Тёмный
ALOALO Event & Communication
ALOALO Event & Communication
ALOALO Event & Communication
Подписаться
Revy MAHALEO - Medley
3:26
5 месяцев назад
Комментарии
@Rakotomalalapatrice
@Rakotomalalapatrice Час назад
Mahaleo Remix
@zheidissopmansoor1939
@zheidissopmansoor1939 День назад
Mba omeo sary zanaky Dama zany ko! 😇😘
@Rakotomalalapatrice
@Rakotomalalapatrice Час назад
@franckandrianomenjanahary3587
@franckandrianomenjanahary3587 4 дня назад
zany ka tena Kanto!! merci!!
@tovoheryraveloson4827
@tovoheryraveloson4827 7 дней назад
mankasitraka ry zareo a.Tena kanto loatra.
@willylala-rakotoson8568
@willylala-rakotoson8568 13 дней назад
Bjr svp comment je peux acheter ou me procurer des expansions africa, c'est vraiment important pour moi svp (je compose à but non lucratif pour info) Bien à vous
@mamitiana
@mamitiana 17 дней назад
Nataoako musique de fond lay youtube, dia gaga be za hoe iza izany mihira zany toa misy feo Fafa kay tena mitovy be lay feon'ny zanany io?
@tiandrazabenoitfirmin9900
@tiandrazabenoitfirmin9900 19 дней назад
Misaotry e🎉 Ao tsara . Mahasolo an'izy rehetra
@anitarivetzanakoto6350
@anitarivetzanakoto6350 21 день назад
Lova tsy mifindra ny tarika Mahaleo an😁🤔🤔🤔😂
@SOLOFOMANDIMBYAngelin
@SOLOFOMANDIMBYAngelin Месяц назад
Shequel rossi
@FanjaElinaANDRIATIANARIMANANA
@FanjaElinaANDRIATIANARIMANANA Месяц назад
tena tiako e
@namanarakotojhime
@namanarakotojhime 2 месяца назад
Mafinatra e mamnkasitraka
@holynirina3286
@holynirina3286 2 месяца назад
Mankasitraka, dia iza no zanak'iza amin'ireo azafady?
@elgiraudramarosaiky6251
@elgiraudramarosaiky6251 2 месяца назад
Milay, tianay, ho ela velona ❤❤
@user-mq9tf7ob5d
@user-mq9tf7ob5d 2 месяца назад
misaotra e,ny mahavariana ahy dia tena mitovy tanteraka amin'ny feon'ny rainy ny zanany,mahay zavatra ny Tompo
@EudeseDidierRandrianasolo
@EudeseDidierRandrianasolo 3 месяца назад
Ny tsiaro Dia mitahiry fahatsiarovana , mitondra ny fanahy hitety fotoana maro nolalovana ,mamoha Ireo fitiavana voatahiry ela ao anaty hifonana .Tsy hoe hiverina fa mielina Ary tsy asiana nenina fa efa nalahatry ny anjara ka sendra ny sahaza.Ankafihizina fa kanto tsy manam-paharoa
@DinaMiraniainaRAMBELOARIVONY
@DinaMiraniainaRAMBELOARIVONY 3 месяца назад
Tsara be 🎉 Dama ♥️, quelle beauté
@volarandianina1298
@volarandianina1298 3 месяца назад
❤❤❤
@tino-vt7ot
@tino-vt7ot 3 месяца назад
🎉😂
@ArinjakaRafaly
@ArinjakaRafaly 3 месяца назад
Sgevgg
@rondronirinaravahambola9916
@rondronirinaravahambola9916 3 месяца назад
Tena tsara e,mankasitraka hatrany!
@DerahDahju
@DerahDahju 4 месяца назад
Paupole bota kely
@jonraha588
@jonraha588 4 месяца назад
F'iza ireo miara mirevy amindry zalahy ireo, mampisy feeling e!!!!!
@matthieuran6007
@matthieuran6007 4 месяца назад
zanan mahaleo reo e
@ratoujou
@ratoujou 4 месяца назад
Mankasitarka e.. mandalo ny tonon-taona rehetra.
@poundalee5281
@poundalee5281 4 месяца назад
Mankalaza👏👏👏
@MikeAinasoa4
@MikeAinasoa4 4 месяца назад
Tsara be