Tena tiko lotra ty hira ty. Mihaino azy fona za isanandro. Mihaino hoy aho satria tena le clip kosa lo tsy de tsara e!!! le scénario tiko fa le milahadahatra pfff!!! Fa mankasitraka anareo de maniry ny soa rehetra ho anareo.
Misaotra ny Mpamoron-kira fa hita fa avy amin'i Jesosy ny hira. Isaorana koa ny mpitsikera fa saingy tokony handinika ihany fa "matoky" no tena izy fa tena miova ny hevitry ny tononkira raha "mahatoky" no resahina.
Fifanojoana sa toa mitovy le scenario? www.google.com/url?sa=t&source=web&rct=j&url=m.youtube.com/watch%3Fv%3DSqXRxncZer0&ved=2ahUKEwiwu6fFj8DdAhUKAcAKHbyzCnEQjjgwAHoECAgQAQ&usg=AOvVaw3gJdO0PKNsMiruoD3ksnvC
"MaHAtoky"= digne ou méritant confiance. MATOKY = Avoir confiance!... Eto anefa dia ....mametraka ny fitokiana amin'ny Tompo JESOSY KRISTY na inona na inona mitranga no hiraina!...= J'AI CONFIANCE EN TOI SEIGNEUR JÉSUS CHRIST!...Noho izany, dia ....MATOKY no ampiasaina FA TSY MAhaTOKY!