny tsy mihaino andro 1 . 2021 mamerina mihaino izy azalah fy eh .
@edithrakotomavo8623
@edithrakotomavo8623 3 года назад
Mahafinaritra daholo, ary Tena mahafinaritre
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Izay tena Tia Tsy mahalala elanelan-tany. Mankasitraka 😘🎤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitiavana izany.🎤😘
@rondroskies3445
@rondroskies3445 3 года назад
Juin 2021
@rebeccarasolofoniaina5436
@rebeccarasolofoniaina5436 3 года назад
Ze mis anao no tiako isy ahy Daheryko😥🥰any enao zay malalako any dago any
@rebeccarasolofoniaina5436
@rebeccarasolofoniaina5436 3 года назад
Tiako loatra ee😍😍
@harifadjaassiaabodokadafy3231
@harifadjaassiaabodokadafy3231 3 года назад
Mon song préféré 🤩
@hermionefenoarisoa8001
@hermionefenoarisoa8001 3 года назад
tsara e😍😍😍😍😍😍😍😍
@harifadjaassiaabodokadafy3231
@harifadjaassiaabodokadafy3231 3 года назад
Qui écoute ça en 2021😭
@mbolarakoto7862
@mbolarakoto7862 2 года назад
moi
@clarckyauberto2676
@clarckyauberto2676 2 года назад
j suis la mais en 2022
@clairethemusician968
@clairethemusician968 18 дней назад
24
@harifadjaassiaabodokadafy3231
@harifadjaassiaabodokadafy3231 3 года назад
tsara raaaaa
@julianasunder944
@julianasunder944 3 года назад
Mbola ho avy tokoa f Andtra mijery antsika ry « sans coeur »
@soandazavanonalava5231
@soandazavanonalava5231 3 года назад
JE VOUS ADORE
@andritianahenintsoa6533
@andritianahenintsoa6533 3 года назад
Yckaj rafotsy anah
@ravalo8tsiory986
@ravalo8tsiory986 3 года назад
Love this song !!
@ravalo8tsiory986
@ravalo8tsiory986 3 года назад
tsara ee!!
@ravalo8tsiory986
@ravalo8tsiory986 3 года назад
mlay nareo e!!
@samraahmedali9840
@samraahmedali9840 3 года назад
Bonjour Tsy misy karaoke @ io ira io ve ao aminao
@koulyro4737
@koulyro4737 3 года назад
🇩🇪🤗❤🙏
@volaandriamparany873
@volaandriamparany873 3 года назад
Azafady nankaiza kay le clip n'ity hira ty ? Mba avereno anie Azafady eh
@nonrmms6052
@nonrmms6052 3 года назад
Marina mitsy eh
@jasondavis9048
@jasondavis9048 3 года назад
0:37 active-dating24.online
@armandrakotozafy2709
@armandrakotozafy2709 4 года назад
Merci @ le gasigasy ka manja.
@ainarazafimanantsoa4077
@ainarazafimanantsoa4077 4 года назад
efa tonga ny nenina ary tena mangirifirify be efa 7 taona zao indrisy fa diso za
@ranjavolanomena2305
@ranjavolanomena2305 3 года назад
Courage e
@holiarisoarakoto7427
@holiarisoarakoto7427 3 года назад
Drii
@ambinintsoat.2369
@ambinintsoat.2369 3 года назад
Driii
@mamiharisondomoina3657
@mamiharisondomoina3657 4 года назад
Tiako be 😍
@lucasrakotonindrina4955
@lucasrakotonindrina4955 4 года назад
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy Amin'ny ora tsy ampoizimpozina, Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy Hembona ahy ianao ka hiodinkodina; Mbola ho avy ê irony nenina ê Hitsako ny hadalànao, hangidy izay telina ê Mbola ho avy ê, hangifiry be Efa tsinjoko hatrety sahady fa ho ranomaso be Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao Ireo dinantsika izay kosehinao Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbolanao Hohitanao ihany izany ngidiny a Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko ê.
@pardiofisialy3951
@pardiofisialy3951 4 года назад
Efa ela no nitadiavako an'ity version 'ty tato am'n'ny youtube.Misaotra indrindra nizara.