Тёмный
Zara music
Zara music
Zara music
Подписаться
Комментарии
@sergiabiharisoa4401
@sergiabiharisoa4401 Месяц назад
Misaotra foana Tompo amin'izay misy na tsy haiko aza ny dikam-piainako amin'izao matoky aho fa hainao ny manarina sy mamoaka ahy ho mpandresy.
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 2 месяца назад
Marina 🙏🙏
@raharimalalacelestine725
@raharimalalacelestine725 3 месяца назад
Misaotra jesosy ô tena hainy Andriamanitra mamaha ny olana rehetra @fiainako …Ahiny andraminitra Manova vao2 fiainako amen 🙏
@Matissecreativmadagascar
@Matissecreativmadagascar 3 месяца назад
Tena hainy🙏🙏
@giannionjatsoa
@giannionjatsoa 3 месяца назад
Hain ny manao zavatra rehetra satria Andriamanitra Izy 🤍
@user-wj4st8rw2k
@user-wj4st8rw2k 4 месяца назад
❤Anao manontolo aho , Misaotra Tompo o❤
@raharivony8212
@raharivony8212 4 месяца назад
Merci Jésus
@amourandrianantenaina6455
@amourandrianantenaina6455 5 месяцев назад
tena ainy tompo ny madamina ,ny fiainako
@user-fg8gp7eo4u
@user-fg8gp7eo4u 5 месяцев назад
Merci mille fois très belle voix
@rosetterasamizanakiniaina9843
@rosetterasamizanakiniaina9843 6 месяцев назад
Tena tsara , mampisaina tanteraka
@NorosoaAndri-vk2ib
@NorosoaAndri-vk2ib 6 месяцев назад
Alléluia ❤️❤️❤️
@luniversdes2cousines
@luniversdes2cousines 6 месяцев назад
Je ne peux plus sortir la musique de ma tête ❤❤
@TokyRazafindramboa-df7lk
@TokyRazafindramboa-df7lk 6 месяцев назад
Milay be ilay feonkira ❤.
@MsTsalama
@MsTsalama 7 месяцев назад
❤❤❤
@user-kr7zx2qg4k
@user-kr7zx2qg4k 7 месяцев назад
Amen
@EmmanuellaRandrianjarivo-kw2fn
@EmmanuellaRandrianjarivo-kw2fn 7 месяцев назад
Lasa mitaiza saina hangalatra ny an'ny hafa. Lasa ohatran'ny hoe tsy afaka ny hanana ny an'ny tena fa tsy maintsy mangalatra.
@royiavoniaina2498
@royiavoniaina2498 9 месяцев назад
Tsara ny Hira ❤
@mariejosianegence3962
@mariejosianegence3962 9 месяцев назад
S'il vous plaît y a-t-il quelqu'un qui peut me traduire cette chanson en français elle est trop belle j'adore
@amourandrianantenaina6455
@amourandrianantenaina6455 5 месяцев назад
oui
@natacharazanatiana3606
@natacharazanatiana3606 Месяц назад
Je vous aime,je vous adore, tellement jésus jusqu'à la fin ,je te changerai à qui que ce soit, à quoi que soit seigneur ...
@user-ml4xw1vn2e
@user-ml4xw1vn2e 10 месяцев назад
Antsoy Jesoa e ,antsoy i Jesoa ampilamina indray ny alahelo nanjo sy ny sento namay ,izao dieny izao antsoy JESOA.amen
@herynirakatsiryharilalaraj1050
@herynirakatsiryharilalaraj1050 10 месяцев назад
💖💖💖
@malalatianaraharison8620
@malalatianaraharison8620 11 месяцев назад
Tena hainy Tompo ny mandamina ny fihainako.
@ikkerandriamparany5103
@ikkerandriamparany5103 11 месяцев назад
Misaotra Jesoa fa tena hainao tokoa ny manao mihoatra izay nofisiko. Sambatra loatra aho manana Anao
@user-de1pf2ug9r
@user-de1pf2ug9r 11 месяцев назад
misaotra tompo o
@user-eb2gm9ol4e
@user-eb2gm9ol4e 11 месяцев назад
❤misaotra tompo o!
@TOVONTSOANDRIVAHermann-ds6zh
@TOVONTSOANDRIVAHermann-ds6zh 11 месяцев назад
Tena tiko
@ravakahermance5684
@ravakahermance5684 Год назад
Tsara béeeeeee👏👏😍
@FANGATO974
@FANGATO974 Год назад
Merci
@jacquelinebailly6910
@jacquelinebailly6910 Год назад
Tsara hira ty nagnino ma izity tsy mety agnaovagna réel des photos ?
@olgalaretif6686
@olgalaretif6686 Год назад
Mankasitraka ô
@lazahenitsoa
@lazahenitsoa Год назад
tena anisany mampahery b anah ity hira ity
@fanjatantelyMisarijaona-cr8dg
J'aime ta nouvelle chanson
@koloinarajaobelina7643
@koloinarajaobelina7643 Год назад
Misaotra JESOA 🙏
@maryloumia3483
@maryloumia3483 Год назад
Misaotra anao Jesosy fa ainao tokoa ny zavatra rehetra 🙏
@tiganajean7619
@tiganajean7619 Год назад
❤️❤️❤️❤️❤️💪💪
@ainasoaandriamampianina
@ainasoaandriamampianina Год назад
tena hainy Aleloia
@sylistancefiankina4159
@sylistancefiankina4159 Год назад
Merci bcp fa tena cool❤❤❤
@saratsilavina9965
@saratsilavina9965 Год назад
Merci bcp❤
@cmoicoincoin
@cmoicoincoin Год назад
LYRICS = PAROLES = TONONKIRA Hatramin'ny fahoriana nataonao fagnodiagna mampalahelo zaho ôh mampadiadiagna T’inquiète zah ravady eh zah efa tsy hiady ii zegny ataoko fady ii ummhh Hanihitihy anao zaho fa tsy ahefa aaa aleoko misintaka lavitry milaifa aaa anao banjaiko, anao tsy vambaiko, anao tsy ilaiko ôh magnangy koa vognono hisaraka io tsy mankany aminao ôh La glace natao rano ooo nintsika efa ravagna e omeko anao ny mahereza aa fitiavako anao efa raraka ee La glace natao rano ôh nintsika efa ravagna e omeko anao ny mahereza aa fitiavako anao efa raraka ee Mahereza aa, Mahereza malalako o Mahereza aa, Mahereza malalako e Mahereza aa, Mahereza malaloko ôh Mahereza aa, Mahereza malalako e Ouhouhouhou Koa ezaka nataoko zay ii zagnahary mahita aaa Na anao andeha jusqu'andangitra koa kara zaho anao tsy ahita eeeo 1,2,3,4 jusqu'à dixième chance nandeha maré loatra anao ngia ee ny afarany lany essence ouh Hanihitihy anao zaho fa tsy ahefa aa Aleoko misintaka lavitra milaifa aaa Anao banjaiko, anao tsy vambaiko, anao tsy ilaiko oo Magnangy koa vognono hisaraka io tsy mankany aminao ououou La glace natao rano oo nintsika efa ravagna e omeko anao ny mahereza a Fitiavako anao efa raraka ee La glace natao rano ooo nintsika efa ravagna e omeko anao ny mahereza a fitiavako anao efa raraka ee Mahereza a, Mahereza malalako oo Mahereza a, Mahereza malalako ee Mahereza a, Mahereza malalako oo Mahereza a, Mahereza malalako ee Mahereza a, Mahereza malalako ee Mahereza a, Mahereza malalako ee Mahereza a, Mahereza malalako ee Mahereza a, Mahereza malalako e
@soaange177
@soaange177 Год назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@cedricwilliam6693
@cedricwilliam6693 Год назад
Meva be❤️
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 Год назад
MISAOTRA JESOA malala, ianao no viarovana ho ani zay mino sy matoky Anao, Hisaorana mandrakizay ny anaranao ry Masina indrindra AMEN 🙏💖
@tatianarajaonarison5406
@tatianarajaonarison5406 Год назад
Hainy tena hainy, mahatoky Anao hatramin'ny farany
@anjara
@anjara Год назад
Soa biby 😊
@marcellinleong5174
@marcellinleong5174 Год назад
Moi aussi j'adore 🔥👺👺🔥🔥💥💥💥💥💥🔥🔥🔥🔥🔥🤑🤑😎😎🥸
@jonathanrandrianantoandro5217
tsara be
@miainafitiaandryandraina9892
Tena tiako ity hira ity, mankasitraka❤️
@ramahazosoaht8114
@ramahazosoaht8114 Год назад
Tsara. Kosa. Sandy. Hira. Sani
@noelinemarierazafiharimisa3621
Tiako ee😙😙
@leongyolane8632
@leongyolane8632 Год назад
J'adore, rim ka , ❤️❤️😀😄✊🏿✊🏼
@annianna9903
@annianna9903 Год назад
J'adore trop ♥️❤️❤️🔥🔥🔥