Тёмный
ilesabotsy
ilesabotsy
ilesabotsy
Подписаться
hira malagasy, music, live, cabarets, jazz, madagascar, for fun ...
lilie & luk - rotsirotsy (rambao) ...
3:44
10 месяцев назад
lilie & luk - tsara tso-drano (dadah rabel) ...
3:22
10 месяцев назад
lilie & luk - tsiaro anao (lalatiana) ...
3:34
10 месяцев назад
lilie & luk - anjavidy (vola sy noro) ...
3:55
10 месяцев назад
luk - michelle (the beatles) ...
3:55
10 месяцев назад
cma - akaito (bessa) ...
4:31
4 года назад
cma feat. inah - hehy (bessa) ...
3:04
4 года назад
cma - tsy mba lapa (bessa) ...
2:56
4 года назад
cma feat. Inah - amontana ...
3:09
4 года назад
cma feat. Inah - mafy (bessa) ...
5:43
4 года назад
cma - ny lanitra no ialofako ...
4:52
4 года назад
Комментарии
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 19 дней назад
Mankasitraka
@jamelbenhassine6858
@jamelbenhassine6858 3 месяца назад
Ary nga tsy misy bodo taloha,,nisy an'imalala sy papoose sy franck sy roger kely sy veve??
@randrizaka1703
@randrizaka1703 3 месяца назад
NY TSAPAKO DIA TONGA DIA NY FO SY NY FANAHY NO VODONAN'NY TONONKIRA SY NY FEOY HAINY TSRA NY MAPIVADY AZY .HITA TENA KANTO IZANY HOE TSARA TSY VOAFETRAN'NY FOTOANA SY NY TOERANA.MISATRA BESSA
@user-fw9up9jy3x
@user-fw9up9jy3x 5 месяцев назад
mahery Mahery é
@randrianarivonyriana2974
@randrianarivonyriana2974 5 месяцев назад
eny , tena mitovy hevitra aminao tateraka ny tenako , le originale mo dia tena angamba tsy ho ita tsony mihitsy ,mahagaga fa ny version disque 45 sy 33 tours no be mahatahiry fa tsy ny cassette ,
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 5 месяцев назад
Ity zao mba manakaiky le original taloha! Tsara e! na nivalana kely ary le gitara🙏🙏🙏 Il za ary no manana Ilay version voalohany an’i Nono iny fa tsy mahita mihintsy !
@tantelyrazafindranaivo
@tantelyrazafindranaivo 5 месяцев назад
@nambinintsoaerickaandriats483
@nambinintsoaerickaandriats483 6 месяцев назад
Matsiro ranga tena tsara
@NicoleRABE-fo4yq
@NicoleRABE-fo4yq 6 месяцев назад
Iza moa no tompon’ity hira ity e
@zandriniparani
@zandriniparani 6 месяцев назад
@manitraramaroson2372
@manitraramaroson2372 8 месяцев назад
merci be ho an'ny mpitendry !!!
@harenaanjara2753
@harenaanjara2753 8 месяцев назад
Milay ry zalah a...tsara lay hira sy ny fitendrinareo azy...
@ericrambolamanana5825
@ericrambolamanana5825 9 месяцев назад
Merci Tosy
@cappuccino_
@cappuccino_ 10 месяцев назад
Manimba hira le olona miresaka mafy bé amle vidéo
@traiteurlerougail3832
@traiteurlerougail3832 10 месяцев назад
❤❤❤
@eloirecord3831
@eloirecord3831 Год назад
Reo ry zalahy nisantatra ny Boys Band tam zany fotoana! Souvenir....
@jeffdubenin3623
@jeffdubenin3623 Год назад
Le bassiste est bon 🎉 merci Nora pour le duo
@harinjakaandriantsilavo2935
siora zalahy,
@bakolyratovonirina7140
@bakolyratovonirina7140 Год назад
tiako loatra ❤❤❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mila miteny ve?
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mila mody.
@thiers526
@thiers526 Год назад
Hira nohirain'Tina sy Daddy t@ zany mbola Lils music
@birdconnor5856
@birdconnor5856 Год назад
Izay mitsy hoà ! I Tina no fantatro fa nihira izany taloha !
@fikalahy4176
@fikalahy4176 Год назад
Aleo lavitra i Njakatiana no manao azy noho i Rija Ramanantoanina.
@fikalahy4176
@fikalahy4176 Год назад
Manimba ilay hira mahafinaritra ny tsy fahafehezan'ilay mpitendry clavier Blues. Ataovy tsotra @ manaraka fa be ny mpankafia ity hira ity toa ahy.
@andoniainarakotoson4695
@andoniainarakotoson4695 2 года назад
Tena tsara sady hafa kely
@onjaniainarakotonirina5582
@onjaniainarakotonirina5582 2 года назад
Ekena aaaa
@hajarazanakoto4651
@hajarazanakoto4651 2 года назад
NY NGEZA INDRINDRA AMIN'NY AINGAMPANAHY
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@nirinarakotonarivo5625
@nirinarakotonarivo5625 2 года назад
🥰
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 2 года назад
Tena tsara eee
@nambsran8884
@nambsran8884 2 года назад
ary aiza i Luc,mbola hafa ny feony
@fikalahy4176
@fikalahy4176 2 года назад
Aza simbaina toa izao ny hiran'i Lucien RANDRIANINA ry zalahy a. Ny ara-javamaneno mahafinaritra fa ilay feo tena manimba. Ialàna tsiny.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Omeko anao :-)
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 2 года назад
tena Fy no relève!!
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 2 года назад
milay ee!!! 🤣
@Tohavina
@Tohavina 2 года назад
Misy manana ny tononkira ve azafady ?
@tommyarmino2663
@tommyarmino2663 2 года назад
Zany ka dia tena kanto❤️🔥
@lalainarasolojaona8616
@lalainarasolojaona8616 2 года назад
Merci 🥰🥰🥰🤩🤩🤩🤩
@samhelrahari3948
@samhelrahari3948 2 года назад
Tiako b mints ny nanaovany azy ! Merci Poun
@vonializay
@vonializay 2 года назад
Hihira ho Anao androany Ry Ray, Tomponay Hidera Anao hatrany Te-hamaly, Satria faly Niantso Ianao Ka namaly aho Fa sitrapo ny ahy Hanaraka Anao Hampiray indray Ilay fo sy fanahy Ho any Aminao Rahatrizay Hidera Anao Topi-maso ho Anao Ry Ray ao ambony ao Hamelona indray Ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa Tsy hanam-paharoa Ilay safidin'ny fo Hidera Anao Topi-maso ho Anao Ry Ray ao ambony ao Hamelona indray Ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa Tsy hanam-paharoa Ilay safidiko Ho any Aminao Fa tiako Ianao
@vourou4095
@vourou4095 2 года назад
Tsara béé zalahy
@tsitorandria8573
@tsitorandria8573 2 года назад
kay kay kay
@solfitain7340
@solfitain7340 2 года назад
Tsara bé 👏👏🔥
@erica9854
@erica9854 2 года назад
Tena mahafinaritra 💖💖💖
@irisnelka1526
@irisnelka1526 2 года назад
Tiko lesy e merci fa tiko kokoa ian le REBIKA mihira azy
@rtm7randrian
@rtm7randrian 2 года назад
Masak b Solo. Hafa mihintsy e
@frederich.ramandaniarivo1325
@frederich.ramandaniarivo1325 2 года назад
Favy e
@samhelrahari3948
@samhelrahari3948 2 года назад
Tsara b, tiako b
@narindrarakoto9406
@narindrarakoto9406 3 года назад
💯❤ tsara be
@lovaandrianasolo5839
@lovaandrianasolo5839 3 года назад
Tsara kanto tokoa. Merci infiniment !