Тёмный
JAWS BAND
JAWS BAND
JAWS BAND
Подписаться
Jehovah Ray -  Jaws Band
6:02
4 года назад
Efa Lera(JAWS BAND)
4:52
4 года назад
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
5 лет назад
Комментарии
@TantelyAndritianaRASOLOFONIRIN
@TantelyAndritianaRASOLOFONIRIN 10 дней назад
Tiko ❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏
@albertvalentinrakoto6022
@albertvalentinrakoto6022 2 месяца назад
2024- Dera, laza sy voninahitra ho an'Andriamanitra...JEHOVAH RAY...🙏🙏🙏
@user-oo3tn9jf5j
@user-oo3tn9jf5j 5 месяцев назад
MARINA LOATRA
@elydadadomaury1406
@elydadadomaury1406 5 месяцев назад
Kanato loatra Izany indrindra Rahalahy ,Mila miverina amin' i Tompo daholo @ izay tokoa mba handovana ilay fiainana Mandrakizay .Amen amen amen 🙏🙏🙏🙏🛐❤
@user-oz8vk6ie2j
@user-oz8vk6ie2j 6 месяцев назад
Amen 🙏🙏 Raiso zahay Jesosy mitalaho aminao 🙌
@ANDRIANOMENAFANASINA
@ANDRIANOMENAFANASINA 6 месяцев назад
izy mamatsy ahy isanandro
@stephaniemadjide-nf7no
@stephaniemadjide-nf7no 7 месяцев назад
Bravo,Jaovola,du groupe jaw's band,je suis votre fan.
@misoumisou8453
@misoumisou8453 7 месяцев назад
Deraiko ampifalina anao Jehovah
@OnyMinoarisoa
@OnyMinoarisoa 9 месяцев назад
Deraina ny Avo Indrindra 😍🥰😍
@clementinerafarahanta5806
@clementinerafarahanta5806 10 месяцев назад
Dera laza voninahitra anie ho an’Andriamanitra be fitia. Le tournage au Morne village est juste devant ma maison ❤
@hasiniainasarahramarolahy9913
@hasiniainasarahramarolahy9913 10 месяцев назад
Misaotra Jaws Band 😊🙏
@hajatiana2502
@hajatiana2502 10 месяцев назад
Fiderana lalandava no atolory an'i Tompo , misaotra aminy fampaherezana ampitiavana .Lehibe tokoa izy ka mendrika lo deraina . Amen
@ncoman2192
@ncoman2192 Год назад
I love the malagasy
@ncoman2192
@ncoman2192 Год назад
@rvechafaudage5314
@rvechafaudage5314 Год назад
tena zany ka hira
@heritinatsilavo2837
@heritinatsilavo2837 Год назад
Voninanhitra ho an'Andriamanitra. Tsara lotra ty hira fiderana ty
@HenintsoaAndrianarimalal-nk7le
❤❤❤mitalaho ❤❤
@sasarova144
@sasarova144 Год назад
Tsara be foana ❤❤❤
@sylviaandrianatoandro2235
@sylviaandrianatoandro2235 Год назад
kanto loatra
@apocalyptomainevent4471
@apocalyptomainevent4471 Год назад
Mister V a bien géchan
@tovoandriambololona4795
@tovoandriambololona4795 Год назад
Mankasitraka fa tena milay le mozika,
@ravelojaonadinajeanyves4695
Voninahitra sy dera ho an' Andriamanitra irery ihany🙏👍
@dinasoafr1027
@dinasoafr1027 Год назад
💒🙏
@juliepriscadinarisoa8714
@juliepriscadinarisoa8714 Год назад
Omeo fahendrena aho ry Raiko.amen🙏
@hasiniainasarahramarolahy9913
@hasiniainasarahramarolahy9913 2 года назад
Kanto 🥰 misafidiana ny fiainana mandrakizay 😌
@raoelinaandriamanentovolao4444
@raoelinaandriamanentovolao4444 2 года назад
Misaotra fa tsara ilay hira
@dorthine123
@dorthine123 2 года назад
MIPOLIA am NAGNAHARY TIKA : AMENN zan mits
@hanitrasehwi8262
@hanitrasehwi8262 2 года назад
Ety an-tany tahaka ny agny an-Danitra ❤🧡
@jaonarakotonirainy2287
@jaonarakotonirainy2287 2 года назад
tsara be
@helitianarasoavelonanahary1945
@helitianarasoavelonanahary1945 2 года назад
Izay ahako vao nihaino ny hiranareo nivantana sy nahita anareo nivantana, mariage RASOHAGA tamn samedi 14 aout teo fa top e Tiako loatra, Gloire à Dieu, tsara b.Tena tsara..Misy hainga panahy b nihaino ny hiranareo.Mana peo daolo koa..🤗😊Continuez d etre meilleurs🙏
@jeaninerasoanatoandro6360
@jeaninerasoanatoandro6360 3 года назад
👍👍👍👍💪❤️❤️ Bravo les KIRK FRANKLIN MALGACHE, je suis très fière de vous tous Top des Tops envie de rentrer à Mada après 40 ans en France, je vous rendrai visite 😍que Dieu vous Bénisse tous et la Gloire seule LUI soit Rendu♥️
@isaiaitf7764
@isaiaitf7764 3 года назад
Efa tena lera MARINA IZAO e ! TENA mibebaka daholo
@isaiaitf7764
@isaiaitf7764 3 года назад
MANDRAY n'y fifonantsika ANDRIAMANITRA REHEFA tena MIAIKY isika fa tena MPANOTA ARY tena MIBEBAKA MARINA , TSY mamerina ireo adalana intsony ,
@AlainCovers
@AlainCovers 3 года назад
i do love this song
@rollandniainajeanmarie3532
@rollandniainajeanmarie3532 3 года назад
Amen
@misoumisou8453
@misoumisou8453 3 года назад
Wow wow wow haaaaaaa manetsika ny Fô The best of Malagasy Gospels Love love love And God bless you all 🙌🏽
@misoumisou8453
@misoumisou8453 3 года назад
Voninahitra hoany avo indrindra Fa Andriamanitra hanadrana anareo Satria mpanakarena Jehovah Ray Misaotra Jesosy zanakany fanahy Masina
@sylvainrasoanaivo9267
@sylvainrasoanaivo9267 3 года назад
Yeah! It's the good time to choose Jesus as Lord and Savior My beloved brothers and sisters
@titarafalimanana871
@titarafalimanana871 3 года назад
👍⭐🕊️🙏
@mamymbinina5355
@mamymbinina5355 3 года назад
❤️❤️❤️
@zolyvalisoaratolojanahary846
@zolyvalisoaratolojanahary846 3 года назад
Tafalatsaka amin'ilay hira ny aty fanahiko 😭❤
@anitanandrianina4736
@anitanandrianina4736 3 года назад
Tiako loatra ity hira ity 😍😍😍😍 Misaotra Ray tam'talenta natolotrao ireto mpanomponao hanoro lalàna anay am fiainanay. Marina loatra ny tonony 🙏🙏🙏🙏
@Ibnslm
@Ibnslm 3 года назад
Anisan’ny hira tsara indrindra an’ny tarika. Manaingo tsara an’ilay hira ny “cuivre”, “harmonie” n’ireo “choristes”, ny lokanga gasy, ary ny tenim-paritra. Tsara
@randriamampianinamamisoa355
@randriamampianinamamisoa355 3 года назад
Merci zoky e.... Amn'anjy..👍👍👍
@rollandjosephrazafimamonjy283
@rollandjosephrazafimamonjy283 3 года назад
Ankafiziko hatrany eh! Voninahitra ho an' Andriamanitra irery ihany !
@rollandjosephrazafimamonjy283
@rollandjosephrazafimamonjy283 3 года назад
Tsara ilay hira ary mampandona ny tratra sy hiaiky ny heloka vita tokoa ka manainga hiverina indray eo amin' Andriamanitra! Misaotra anareo (y)
@andriantsoamickaelrakotoza1826
@andriantsoamickaelrakotoza1826 3 года назад
Tsara be ny tonokira sy ny feo , mahereza @ asan'i Tompo
@clairemotrakotonirina8579
@clairemotrakotonirina8579 3 года назад
Mlay
@harivolaramahazomanana4404
@harivolaramahazomanana4404 3 года назад
❤❤❤
@raveloarisoanantenaina9300
@raveloarisoanantenaina9300 3 года назад
tsara ilay hira