Тёмный
Sitraka Andrianjafy
Sitraka Andrianjafy
Sitraka Andrianjafy
Подписаться
TARIKA HASINA - ANTSO
4:21
4 года назад
MANJA FOANA "NY AINGA"
5:11
5 лет назад
REBIKA "AMPY IZAY"
4:11
6 лет назад
BOSCO SY FENO "TSY HOE...."
3:48
6 лет назад
BOSCO SY FENO "MIALA MANGINA"
3:41
6 лет назад
Комментарии
@mireille0311
@mireille0311 2 месяца назад
Tena miaiky ny feinareo rangah zah tena ef 42 taona zah fa mbola tiko fona le vazonareo
@justinrarivomanana2649
@justinrarivomanana2649 7 месяцев назад
OK
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Dilemme. Ho votsi-droa eo. Misafidy ihany no rariny.
@rafanomezantsoalalaina2988
@rafanomezantsoalalaina2988 3 года назад
hain le zanako(8ans) ery ty hira ty♥️
@razafindrakotomissou4831
@razafindrakotomissou4831 4 года назад
Msotra s mankasiraka e!mb asio tonony koa izay manana s feonkira
@laureneramamonjisoa7528
@laureneramamonjisoa7528 4 года назад
Misy sipakely efa ela no niriana Tena potika sy tara taminao Kisendrasendra ianareo nifanena Dia mpisipa foana hatramin’izao Fa tandremo ialahy ho krizy ialahy indray andro Hitady sipa laibany indray avy eo Izao no kôziko amin’ialahy tsy vazivazy Carrosserie mamitaka ireo Aoka ialahy tsy hanadino ity hirako ity Fihino ny malala raha mbola mba mitia Tsy misy hafa mahasolo an’io Fa misy manjamanja amin’ny sipanao io Manja letsy io sipakely io Manja letsy io zazavavy io Sipa tsy mba mampirafy sady tsotra tsy migafy Manja letsy io sipakely io Manja letsy io zazavavy io Tsara letsy io sipakely io Mitsikitsiky manjakely Costita koa mamely Tsara letsy io sipakely io Ny malalako izay dia na tsy foiko Misy zavatra tsy afoizako azy Tena zavatra manokana matsiro Tsy voasolo raha samy vehivavy Ho haiko tsy handrava ny fiarahanay Fa tiako tena tiako izay malalako izay Tsy misy hafa mahasolo an’io Raha mbola sipa hafa tsisy asoloko an’io Manja letsy io sipakely io Manja letsy io zazavavy io Sipa tsy mba mampirafy Sady tsotra tsy migafy Tsara leisy io sipakely io Very ialahy raha miala amin’io Manja ialahy fa nahapezy an’io Tsy nasiana taratasy Fa tonga dia face à face Tsara leisy io sipakely io Na dia misy gidragidra aza adino Ny sipa rehefa mankafy tsy sahy mi-pa Fa misy zavatra manokana koa e Tsy ahafoizan’io sipa io an’ialahy Ataovy tamana ataovy mankafy Fa ny sipa rehefa mankafy dia tena mitia Tena tsy lainga marina io leiry Fa perta eo ialahy raha lasa io sanatria Manja letsy io sipakely io Manja letsy io zazavavy io Sipa tsy mba mampirafy Sady tsotra tsy migafy Tsara leisy io sipakely io Manja letsy io zazavavy io Tsara letsy io sipakely io Mitsikitsiky manjakely Costita koa mamely Tsara letsy io sipakely io Very ialahy raha miala amin’io Manja ialahy fa nahapezy an’io Tsy nasiana taratasy Fa tonga dia face à face Tsara leisy io sipakely io
@evaeva2271
@evaeva2271 5 лет назад
Ilay taloh no tsara
@tolojanaharyhariveloharive2523
zany ka rebika,tsara
@pharmacieankadindratombo1192
@pharmacieankadindratombo1192 5 лет назад
merci zoky roalahy
@maherisoaralison4001
@maherisoaralison4001 5 лет назад
Mangovingovitra?
@trevortrent319
@trevortrent319 3 года назад
I guess it is kind of off topic but do anybody know of a good site to stream newly released tv shows online?
@gregoryabraham6565
@gregoryabraham6565 3 года назад
@Trevor Trent Lately I have been using FlixZone. Just google for it =)
@harimananaginah6375
@harimananaginah6375 6 лет назад
Efa ela no nahenoako ity hira ity t@ RADIO fa tato ho ato vao hitako t@ youtube de nalefako foana isan'andro ary mbola alefako foana fa mba mangataka ataovy karaoké mba hakanay ambiance rehefa mamonjy karak's fa tena ankafiziko, Merci REBIKA
@razafindrakotomissou4831
@razafindrakotomissou4831 4 года назад
mankasitraka namana fa ef ela koano nitadiavana an io fza vo nahazo!msotra e!mb asio tonony hanarana s feonkira izay manana!
@hiasrandrianarisoa3659
@hiasrandrianarisoa3659 6 лет назад
TOKONY I LOLA SY TONTON PA MIARAMIHIRA ANZANY MIVERENA AMREBIKA RALOLA A
@alainzefakely3293
@alainzefakely3293 5 лет назад
samy manana ny feony io ry HIAS a
@andryrafalimanana9065
@andryrafalimanana9065 6 лет назад
tsar b vazo e,hiainana tsar mints
@bezamongama9186
@bezamongama9186 6 лет назад
Au faite à la base faniriana no titre io hira io fa novaina tonony sy ny arrangement
@honoreramanandraibe543
@honoreramanandraibe543 6 лет назад
" FANIRIANA " (Gédet "JANJALY de Tamatave" ) : Ny loha no sahirana mitady izay mangirana...Efa ela izay ,na d'iray dia tsy mba nisy nitoetra mihintsy...sns...sns...
@fanevarandriamanana2019
@fanevarandriamanana2019 6 лет назад
Tsara zalahy fa tohizo an
@sitrakaandrianjafy5516
@sitrakaandrianjafy5516 6 лет назад
merci tyyyyyyyyy